ngoma anao ry Madagasikara...., mankasitraka sy mankatelina ny mpihira sy ny artista reetra e, tena mbola tadidiko daol ny tonin ity hira ity, misaotra e....
Mahatsiaro ny any ànay aho izany isakin'ny maheno ity hira ity aho dia tia hody any antanana any ambanivohitr'i Soavinandriana Itasy any Misaotra ny Mpanakanto e tsara gasy ihany gasy atrany
Je m'en souviens encore à la Radio Madagascar, ils envoyaient souvent cette chanson ! Souvenirs ! Merci 👌 !
Mbola mankafy isika 2023 an🏃♂🏃♀🚶♂🚶♀
ngoma anao ry Madagasikara...., mankasitraka sy mankatelina ny mpihira sy ny artista reetra e, tena mbola tadidiko daol ny tonin ity hira ity, misaotra e....
Trop be👍👍 le accord guitare 10segondra voloany👍... merci..
2020 merci tantely 🙏 tao am bezanozano no nihaona farany atreto lou
Ahatsiarovako ny Bébeko izay hira ty RIP bébé ato amponay foana ianao 😭😭😭😭😭
❤❤❤❤ très belle chanson
ndryyyy te hody aika tse maheno azy....
mahatsiaro ny tann aho zanyy eeee
Gaona Ve afa ihany dadahy e aza adino makalioka leroa
mahafinaritra e! tena mampahatsiaro ny any tanàna indrindra rehefa aty tany lavitra aty, misaotra e!! misaotra Rata a! mlay be
manja mints tony hira taloha tony a.......mankalaz eeeeeee
Mampanembona bercer ny fahazazako sy adolesanty
Kouka sisa ny tsy ampy @ ty miveregna aty Antsihanaka ty sannangady
Indriiii. Tsy manadino. Mirary soa hatrany. :-)
Any Madagascar tanindrazako mamiko zay tena maninana aty antanin'olona
Misaotra ré fa tsara n'y hira ❤❤❤❤
❤❤❤ Eka ro ...
mandova lretsy ny gaogna a! mitohy ny tantara e! aaiiiiiiiiy!
C'est joli comme chanson
INDRAY ANDRO IZAY TAO @ STAND CENTRAL AMBATONDRAZAKA E MISAOTRA E tamin'ny mbola nisy train Autorail 701 sy 702
maha te-hody any antanàna ty hira ty
Ndriii !zany Ka hita tsy mety lany manja a!Manembonembona NY any tanana e!
Mampamangy any Antsihanaka any e 😃🎤
Mankasitraka. Tsy maintsy mbola ho tonga any Ambondrona any ihany.
Tsara ny hira❤
Izahay aloha izao dia efa tafaverina eto Antsihanaka e!!! mlay e
Sambatra aika anao tse👍
tsara be le hira eh tsy maitsy hiverina any Antsianaka ihany na aty lavitra aty ary eh soa fa nisa anao ry hira
Merci Tantely - Mpandova tsara toerana
Miavaka ihany ny hira taloha fa tena miteny sy misy hafatra foana!
Manimanina an' Madagascar aho zany
Mahatsiaro ny any ànay aho izany isakin'ny maheno ity hira ity aho dia tia hody any antanana any ambanivohitr'i Soavinandriana Itasy any Misaotra ny Mpanakanto e tsara gasy ihany gasy atrany
samy tsara ihany fa ny a Dakoto no tena mahontsa ny foko. Misaotra a mozika tsara be koa!!!!!
f''angaha moa i Dakoto io? i Tantely io ry Niaina â! manana feo Ngahy Rainy kely ô! misaotra a Randralyy nizara.
Mirakitra fantsiarova bediabe taminay mpi cousin & cousine ity hira ity,faly ery tamin izany niaraka nivazo ity hira ity @ takariva miaraka@gitara mankasitrake
Mapanembona an'i dago mafy, misaotra e !
Ahatsiarovana an-dRaTale Rarivoarimanana J.R zany vazo zany an
Mankasitraka eh,milay le vazo gasy
Madagascar me manque,,,,
Mbola ho avy fa any no niaviana.Tsy adino ambato izany
aoka marina e! hiranay t@ kely nitaingina soavaly hazo (chevaux de bois) izany. tsaaaaraaaa!!!! Misaotra ô!
Mbol ti sy makafi💪
mba miverena hono e!!!
Tikobe le hira te hodi be za
Maha ngoma
Eeee matsiaro any Toliara zah zany....mbol hoavy eeeeee
Modia @ izay eee... miandry anie zay aty :)
Tiavina Nirina Rz yeee ts maintsy hoavy f mahandras...tinao kou anga io hira io? Tikp io ary tena tiko tokoa...io no hir tiko indrindra...
tiko be io hira io
moina andrianoro
Atolotro ho anao e.Mihainoa finaritra de somary alefao any dago refa avy orana iny ny eritreritra.hihi
misaotra aki aaa tena manina mihintsy sady aty somary manorana sady mangatsika hihihi
Niova i Dakoto
Hihihihi zegny ê?
jádore tiko loatra efa nahazo ahy ity vazo ity
te hoany fa tsy afaka e😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Ngoma azy zaho zegnii ee 😢😢😢
Mba miverena alesy an !
asiko labiera raika mits ngamb lo iz zany fa salan ra tady hangoma ana k
Tsara e! mankasitraka!
Mes parent me manque beaucoup
Tiko be mihitsy Ty hira Ty Na de tsy malaza tsony aza
Septembre 2021 Hasina^^
Tsara be
Tiko mampanembon be 😢😢
Ahatsiarovako n'y fahatanorako
tiako tse Antsihanaka zay e
Azalay ee, mampite hody😢
Tsara eh kifeko trop atsarovako an la eh sur mitsy
Merci mampatsiahy
j'aime
Hummm..malahelo be ny any aminay za @ty hira ty. tena tiko be mihintsy
ty version ty nten ao tsar
❤
mampahatsiaro ny fandalovana tao ambatosoratra le vazo , tsara fona e, ts lany manja
i realize it is kinda randomly asking but does anybody know of a good site to watch newly released movies online ?
@Corbin Nickolas i watch on FlixZone. Just search on google for it :)
Indrisy !!!! tantara sisa
Tsara be le hira
mlay eh
ndry ihi malahelo za zany ???
zany hono e
Vaidehi episode finale francais
lavitra i ambato zay re !!!
Koba katsaka
rebika
tsy mety lefy
Mba miverena aty Fort-Dauphin aty eeeeeeeeee
oav a o
oavy e,mbola iverna ka!
@@nickyloic7828 makasitrakeee
@@andhyrazafindralambo5165 makasitraka
❤️❤️❤️❤️
sur mintsy nama a!4920AC
Ar zay vo itako ny clip ty akamako ty, hihihh, mlay e (y)
mitovy ny endrikareo sy ny mpihira ô!!!!! nous êtes beaux!!!!
❤❤❤❤
mankasitraky indrindra e!
Te ody za maheno le hira
voray ny havatra
🤗🤗🤗😍
evanjeli
Mampalahelo s'y mahavaky fo n'y tonony. :-(
Malaelo azy ao zany.eee indrisy anefa fa tss azoko atao😂
Te ody aho eeee Mamaaaaa😂
Grogna Ve afa ihany dadahy e aza adino makalioka leroa
❤❤❤❤❤