Marina loatra ! . Misaotra betsaka amin'ny hira fa izahay mbola tena mankafy foana e! . Ho ela velona re tompoko ô, dia hotahian' Andriamanitra hatrany e!
@@tirikeaugustin2495tao IHOSY koa t@ zn. Fa nahatsiaro koa dia nijery cabaret 30 ans tirike tao DIEGO SUAREZ T@ 2019. Bonne continuation groupe TIRIKE
Tsy hanadino mandrakizay fa oentîn ny tsy fananana ka tsy maintsy mitady- Ho tonga aho hanao Fampisehoana farany ho anareo fa Aza manahy - Misaotra betsaka t@ fitiavana nomenareo rehetra
De ma part mon rêve c es de faire un jours un clip avec vous Ahatiarovako souvenirs maro tarika tirike Zahay mbo nikely Ameo tantine bat reo roa polo Le mitsitsaky faha cassette
@@tirikeaugustin2495 ekeko valin-teninao fa tsy afa-aka po zaho satria iha efa nilatsky deputé teo! dikan'izay ra nilany iha nipetraky tetoa avao. Noho izany afaka mipetraka eto avao zany . Fa mety enao mintsy no tsy hipetraka eto angamba. En tout cas, ze hitanao mapetipety fiainanao avao atao!!!
Ahatsiarovako spectacle tao aminay tao @ stade Fenerive-est niteny ianao t@ zay "omeonareo tso drano izahay fa raha vao miala eto izahay dia hanainga any Paris".misaotra t@ clip
Mba omeo tambitamby ny zavatra iray rehefa Tiana fa sao lasa tampoka ka hanenenana any @ farany - Mihenoa finaritra ry havako.
Marina loatra ! . Misaotra betsaka amin'ny hira fa izahay mbola tena mankafy foana e! . Ho ela velona re tompoko ô, dia hotahian' Andriamanitra hatrany e!
Merci tirike
Marina misaotra nizara samy ho tahiany tompo aby liee
Ts lany mamy, misaotra Tiriky fa tena nandihizanay t@ bonané io, raha mba azo atao de upload ny hiranao fa tena manamarika ny fahazazana, mirary soa 🙏
@@rijasone - Misaotra anareo rehetra nanohana sy nanome fitiavana ny tarika TIRIKE tompoko
Any anao Zay mama malahelo anao za ato de miheno Ty hira tinao be Ty efa tsy ela za mama de ho Tonga bisous mamy be mama JTM ♥️♥️13/04/22
Misaotra anareo rehetra mbola miheno sy manaraka
@tirikeaugustin nahatsiarovako ny fahazazana nijery spectacle tao ihosy😊
Teako gea.. tsy lefe laza anio
Toujours fahafinarentana minteno hira Tiriky , ahantsiarovana fahantanorana ,antaovy eto razakasoa lahiraty reo ifamonoa ,minotsoko io tsy anambaliako asio tiaaaa
Mankasitraka sy mankatelina re tompoko o
Atsiarovako ny fahazazako Tirike manao spectacle tany Antsohihy de oentiny Dada foan zay mbola kely💖💖
Misaotra betsaka amin ny fitiavana sy Fanohanana nomenareo tompoko
Mankasitraka tompoko ! Bravo,Bravo 👌👌👌👏👏👏
Ianareo no tena isaorana re tompoko o
Tena mahatsiaro fahazazako mihitsy aho @ty hiranao zoky be Tirike...tao ambositra zahay nipetraka fahazaza matetika nanao spectacle tao enao....
Marina tokoa izany fa natetika izahay tao amin io College io tao no nanao fampisehoana tao ambo sitra sy efa nanao savika ihany koa
@@tirikeaugustin2495tao IHOSY koa t@ zn. Fa nahatsiaro koa dia nijery cabaret 30 ans tirike tao DIEGO SUAREZ T@ 2019. Bonne continuation groupe TIRIKE
@@JhoniaRatsimbazafy-oh2gv - Misaotra betsaka amin ny fankaherezana sy ny fanohananareo tompoko
2022ia ro namako?
