SHINE - MISAOTRA - REV FARA ANDRIANARIVO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 38

  • @raharijhonsonsandra8914
    @raharijhonsonsandra8914 หลายเดือนก่อน

    Misaotra Tompo ô ! Lehibe ny fitiavanao ! Amen. Alléluia !

  • @augustinrakotonirina9429
    @augustinrakotonirina9429 4 ปีที่แล้ว +3

    Merci Jésus❤️❤️misy mpino' ny fiangonana shine Ve? 🧡🤔😏🙂🙂😊

  • @tianaericandriambolasoa8555
    @tianaericandriambolasoa8555 2 ปีที่แล้ว

    Merci pour votre chanson pour Dieu misaha💖🙏

  • @lililamseck9577
    @lililamseck9577 3 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @faliherytahiry6034
    @faliherytahiry6034 2 ปีที่แล้ว

    ary ela zay tsy nahita ny Rev Fara a!

  • @ravololonjanaharystephanie5092
    @ravololonjanaharystephanie5092 3 ปีที่แล้ว

    Marina loatra 😍😍

  • @MaSoa
    @MaSoa 9 ปีที่แล้ว +1

    Woaooooooo.... Feno voninahitra manontolo....
    Miankohoka.... To God be the glory

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 7 ปีที่แล้ว

      Ho sasatra foana zay mpanenjika fa tohizo foana fa mampahery ny hiranareo mivady .sady manampeo .

  • @rafotsymanitra7050
    @rafotsymanitra7050 8 ปีที่แล้ว

    Misaotra misaotra lehibe ny fitiavanao .Misaotra misaotra Tompo ô!Mankasitraka Bishop sy Reverend nizara sy nampianatra anay ny Tenin'Andriamanitra, ny Fahamarinany sy ny Fanamarinan'Andriamanitra, handroso hatrany ny ministera ary hitombo ny fiangonana.Mitomboa amin'ny Fahasoavana.Aleloia , AMEN.

  • @bernardgrillet9749
    @bernardgrillet9749 8 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Ray o!Tompo lay Tsitoha anie hanome anareo mihoatra noho izay heverinareo,Amen!Zany GÉNÉROSITÉS-nareo zany ry RAD-ko ampanahy, Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary mbola mamerina ny fankasitrahana indray

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 2 ปีที่แล้ว

  • @rafanomezantsoamendrikatsi5712
    @rafanomezantsoamendrikatsi5712 8 ปีที่แล้ว

    tohizo hatrany fa tsara :) Tahin'ny Tompo !! HO RERAKA FOANA IZAY TSY TIA E!!

  • @josetterasoeliarivony3435
    @josetterasoeliarivony3435 5 ปีที่แล้ว

    Makasitraka tompoko oooo
    Tsara ny hira sy ny tononkira misaotra Tompo oooo

  • @jamalcell9450
    @jamalcell9450 5 ปีที่แล้ว

    misaotra fa lehibe ny famindramponao tompô amen🙏

  • @noellapatureau9391
    @noellapatureau9391 9 ปีที่แล้ว

    Deraina ny Tompo!!! Lehibe tokoa ny Fitiavanao Tompo !!

  • @hosannarazafkt829
    @hosannarazafkt829 9 ปีที่แล้ว

    merci mon dieu misy kasika b an fanahy masina l hira mitombo am fasoavana pasteur patrick et fara andrianarivo ts manadino anarw zaay aty lareunion mijer canalsat fona isakariva am emission tsara n tompo maereza

  • @andriafanomezantsoatolotra1288
    @andriafanomezantsoatolotra1288 9 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka fa tena tsara ho tahian tompo foana anie ianareo mankasitraka

  • @jeannoelchristian2763
    @jeannoelchristian2763 6 ปีที่แล้ว

    IMELA no titre original.... tsara pasteur Fara. tahy ny tompo

  • @rakotomenanoro3589
    @rakotomenanoro3589 5 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra!!!

