Neny - FANGIA KALO GASY (Clip Officiel)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 66

  • @VivianeLalarisoa
    @VivianeLalarisoa 27 วันที่ผ่านมา

    Tena marina e, tsisy tahaka ny Neny,!!!

  • @baholynirinarandriamilanto4429
    @baholynirinarandriamilanto4429 6 ปีที่แล้ว +3

    Tsara be hafa mitsy le hoe kanto gasy. Tohizo hatrany

  • @jonojono4665
    @jonojono4665 4 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraka kia mafinaritra kely nji sady tsar feo kely 😘😘😘😘

  • @doretterandriamiaritsoa2180
    @doretterandriamiaritsoa2180 5 ปีที่แล้ว +3

    Hafa ihany izany kalo gasy 😭😍😍😍

  • @rijasson
    @rijasson 6 ปีที่แล้ว +3

    Tsara be. Misaotra manandratra hatrany ny kanto malagasy.

  • @rakotondratsimatolotra5709
    @rakotondratsimatolotra5709 4 ปีที่แล้ว +2

    Tena kanto e,mankasitraka anareo o.Atolotra ho anareo Reny rehetra amin'izao fetinareo zao.Ho lava andro iainana sy hanana fahasalamana .

  • @miarynampoinarasoanaivo6647
    @miarynampoinarasoanaivo6647 6 ปีที่แล้ว +3

    misimisia ny tanora toa anao fa tena vitsy ny tanora manao gadona gasygasy toy izao

  • @brunohonamistar6238
    @brunohonamistar6238 2 ปีที่แล้ว

    Tsara be e...mba afaka mahazo ny tononkira ve

  • @g.elminerasoatantara5830
    @g.elminerasoatantara5830 6 ปีที่แล้ว +3

    tsia misy toa any i Neny, misoatra anareo makalaza any ireo Reny malalà

  • @n.jhonie.candrianarivonive4397
    @n.jhonie.candrianarivonive4397 5 ปีที่แล้ว +3

    Mankasitraka ny FANGIA KALO GASY, tena mafinaritra e!!!!

  • @L-tiana
    @L-tiana 6 ปีที่แล้ว +4

    👌😍😍😘 Tsarabe,sady manjakely ndry,no mahay mihira,no tsara feo be.Mirary soa anareo mianaka FiPhi sy Voara a!ary koa izay mpikambana rehetra ao @ Fangia Kalo Gasy.

    • @fangiakalogasy7240
      @fangiakalogasy7240  4 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra e! Fiphie dimy mianaka e! Saotra - Rajo - Voara - Vazo

  • @nambi5443
    @nambi5443 6 ปีที่แล้ว +3

    Voary, iriko no hiara-hiasa aminao indray andro any!
    Tsara be ilay hiranareo, mampanembona ilay neniko any lavitra any.

  • @ursulasoavita1646
    @ursulasoavita1646 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao ry neny 🙏❤

  • @nandrasanarufin8860
    @nandrasanarufin8860 ปีที่แล้ว

    Tena tsara tokoa, tohizo hatrany e. Tsara be koa raha tsy tapahana ny volon'i Voara, fa atao tahaka izao ihany satria io no tena mahamalagasy sy maha mendrika anao.

  • @atparabienaimeatparabienai7161
    @atparabienaimeatparabienai7161 4 ปีที่แล้ว +2

    Hiroborobo hatrany anie ny kanto Malagasy; dia mirary soa ho anao razazavavikely ho tojo ny soa sy tsara ka ho heraheran'i Madagasikara!

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 6 ปีที่แล้ว +3

    Chapeau voary👏❤️😘 mankasitrak nareo tarika tsara be latsaka Atraminy rano maso sady nanembona neny

  • @mamyrakotonitama743
    @mamyrakotonitama743 3 ปีที่แล้ว

    Tena meva! Misaotra betsaka! Tompo anie hampitombo ny Talenta sy fahombiazana ho anareo!

  • @sidoniefara9493
    @sidoniefara9493 5 ปีที่แล้ว +2

    Waou j'en pleure ! Maintenant que je suis maman, c'est fou comme j'aime la mienne. Misaotra amin'izao hira mankalaza ny reny. Tsara loatra ny feon'ny rah zaza vavy. Mankasitraka

  • @elmondmaury7664
    @elmondmaury7664 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra eh ! Oui Tena marina hafa tokoa izany ineny izany...Mandria- piadanana ry neninany Malala 🙏🙏☝️❤️❤️😭😭🎤🎵🎶🎹🇲🇬🎸🎷

  • @andryrakotoarisoa
    @andryrakotoarisoa 4 ปีที่แล้ว +2

    Miaiky ilay feo aho , tena mety be .... tohizo hatrany

  • @lalaobagouet9244
    @lalaobagouet9244 4 ปีที่แล้ว +1

    Tiko be, mankasitraka eee

  • @Tsiroarasoa
    @Tsiroarasoa 6 ปีที่แล้ว +5

    Anisan'ny hira gasy tena tsara AO ANATIN'NY RANTSAN-TANAN'ILA ! Ny "clip" koa tsara B ! Mahereza ! Mankasitraka !
    Tandremo, ataovy tonga amin'ny ambony dia ambony koa ny fianarana etsy ankilan'ny fahazanao mihira ry Voara mba ho fehezam-bonikazo mendrika indrindra ho an'i Neny !

  • @hrazafinarivo
    @hrazafinarivo 2 ปีที่แล้ว +1

    J'adore, c'est magique, c'est magnifique de vibrer cette musique si particulière. Mankasitrak'ê !