2024, toujours à l'écoute.
Afa hiany hira maha malagasy. Tsar loatr @ko💓💓💓
Misaotra betsaka re tompoko o
Toy manganao fa matoeeeee kkkkkkkk mbo nahay mininiky tena t@ toaaa lahy 😂😂
Misaotra betsaka rompoko o
hum le atiarovako ty antana any gea. Misaotre Mr Tirike
nareo no tena isaorana lahy
sur mitsy tirike ! rahoviana mandalo aty Mada manao fampisehoana fa tena adinonao mitsy ny tanàna an !
Tsy hanadino mandrakizay fa oentîn ny tsy fananana ka tsy maintsy mitady- Ho tonga aho hanao Fampisehoana farany ho anareo fa Aza manahy - Misaotra betsaka t@ fitiavana nomenareo rehetra
29 juillet Toamasina 04 et 11 Aout Tana 5 et 6 Aout Morondava , 25 Aout Toliara , 27 Aout Itampolo
ooôh!!! Mankasitraka e! Ataokory koa lahy raha zao...
Mahavelo bevata aminareo iaby lahy e
Soa koahy hira toy...saotse Tirike e....
Ianareo mbola miheno TIRIKE no isaorana tompoko
De ma part mon rêve c es de faire un jours un clip avec vous
Ahatiarovako souvenirs maro tarika tirike
Zahay mbo nikely
Ameo tantine bat reo roa polo
Le mitsitsaky faha cassette
Surtout pour Maman
Qui es partie trop tu aimé beacoup la musique
Mamako tiako
Faha casette
On fera un Tournage de clip sur Toamasina le mois de décembre 2018 prochain et je vous invite exceptionnellement
Hanao tournage ny Samonina sy Akory ataoko anao aho ato ho ato ka manasa anao manokana mba hiaraka aminay hifankatsiarivana fa tsy misy ny olana .
Egea ahatirovako i NIZARA BESOFY gea Augustin amin'bar RIAZ amitika agne Minotroke zao le misy ty tsimahay papozy asio soa minotroke
serge. Olivia ampnihy sebbag
Mahasaky Nizara gea riha hihiiii
A Tamatave agne iaby iareo gea
Des années 80
Marina izany
Mariny zany atsarovako I mamako sy papako ay
Misaotra betsaka et bon courage
👍🏽💃🏽
Merci Tiriky e 🎼💃
Ianareo no tena isaorana re tompoko
Hafa avao ty hira taloha lieee. Mrc bcp lahy namoake azy t@ TH-cam ato tirike
MISAOTRA BETSAKA RE TOMPOKO O
Manino va iha nahoda tsy mihira manahaky taloa rey sasy !!!
Tsy afake manao concert sahala amy ty taloha agny satria teren ny fahantrana ka tsy maintsy nandeha mitady - Rehefa avy ny fotoana mahamety azy ho Tonga ihany hanao fampisehoana any.
@@tirikeaugustin2495 ekeko valin-teninao fa tsy afa-aka po zaho satria iha efa nilatsky deputé teo! dikan'izay ra nilany iha nipetraky tetoa avao. Noho izany afaka mipetraka eto avao zany . Fa mety enao mintsy no tsy hipetraka eto angamba. En tout cas, ze hitanao mapetipety fiainanao avao atao!!!
Hanao Concert any Mcar aho amin ny 2023 koa manasa anareo rehetra ho tonga
Tambetambezagna marigny zaka koa tiagna
Izay ndraiky dia tena marina
andaoboy va toy ?
Eka , mba soa avao ty tane misy antsika lahy
Ahatsiarovako spectacle tao aminay tao @ stade Fenerive-est niteny ianao t@ zay "omeonareo tso drano izahay fa raha vao miala eto izahay dia hanainga any Paris".misaotra t@ clip
Misaotra anareo any FENERIVE-EST sy ny faritanin'ny TOAMASINA t@ fanohanana rehetra tompoko
Merci
ry fahazazako ,eh
Efa lehibe daholoianareo ry zandriko e
2
0
1
9
Des années 80