Miarahaba anao sy ny ankohonanao tratry ny taona vaovao Pst!misaotra betsaka indrindra tompoko t@ tenin’Andriamanitra notorinao. Fa raha taloha ireny no reko Pst,dia tena nirindra tsara ny fiainako......
Amen ❤ !! Azoko tsara loatra , de misaotra indrindra,,, Andeh hanambady aho ity @ indray Andro rh sitrapony JESOSY, de efa misy lesona bedbe entiko anatsara ny tokantranoko @ zny Andro zny, sy fianakaviako ihany koa 😁😉😉 Ny Fitiavana kay no Lehibe indrindra, fa ts ny famotsifotsiana ilay olona iny t@ ratsy Nataony, anao nanao ity , jereo ity otran zao mankatsy sy mankaroa sns.,, Ny zava-miafina rehetra de ho an'Atra fa antsika sy zanantsika de mankato zay rehetra nolazaina amintsika de mitia olona foana, na tahaka ahoana aza io olona io, Ny fiovam-po amzay de zava-miafina zn ary ts haitsika hanao zn @ olona , fa an'Atra izy mahalala NY fotoanany Misaotra indrindra Pasteur Tovo ann!! fa Mamy be sady maha-soa NY Fampianarana izay nampitondrainy JESOSY anao ho zaraina Amnay mpanarak
Misaotra Jesoa ny amin’ity mpanomponao ity, izay nampitondrainao ny hafatrao. Amen
Mankasitra ndrindra tompoko oo, iswrana mandrakariva Atra 🙏
bon annee past makasitrak f tsar b fapianarana tena manapy be
Amen! Gloire à Dieu! Merci pour cet enseignement. Que Dieu bénisse votre ministère 💕
Misaotra betsaka pasteur
Miarahaba anao sy ny ankohonanao tratry ny taona vaovao Pst!misaotra betsaka indrindra tompoko t@ tenin’Andriamanitra notorinao.
Fa raha taloha ireny no reko Pst,dia tena nirindra tsara ny fiainako......
Amen ❤ !!
Azoko tsara loatra , de misaotra indrindra,,, Andeh hanambady aho ity @ indray Andro rh sitrapony JESOSY, de efa misy lesona bedbe entiko anatsara ny tokantranoko @ zny Andro zny, sy fianakaviako ihany koa 😁😉😉
Ny Fitiavana kay no Lehibe indrindra, fa ts ny famotsifotsiana ilay olona iny t@ ratsy Nataony, anao nanao ity , jereo ity otran zao mankatsy sy mankaroa sns.,,
Ny zava-miafina rehetra de ho an'Atra fa antsika sy zanantsika de mankato zay rehetra nolazaina amintsika de mitia olona foana, na tahaka ahoana aza io olona io,
Ny fiovam-po amzay de zava-miafina zn ary ts haitsika hanao zn @ olona , fa an'Atra izy mahalala NY fotoanany
Misaotra indrindra Pasteur Tovo ann!! fa Mamy be sady maha-soa NY Fampianarana izay nampitondrainy JESOSY anao ho zaraina Amnay mpanarak
Merci frère a