  • @lalaobagouet9244
    @lalaobagouet9244 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka , bravo

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 10 หลายเดือนก่อน

    Kanto ery ! Mankasitraka

  • @setrasamuel5317
    @setrasamuel5317 6 ปีที่แล้ว +1

    Bravo njy, tena mafinaritra

  • @emierzfiarcho6974
    @emierzfiarcho6974 6 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka ohh😙😙😘

  • @EugeneHeriniaina
    @EugeneHeriniaina 4 ปีที่แล้ว +2

    Jerena isaky ny fetin'ny reny

  • @kellyjoany9576
    @kellyjoany9576 6 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra akia Voara kely ah

  • @heritianjanaharyarilala7515
    @heritianjanaharyarilala7515 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e!!

  • @namanaihany2637
    @namanaihany2637 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e, tsara ny FANGIA KALO GASY

  • @jeannettepina9114
    @jeannettepina9114 6 ปีที่แล้ว +5

    I love this video! She has a beautiful presence!

  • @odilodilodilodil9908
    @odilodilodilodil9908 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tena tsara be ilay hira

  • @UrsulaSoavita
    @UrsulaSoavita 4 หลายเดือนก่อน

    ❤longue vie a ma mere

  • @mandatnr8154
    @mandatnr8154 6 ปีที่แล้ว +3

    enjana wa tyh sipa kely tyh!!!!

  • @rakotoharijaonasolomon1855
    @rakotoharijaonasolomon1855 6 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka, tena mankasitraka

  • @georgetteandriamampionona2700
    @georgetteandriamampionona2700 ปีที่แล้ว

    Misaottra sy tena mankasitraka

  • @evelynebora1709
    @evelynebora1709 4 หลายเดือนก่อน +1

    Tiako misaotra ee

  • @georgetteandriamampionona2700
    @georgetteandriamampionona2700 ปีที่แล้ว

    mendrika amin'n izao fankalazana ny Teny ndreny amin'ny faha _ 25 Febroary 2023 ho Avy izao

  • @AndiniainaRatolojanahary
    @AndiniainaRatolojanahary 5 หลายเดือนก่อน

    Mahafinaritra ❤🎉

  • @naomyharivonyramiadantsial2670
    @naomyharivonyramiadantsial2670 8 หลายเดือนก่อน

    tsara kely,mankasitraka tompoko

  • @ursulasoavita1646
    @ursulasoavita1646 3 ปีที่แล้ว

    Ma mère elle me manque je t'aime maman 🙏❤️❤️

  • @soatianacamille3747
    @soatianacamille3747 6 ปีที่แล้ว +2

    Ten mahay ka

  • @setramirantsoaramarosandra3970
    @setramirantsoaramarosandra3970 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara...

  • @lalaochababy1759
    @lalaochababy1759 ปีที่แล้ว

    Atolotro manokana ho an' i Mama malalako zay amin' izao fetin' ny Reny androany zao.
    Ny Tompo anie hitahy sy homba Anao hatrany amin' izay rehetra ataonao indrindra fa Amin ny asa fanompoana Azy.
    Bisous mamy be Mamako tsy foiko e ❤️❤️❤️❤️😘😘❤️😘😘❤️😘😘❤️😘😘❤️❤️😘😘❤️😘😘❤️❤️❤️

  • @benoitsonia5303
    @benoitsonia5303 3 ปีที่แล้ว

    She’s very cute theyr’re the best

  • @youbybs8282
    @youbybs8282 3 ปีที่แล้ว

    MPANKAFY HATRANY

  • @patrickrandrianasolo513
    @patrickrandrianasolo513 5 ปีที่แล้ว +1

    bravo!!!!

  • @maximefloris3103
    @maximefloris3103 6 ปีที่แล้ว +2

    belle création musicale.

  • @volatahina1367
    @volatahina1367 3 ปีที่แล้ว

    j'ai envie pleure pensse a ma MERE!

  • @jeanraherimandimby4398
    @jeanraherimandimby4398 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra FANGIA KALO GASY

  • @talugotalugo7641
    @talugotalugo7641 6 ปีที่แล้ว +2

    Efa tena fofe voary le feo , mba ovina no tonga aty ampitan,dranomasina anareo fa tena mankafy zahay

    • @antsofidimanantsoa215
      @antsofidimanantsoa215 6 ปีที่แล้ว

      Miandry anareo hikarakara dia tonga e. Mankasitraka ô

    • @fangiakalogasy7240
      @fangiakalogasy7240  4 ปีที่แล้ว

      Izay indrindra. Karakarao ny fandehananay any fa ho tonga izahay

  • @karellefrancomme5160
    @karellefrancomme5160 4 ปีที่แล้ว +2

    🙏👶👧💏💜💜💜

  • @juvenaldgomes6867
    @juvenaldgomes6867 3 ปีที่แล้ว

    She's a pretty girl

  • @dimbinialarakotomalala210
    @dimbinialarakotomalala210 ปีที่แล้ว

    Porofoin’izao fisiko zao ry mama lay rindrina niankinanao irery tsy nisy taraina

  • @ramboniarisolobeby6467
    @ramboniarisolobeby6467 6 ปีที่แล้ว +2

    Tsara kia

  • @cedricbema7839
    @cedricbema7839 6 ปีที่แล้ว +1

    mahafinaritra loatra

  • @andrianirinafiderana1645
    @andrianirinafiderana1645 4 ปีที่แล้ว +2

    Tena mafinaritra