  • @louisetterasoaniaina3360
    @louisetterasoaniaina3360 7 ปีที่แล้ว

    Mitomboha @fahasoavana RAD ara-panahinay fona ianareo mivady,efa lehibe ianareo ary olona goavana misaotra ny tompo aho nana anareo nampianatra ahy sy nitarika ahy hatrany mankasitraka tompoko

  • @fitiavanatsirinalamichel620
    @fitiavanatsirinalamichel620 5 ปีที่แล้ว

    inona no lohateny originalan'io hira io azafady? merci

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 4 ปีที่แล้ว +1

    tandremo ary aza faly miheno fotsiny ! Jereo ny tantaran' io fiangonana io

  • @ravoasimolaravaka1602
    @ravoasimolaravaka1602 8 ปีที่แล้ว +2

    tenna itako tsara ery ny taovolo sy ny akanjonareo

    • @davidasarobidy7833
      @davidasarobidy7833 8 ปีที่แล้ว

      +kikki kelly lany andro eo ianareo anaratsy sy anenjika anreo olona roa reo fa olona tsy laitrambalan fanenjehana ireo e.enoy nge le ira de saino tsara e.

    • @bernardgrillet9749
      @bernardgrillet9749 8 ปีที่แล้ว

      +davida sarobidy alléluia alléluia alléluia alléluia, efa betsaka reo mpanompon'Andriamanitra nifandimby hitako azafad indrindra fa ireto RAD-KO AMPANAHY ireto tena WAOUHH(Mamindrà fo fa ijoro vavolombena kely azafad) : manambady aho ar mananjanaka 10ans nefa nijangajanga fo pendant 17ans de naita an'i Bishop aho mitoriteny tam télé nefa za mamo tamzany de tonga de nisava lay toka ary NIVAVAKA AHO ARY ZAO NO NATAOKO ANATY VAVAKA HOE:FA NA DIA MITOPY ANY AMIKO IHANY HOA JESOSY NY MASON'IO MPANOMPONAO IO DE HO SITRANA AHO.ALLÉLUIA ALLÉLUIA ALLÉLUIA ! Lehibe indrindra ny Famindrampony de io aho manompo an'Andriamanitra amn fo feno afalina fona ao AMINAY AO AMIN'NY SHINE,HI HIHIHI MAMINDRÀ FO FA FALY LOTRA AHO,AÏCHA

    • @bernardgrillet9749
      @bernardgrillet9749 8 ปีที่แล้ว

      +kikki kelly Tsofiko rano ianao ho tonga ao ampiangonana rapitso

  • @falyniainarakoto1909
    @falyniainarakoto1909 6 ปีที่แล้ว

    tsara eh; lehibe NY Tompo

  • @tihanjanaharyericca6556
    @tihanjanaharyericca6556 8 ปีที่แล้ว

    tiko be le hira,

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 6 ปีที่แล้ว +4

    Za aloa dia miteny izay olona mivavaka ao @ shine ny Tompo anie ampahiratra n'y masonareo fa tao za no niala tsy tiako fitahin'i satana ianareo fa ra tsy mibebaka ianareo miala # @fahotana ,manatona an'i Jesosy ,mamaky sy makato ny baiboly' dia hoany @ elo nareo. Fa za nivavaka tao dia mitomany mihintsy rhf mihira fiderana satria maka pouvoir satanique any Afrique du Sud ireo hamitahiny ny mpino,(jereo ny you tubes ) kanefa ny fiainako feno ota tsy te hiala @ halatra tany ampesana sy ny firaisana ara nofo @ sipasipa. misaotra an'i JESOSY za fa tsy maty t@ izany tao anatiny fahotana taloha Fa raha Jesosy no manafaka dia ho afaka tokoa Amen Izay manan- tsofina ho ety mihaino aoka izy hiano. Vakio ny baiboly. Izay zanaka tiany no anariny ? Jereo ny voany hazo.

  • @annatolirakotomalala6597
    @annatolirakotomalala6597 3 ปีที่แล้ว

    Eternel! Je Te suis reconnaissante

  • @francilliasoazara420
    @francilliasoazara420 8 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Jesosy Tompoko a ,

  • @rafaliherintsoaeric3218
    @rafaliherintsoaeric3218 9 ปีที่แล้ว

    Tsara tokoa ny misaotra ny Tompo

  • @muriellepotier1137
    @muriellepotier1137 7 ปีที่แล้ว

    za reto mba te aharaka anle resaka fa ts ao mits a

  • @ravosoniandomalalarina2565
    @ravosoniandomalalarina2565 9 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e

  • @radoshalom1174
    @radoshalom1174 8 ปีที่แล้ว

    misaotra jesosy o

  • @amineraja1886
    @amineraja1886 8 ปีที่แล้ว

    mo Hamed. Hassane