Lasa zao a , eto ndray tsika a .mpandresy daholo reo hofidintsika ireo na borborintany aiza na atsimo, avaratra andrefana antsinanana ,ny any @ faritany rehetra .
Tena mbola marary be foana ny aina hatramin'izao hoe resin'ny hira mampihetsiketsika tsy misy hevi-mivaingana ilay "Mpanangana fa tsy mpandrava" tena mamintina ny tena laharam-pahamehana ny Malagasy t@fifidianana farany teo... Tsy atao mahamenatra ary tsy atao mahatezitra fa "Vendrana ary mihavendrana hatrany " ny Malagasy
Tsara tokoa ilay hira fa mampitomany mihintsy no mahita ireo malagasy minia mikipy maso @loza be ampitondrain’ity fitondrana ity azy ary mbola ho ampitondrainy azy koa mandra-mpahatapitry ny mandat-dradomelina. Efa noterena vozona @halatra mibaribary isan-karazany ny malagasy hanaiky an’izy io ho filoha-mpirenena dia indreo mbola maro ihany ny foza orana manohana azy, aiza moa ny firenena no tsy hirorona e! Ny anay dia i Bodo tia tanin-drazana ihany ary izahay dia tsy miala @TimK25 mandrakizay, ireo irery no hitokisanay!
@@olgarakotobe9214 marina ny anao,fa tiko ho fantatra"ireo mpanohitra fanjakana. Ireo,lazaina fa mpanangana nefa ry zareo mihitsy no mpandrava,sy mpanejika,manometro lesina anjareo fotsiny aho amin'ny hira ataony,de mody niteny an'io aho,fa za maka su makasitraka ary manohana ny fitindram-panjakana ankehitriny
BODO une gagnante ! Mais quel titre ! Croit-elle que il elle est une artiste elle va gagner et remporter la victoire ! NON non et c'est NON surtout lorsqu'il porte le nom TIM! Elle ne sait même pas de quoi la pop à soif ! Avant la propagande elle faisait l'intéressante en partons des PATTES PLEIN DE CARRY !? Ceci est-il fiable et que c'est cela dont les malagasy on besoins ?? Non évidement
Mais de qll couleur tu pense, "...mpanakiana avelao hikafara, ny mpanenjika toujour afara..." MILA OLONA MANANA ETIKA NY FIRENENA NA HO LANY NA TSIA FA TSY OE LOKOINA ORANGE DAHOLO AKORY MADA....
Quand elle parlait de " Isika" il ne s'agissait pas de vous mais de nous. Ne vous y méprenez pas, vous n'êtes pas le nombril du monde pour penser que tout ce qui se dit vous est destiné!
Tena milay be daoly ny hiran'i Bodo ho an'i Tiako i Madagascar 🇲🇬❤
Tiako i Madagascar e ✊🇲🇬
Wawooo😢alefa Bodo👏tiko tiko Madagascar😍🙋🙋🙋🙋
Aminzay zao Mme Bodo e!- Hafa ihany ny ekipan'i Dada e! Manoana anao foana zahay !Courage Dada
Fa isika mpandresy fa isika tsy resy
Lasa zao a , eto ndray tsika a .mpandresy daholo reo hofidintsika ireo na borborintany aiza na atsimo, avaratra andrefana antsinanana ,ny any @ faritany rehetra .
bravo isika mpandresy fa ts resy
TIKO be, mpanakanto manana ny maha izyazy sady tia vahoaka;
❤NY finoana itokiso 👍
Mahafinaritra sady manome fanantenana ❤❤❤
Tsara ilay hira, alefa Bodo, alefa Ravalomanana 😉
MILAY BE BODO A!!!!!NY RETOUR ANTSIKA FA MANANA FINONA !!!!!MENDRIKA ANAO NY DÉPUTÉ !!!!!!!
Ny olona mahazo aminy tim dia 4 na 5 fo.fa jiaby sisa tavela mapar....zegny izy !!zao efa mahay izy jiaby
Makasitraka aminy lay hira tiko b
magneva anao io foulard rouge io, any @ assemblée nationale indray no mifankahita
25 Fona no tohanantsika hatraminy farany fa isika mpandresy fa tsy resy 👍👍👍👍
❤️
Tena mbola marary be foana ny aina hatramin'izao hoe resin'ny hira mampihetsiketsika tsy misy hevi-mivaingana ilay "Mpanangana fa tsy mpandrava" tena mamintina ny tena laharam-pahamehana ny Malagasy t@fifidianana farany teo... Tsy atao mahamenatra ary tsy atao mahatezitra fa "Vendrana ary mihavendrana hatrany " ny Malagasy
On n'a pas fait le clip mdr sinon tsara be😂❤️
Tsara tokoa ilay hira fa mampitomany mihintsy no mahita ireo malagasy minia mikipy maso @loza be ampitondrain’ity fitondrana ity azy ary mbola ho ampitondrainy azy koa mandra-mpahatapitry ny mandat-dradomelina. Efa noterena vozona @halatra mibaribary isan-karazany ny malagasy hanaiky an’izy io ho filoha-mpirenena dia indreo mbola maro ihany ny foza orana manohana azy, aiza moa ny firenena no tsy hirorona e! Ny anay dia i Bodo tia tanin-drazana ihany ary izahay dia tsy miala @TimK25 mandrakizay, ireo irery no hitokisanay!
Misaotra e
ELIMINEO ANY MINTS LE ANYAH.....ALEFA A
merci alain
mampallaelo be le hira ! alefa BODO A
Tsara lay hira ,ka aoka sika mpanohana an'i Bodo mba tsy hanenjika ny mpifanina aminy,raha tsy izany tsy Lasa mpandresy,lasa zao Bodo an
MIARAKA @ KANDIDA MIARAKA @ ANDRY NO TENA MANOVA TANTARA NO TENA MARINA ANDRY RAKOELINA NO MPANDRESY FA TSY RAVALO KOSA E
@@olgarakotobe9214 marina ny anao,fa tiko ho fantatra"ireo mpanohitra fanjakana. Ireo,lazaina fa mpanangana nefa ry zareo mihitsy no mpandrava,sy mpanejika,manometro lesina anjareo fotsiny aho amin'ny hira ataony,de mody niteny an'io aho,fa za maka su makasitraka ary manohana ny fitindram-panjakana ankehitriny
BODO une gagnante ! Mais quel titre ! Croit-elle que il elle est une artiste elle va gagner et remporter la victoire ! NON non et c'est NON surtout lorsqu'il porte le nom TIM! Elle ne sait même pas de quoi la pop à soif ! Avant la propagande elle faisait l'intéressante en partons des PATTES PLEIN DE CARRY !? Ceci est-il fiable et que c'est cela dont les malagasy on besoins ?? Non évidement
Mais de qll couleur tu pense, "...mpanakiana avelao hikafara, ny mpanenjika toujour afara..." MILA OLONA MANANA ETIKA NY FIRENENA NA HO LANY NA TSIA FA TSY OE LOKOINA ORANGE DAHOLO AKORY MADA....
Quand elle parlait de " Isika" il ne s'agissait pas de vous mais de nous. Ne vous y méprenez pas, vous n'êtes pas le nombril du monde pour penser que tout ce qui se dit vous est destiné!
@@mahandrychristianaandriamp9941 bravo BIEN dit 👍👍👍👍👏👏👏👐👐👐👐
Benja Nomenjanahary, mbola zanatany frantsay hatramin'izao. Mba misaina rehefa tsisy henatra fa gasy daholo ny ato.
@@lalaosv3109 matikambo io zazalahy io te atao hoe avarampianara fa👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