Tena fiainana nolalovako le hira nataonao Fayonne 😢 . Nisaraka ihany nefa zahay t@ farany na de efa niteraka roa be Zao . Anatra avy amiko . Rah vao tsy mankasitraka ny RAD de ajanony fa tsisy fahasambarana fanambadiana tsy nahazo Tso-drano
Efa lasa ny toetr'andro. Ny merina tena hitako manambany be ny côtier., nefa ny fianana efa miova. Ny mbola tsy nivoaka io tananarivo io ihany no manana toetra lomorina be io. Efa maro ny metissage @ izao any @ faritra.
Mazava le hafatra. Merci Fayonne, toujours des messages vrai de la vie quotidienne. Bravo
Magnifique chanson , bravo ❤
Tu a osé frere , on ador Car c'est la vérité tu l' a exploré!
Tsika rehetra mila tonga saina.sady merina no cotier le miteny.bravo fayonne
misaotra betsaka leka am le hira mampiray ny samy malagasy a😍😍😍😍😍😍
Tsara lay hira,bravo zandry👌👍, voaray ny hafatra, ny malagasy iray iany e, ankehitriny mantsy dia mbola misy mivoy fona io toetsaina fanavakavahana samy malagasy io
Merci eee mampiray ny malagasy
Bravoo FAYONE , mafinaritra le hira feno hanatra sady misy hafatra, tohizo fa mafinaritra anao ho reharehany Madagascar FAYONE
Bravos
Zay zay zay tiako lotra ❤❤❤Ny mita be tsy laniny mamba❤Ny maty aza te ho maro. Samy malagasy isika e❤❤❤
Marina le hira sady tsara merina le mitent.bravo fayonne
Mafinaritr k aa❤
Depuis la côte d'Ivoire, je comprend pas, mais ça reste un vrai délice.
Merci zandriko rao tegna marigny, afatra tsara hoantsika gasy jiaby eee
Mazava ny hafatra de Misaotra anao fayone e
Tena tsara. Tokony ho Tonga saina amin’izay isika Malagasy ka hifankatia
Tena fiainana nolalovako le hira nataonao Fayonne 😢 . Nisaraka ihany nefa zahay t@ farany na de efa niteraka roa be Zao . Anatra avy amiko . Rah vao tsy mankasitraka ny RAD de ajanony fa tsisy fahasambarana fanambadiana tsy nahazo Tso-drano
Bravo FAYONNE, mahay anao
Kifeko lc zany baba o
gasy 1 fogna tsika 🇲🇬 bravo 👏👏
Mba marina eky raha zeny ay.❤
Merci baba.
Ho lava velogno anao.
Tianay anao.
Merci fa voaray ny hafatra
Hira ty donc mba ampiova raha maro eky eee
Samby mihezaka hiova ny andaniny sy ankilany , samby malagasy 🇲🇬🇲🇬 👏🏽👏🏽👏🏽👏🏽
🇲🇬❤️❤️❤️❤️❤️🌹💋
❤️❤️❤️❤️❤️🇲🇬
Je suis beaucoup trop d'arste mais tu as taper dans les milles. Bravo.
Samby gasy, aleo atsika fankatia, merci Fayonne
❤❤❤❤
❤ tsara be bravo
Vangoa Arno . Ewa frère
😂tsara eee😂❤❤❤ 2:27
Bravo dah nak
mahay mikoragna ai
j'adore ❤️❤️❤️💯
bravo 👏👏 armada ...
Merci fa tafita ny hafatra 🙏🙏🙏❤❤❤
Marina zay lie zanadahy 🎉🎉😮😊😅
Whaoo bravo
Message bien clair au peuple gasy. Merci Fayonne . Tu défends toujours l'intérêt de Madagascara
Milay bro
Merci pour cette chanson ❤
Azalaaa ❤😂🎉
Mazavabe hiranao meeci fayonne ,toujors
tena tsara eee merci
Ixxxx
Xxwc
Xxs
Merci fayonne ,c osé bravo 👏
J’espère un jour on arrivera à s’entendre
Bravo zanako
Tsara be sady mazava e❤
Bravo fayonne ,, message bien tsansmis. Malagasy iray ihany.
Voray ny hafatra ka misaotra❤
Tsara zala hira zegn ai, merci
Bravo ngiah
😂bravoooo
kiass bradaaa
bravoooooo
Bravo fayonne Gasy areka fo
Bravo fayonne
Merci anareo 2 lahy, Andriamanitra homba antsika jiaby.
Tsy matiko agnaty clip ty ato ilay mifoka sigara sy misikitra nify @ Cure dents😂😂
👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍
Merci Fayonne , toujour histoire ny ra mandalo @ fihainana message @ hira nao et trary tsy mampimoe za 😊❤❤
Ao zay !
Tena marina, bravo fayonne❤❤❤
Bravo Fayonne fa tsara sad misy heviny mafonja le Hira
Voaray ny hafatra merci
😂😂j’aime ❤❤❤
Malagasy iray ihany kanefa misy tokoa dia mifanavakavaka tsotr'izao
❤❤❤💯💞
C’est touchant
🙏
tsarab levazo efan laozan toe trandr maringn zan ok ❤😅
Merci bcp
wow❤👏👏👏
Merci❤❤
Raiky tii tsy digniko eki Fayonne ai, hi-abonnée fo eki zah
Tiako eky hira ty eee
Latsaka aby ranomasoko ey.😢
Merci @lay ira fa avy teo la niala t@2018 😢😢😢😢😢
Tsara beee
Tegna tsara lay hira.
milay be le hira mifono hanatra
Mariny, zainy satria tsisy ambony s'y ambany gasy, fitiavantena nahaTonga izio, anarany génération vao2 manova raha jiaby io
MALAGASY IRAY IHANY😎
Tsara kosa ty hira ty
Merci beaucoup ❤❤
Merci
❤❤❤❤❤❤❤❤
Tiako ilay hafatra anatin'ilay hira !
Efa lasa ny toetr'andro.
Ny merina tena hitako manambany be ny côtier., nefa ny fianana efa miova.
Ny mbola tsy nivoaka io tananarivo io ihany no manana toetra lomorina be io. Efa maro ny metissage @ izao any @ faritra.
Kkkkk😂 efa nahaomby ko Fayone
Tena hanatra ho any gasy io hira io,
Tsara mihintsy tena marina
❤❤❤
Igny mba mahay magnôfy ampilmôsy edy zalah !?
Ino ratsy nifanaovagna ?
Mametraka fanontaniana amin'ny tenany ve izy?
Niar trouv ok chers lecteurs youtubeurs.
2:27
👍👍
Tena marina
❤❤❤🎉
mapome koa hia ty
Izikoa merina andriana ireo jamais anambady côtier zeny n'a meriny mitovy ro fo tsy mpitandro fotony andevo amindteo meriny jomby amby ireo .tsara Ilay hira .
tsara ilay hira fa mampita hafatra, hira tsy ho lefy ny toy itony na afaka 50 taona ary
Tiako hira t e.tafita tsara hafatra
😂❤😢
hi hi ha ha
Marina mihintsy ty hira ty .nefa mitovy daholo
Quelqu'un pour me dire ce qui est dit dans le message ?
Milay b