- 52
- 944 864
FANGIA KALO GASY
เข้าร่วมเมื่อ 23 ก.ค. 2012
IARIVO MAMIKO - FANGIA KALO GASY Clip Officiel
Hira maneho ny fitiavana an'Antananarivo noho ny hakantony sy ny hafaliana tovozina amin'ny fiainana eto aminy
มุมมอง: 8 437
วีดีโอ
VOARA RAFIDIMANANTSOA - MIESORA MOA
มุมมอง 2.6K11 หลายเดือนก่อน
Mpamorona : Justin RAJORO / Mpihira : Voara RAFIDIMANANTSOA / Mpitendry : Sahaza Guitariste / Pejy FB : Fangia Kalo Gasy / Pejy Facebook : VOARA / Kalon'ny Fahiny
VOARA RAFIDIMANANTSOA - VELOMA RY FAHAZAZANA
มุมมอง 3.9K11 หลายเดือนก่อน
Mpamorona : Ihary LANTOSOA / Feony : RASAMY GITARA / Mpitendry : SAHAZA (Pejy FB: Sahaza Guitariste) Kalon'ny fahiny Hira nanamarihana ny tsingerin-taona nahaterahan'i Voara ny 12 desambra 2023
Chorégraphie RANKIZY ô NDAO HIARA-DIA - JNE MADA 3
มุมมอง 5Kปีที่แล้ว
Chorégraphie RANKIZY ô NDAO HIARA-DIA - JNE MADA 3 Dihy iombonan'ny ankizy katolika manerana an'i Madagasikara ho fankalazana ny androm-pirenena ho an'ny ankizy izay ho tanterahina eto Antananarivo ny 26-30 jolay 2023
Hira Faneva JNE MADA 3 - Rankizy ô Ndao hiara dia
มุมมอง 1.7Kปีที่แล้ว
Hira Faneva JNE MADA 3 - ANTANANARIVO 2023 Rankizy ô, Ndao hiara-dia hitory ny vaovao mahafaly ho fanantenan'ny Eglizy 26-27-28-29-30 Juillet 2023
Hira Faneva JNE 3 - Rankizy ô Ndao hiara dia
มุมมอง 5Kปีที่แล้ว
Hira faneva JNE MADA 3 - ANTANANARIVO 2023 Fihaonam-ben'ny Ankizy Katolika eto Madagasikara 26-27-28-29-30 Juillet 2023
FANGIA KALO GASY - Ry Madagasikarako
มุมมอง 21K2 ปีที่แล้ว
A/C : Ny R. FIDIMANANTSOA Hira hahatsiarovantsika ireo maherifontsika malagasy lavo noho ny tolom-panafahana 29 mars 1947
MBOLA MANINA VE - VOARA SY FEO GASY (Erick Manana)
มุมมอง 12K2 ปีที่แล้ว
Kalon'ny Fahiny ifampizarana
GASIKARA TANIKO - FANGIA KALO GASY
มุมมอง 1.2K2 ปีที่แล้ว
Hira hahatsiarovana ireo namoy ny ainy noho ny tolom-panafahana 29 mars 1947 - Hira maneho ny fitiavan-tanindrazana
Ry Toera-manirery - VOARA (Cover)
มุมมอง 6K3 ปีที่แล้ว
Hiran'i Naly RAKOTOFIRINGA, iangalian'i VOARA ao amin'ny Tarika FANGIA KALO GASY
Nateraky ny Fiangonana - FANGIA KALO GASY
มุมมอง 8K4 ปีที่แล้ว
Nateraky ny Fiangonana - FANGIA KALO GASY
Neny - FANGIA KALO GASY (Clip Officiel)
มุมมอง 116K6 ปีที่แล้ว
Neny - FANGIA KALO GASY (Clip Officiel)
FANGIA KALO GASY - Love me tender (Elvis P.)
มุมมอง 11K7 ปีที่แล้ว
FANGIA KALO GASY - Love me tender (Elvis P.)
