Tena mampihetsi-po . Tsapa fa tsy amboamboarina fa tena avy amin'ny fo mahavehivavy malagasy . Miarahaba an'ilay mpihira misolo an'i Henriette. Tena misy mpisolo izy , mihira amim-pahatsorana fa tsy be Angola , maotina tsara koa ny fihetsika rehetra, ny fiakanjo , ny volo... Tena kanto . Voatahiry tsara ny mahamalagasy ka mampitsiry fanantenana ato anatin'ny rivotra mitsoka avy any ivelany.
Ohatran'ny hoe feon' i HENRIETTE ihany no henoko fa playback no atao eto! Raha toa ka diso ny eritreritro d aleo hiverina amiko ;)Na izany na tsy izany, mahafinaritra ilay version, sady manakaiky ny originale (CÉLESTINE)
Misaotra anao nankasitraka tompoko ! Tiako marihina eto fa tsy "playback" velively no ataony eto, ra mihaino ny feon'i Henriette ianao dia hitanao fa ny "timbre de voix" samy manana ny azy.
Misaotra tompoko.Nankafiziko❤

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
Misy hira malagasy hafa hirainao ve aza fady , hositrahanay mandala ny kolontsaina malagasy ? Misaotra indrindra, tompoko.
Mbola hafa tokoa izany kalon'ny fahiny izany tompoko. Tena raitra dia rattrapage tompoko.
Mankasitraka indrindra tompoko !
Célestine no mihira n'y Miondreha dia mangina
Ohatran'ny hoe feon' i HENRIETTE ihany no henoko fa playback no atao eto! Raha toa ka diso ny eritreritro d aleo hiverina amiko ;)Na izany na tsy izany, mahafinaritra ilay version, sady manakaiky ny originale (CÉLESTINE)
Misaotra anao nankasitraka tompoko ! Tiako marihina eto fa tsy "playback" velively no ataony eto, ra mihaino ny feon'i Henriette ianao dia hitanao fa ny "timbre de voix" samy manana ny azy.
Henri tatsimbazzfy