Amen! jesosy no lalana hatongavan-tsika ho any @ paradisa koa dia samia mihezaka ny ho tia azy @ fo, ary mba hiazona ny finoana ihany koa dia mahereza daholo fa tsara ny Tompo!!!
Fa dia nohon ny @ tokoa Jéhovah Tompo Masina ô! no hatonga anay hanetry tena foana na @ mora na @ sarotra, indraindray dia kivy raha sendra ny ady sarotra anefa ho an izay rehetra mahay miantoraka sy miantso ny anaran ny Jesosy Tompo dia tsy mitoetra ela izany, koa dia mahereza daholo @ asa fanompoana azy!!!

❤❤❤🎊🎊🎊🎊🙏🏻🙏🏻🙏🏻 ts Leo mihitsy aho
j'aime les HOSANA!!!!tsara ny mihira ho an'ny avo :))
Alelluia aaaàa tsr ny miderany Tompo
voninahitra ho an Andriamanitra avo indrindra, tsara be le hira, sakaiza mahatoky anao Jesosy o
Tena hafa mihitsy aloha ny mihira ho an Tompo e :Tsara be (merci)
Tsara toko n mandrandratra Tompo Jesosy irery iany an!mafinaritra Izy .
Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika
Izy no mendrika ho deraina mandrakariva.
misy fahasamihafana ny kely ny tsipelina @ tonony eto sy ilay @ CD , fa tsara fona mitovy hafatra ampitaina
Tsara ny manandratra ny TOMPO ;mba afaka mahazo partition ve ?
Tena tsara alo ny hiranareo e,mirary so
❤❤❤❤
Mankasitraka eh
Hanandratra Anao!
Julicot a n mba alefaso am mail mo e ;andrilaza kevin