FANGIA KALO GASY - Maty ilay masoandro (Clip Officiel)
มุมมอง 74K8 ปีที่แล้ว
FANGIA KALO GASY - Maty ilay masoandro (Clip Officiel)
Dihy (J.J.- RABEARIVELO / DAMA) - VOARA Fidimanantsoa (Fangia kalo gasy)
มุมมอง 23K8 ปีที่แล้ว
Dihy (J.J.- RABEARIVELO / DAMA) - VOARA Fidimanantsoa (Fangia kalo gasy)
FANGIA KALO GASY - Ny tiana eo anilan'ny tiana
มุมมอง 43K8 ปีที่แล้ว
FANGIA KALO GASY - Ny tiana eo anilan'ny tiana
(extrait) Nankaiza ny tanteliko teto (Dama) - VOARA Fidimanantsoa (Fangia Kalo Gasy)
มุมมอง 11K8 ปีที่แล้ว
(extrait) Nankaiza ny tanteliko teto (Dama) - VOARA Fidimanantsoa (Fangia Kalo Gasy)
Tsy tsipolitra (NAKA Rabemanantsoa) - VOARA Fidimanantsoa (FANGIA KALO GASY)
มุมมอง 22K8 ปีที่แล้ว
Tsy tsipolitra (NAKA Rabemanantsoa) - VOARA Fidimanantsoa (FANGIA KALO GASY)
Tiako loatra kanto loatra marary fo miheno an'ty tany lavitra indrisy ry gasikarako tsy foiko loatra enao😓😓😓🥲.n'a tsara enao n'a ratsy n'a mahantra n'a manakarena indrisy tiako loatra misaotra fa tena kanto nareo fangia
Respects fangia, merci
🥀💐🌷🪷🌺 Mirary soa ho anareo dimy miandahy
Kantoooo!
Izany ka tena kanto, mankasitraka 🎉❤anareo. Ho tahin'ny Tompo ianareo
❤
Tena marina e, tsisy tahaka ny Neny,!!!
Tiako loatra ❤❤❤
Tiako misaotra ee
❤longue vie a ma mere
Mahafinaritra ❤🎉
Whaou, quelle voix, j'adore.
Tsara ry reto a, tena kanto le hira 😊☺️😁🥺🫡
Misaotra e. Mahafinaritra. Hafa kely indray momba io hira io.
Tena mahafinaritra ❤️❤️❤️❤️❤️
tsara kely,mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka ianao ry Voara fatsy tiako inao mafinaritra be ka ho lasa voarohiro eo koa ! Mailo sy mahereza mafy dia mafy ry voara sarobidy loatra amiko ! Courage be ... ??? Merci beaucoup. ! Bisous ... !!!
Voara oaka fa ho mailo hatranany ianao aie ... ???
Merci beaucoup Voara ! Fa tena mbola kely ny taonanao fa mampiseho sahady fa tena matotra tsara ianao fa rsy very saina akory sanatria fa mijoroa hatrany ... ok ... ??? .
Amen !!! Amen hatrany raha azo.atao ko !!!
Kanto ery ! Mankasitraka
Tena tsara Voara e!
Kanto dia kanto Voara 😢😢
Tena tsara.😢
Bravo Voara ❤😂
Porofoin’izao fisiko zao ry mama lay rindrina niankinanao irery tsy nisy taraina
🙏💟🎆💟🙏
Misaotra anao ry neny 🙏❤
Tena tsara tokoa, tohizo hatrany e. Tsara be koa raha tsy tapahana ny volon'i Voara, fa atao tahaka izao ihany satria io no tena mahamalagasy sy maha mendrika anao.
Mankasitraka sady manaja anareo 5 mianaka. Kanto tokoa ny hanaovanareo ny hira
Manaitra be ny famatorany i voara kely ... !!! Misaotra betsaka ry Voara be fa tsy Voara kely intsony ko ... bisous !!!
Kanto loatra ❤
Atolotro manokana ho an' i Mama malalako zay amin' izao fetin' ny Reny androany zao. Ny Tompo anie hitahy sy homba Anao hatrany amin' izay rehetra ataonao indrindra fa Amin ny asa fanompoana Azy. Bisous mamy be Mamako tsy foiko e ❤️❤️❤️❤️😘😘❤️😘😘❤️😘😘❤️😘😘❤️❤️😘😘❤️😘😘❤️❤️❤️
Tena tsara e! Aza ariana mihitsy ny maha-Malagasy antsika
Wonder why she's barefoot🤔
to be more simple with its held on stage
and every one likes it
mendrika amin'n izao fankalazana ny Teny ndreny amin'ny faha _ 25 Febroary 2023 ho Avy izao
Misaottra sy tena mankasitraka
Mankasitraka
🌞
Mamy n'y mody. :-)
Mankasitraka fa tena mampihetsi-po ilay hira
O
Kanto tokoa. Mankasitraka 🙋♀️
babonareo za e
Tsara loatra💖💖💖
Mankasitraka indrindra Tompoko ❤❤❤❤❤❤❤❤❤🇲🇬💝💝💝💝🙏💝💝
Hira mbola tsy reko ity, mankasitraka anareo hatrany e
resy ah e, tsara loatra e
Tsara be e...mba afaka mahazo ny tononkira ve
Makasitraka Tompoko 💕