sambatra aho raha ianao no fofony eo @ oroko satriko ny tanan tsikaroa hifamihina fona tsifoiko ny hisaraka aminao handeha lavitra aty nefa ny fianarana tsy azo atao ambaninjavatra mirediredy toy ny adala mieritreritra ny endrikao mafy zany raha mba fantatrao anefa hiteny fona hoe tiko ianao tsiho tsapanao angamba ny sisa de hoeeeeee eeee raha enao no eo anilako ??????????
m'lay e,tiko be,mstr Raboussa👍
2024... mbola eny apototsofina foana 🖖👊
tiku b ty hira ty kan ....merci é mankasitraka
Misaotra ho an'lay hira!!!! ela aho no nitady any ty !
Mba ampianaro ny Gasy hoah zany fitiavana zany!!!
mbola mlay 2020
zay le izy kopy elah!!
mankasitraka bedabe fa mlay be le hira aaaaa!!!!
Sur Raboussa a
J aime beeeeeeeee
Mampatsiahy kely an'i Marvin Gay, fa tsara ka!! Tena tiko :D
Sô dia misy mahanfantatra ny anaran'io tsin amin'ny sary io? io ve zany mvazo zany?
Zah maka anareo.e!!!!!
Matsiro eh!!mahay nareo!!!
tiako be ny rythme n'ty hira ty :)
Tantaranay mitsam.!!(y)
🥰🥰
Tiako (y)
tsar beuh
sambatra aho raha ianao no fofony eo @ oroko satriko ny tanan tsikaroa hifamihina fona tsifoiko ny hisaraka aminao handeha lavitra aty nefa ny fianarana tsy azo atao ambaninjavatra mirediredy toy ny adala mieritreritra ny endrikao mafy zany raha mba fantatrao anefa hiteny fona hoe tiko ianao tsiho tsapanao angamba ny sisa de hoeeeeee eeee raha enao no eo anilako ??????????
Msötra Boussa, mlay e
tiako ny mapiditra hira eto..ts tazana any @ ny chaine an'olo kafa
ndriiii misaotra fa efa ela izany no tsy enoko
Mlay e, asu clip
Mafinaritra