Merci mpilalao sy mpanoratra fa misy lesona ho raisiny tanora itony tantara tantara itony mba mila mamakafaka izay olona ho vadiana sao sendra kizo toy itony😅😅😅
Ty Bosco ty tena mampandoa ny toetrany zay film ny rehetra ratsy toetra sady rats tarehy no mbola ratsy toetra ko grrrrr mankaloiloy ny mijery azy le izy manafosafo an'i Sento tena mampakiriko beuhhh
Tsy miova mhtsy ny rôlen io fa d matikambo adalambavy foana ,diso monotone loatra ny film zareo reo , sad le anjaran i Naivo tokony mba somaro ankizilahy fa ts efa lehibe ohatranio
Ger travail kanipa duis Poli de faire une proposition à me dire quand je ne suis disponible à cette date je ne pas avoir de la maison ope vu ger duis 😢parle lui robt voi duis vu ger duivoi Zaza fille semene oui bamal pas
tsara b l tantara fa misaotr betsak eh,,mindry tphin😍😊🙏
Malagasy 🇲🇬🇮🇩
Vw ijery efa manw merci bcp ❤️❤️❤️
Tsara be oo mankasitraka indrindra topoko 😍😍😍
Tegna tsara flim merci beaucoup fananarana toetry 0lobelogno izy
Mankasitraka indrindra fa tena tsara sady misy lesona raisina tsara.
Mankasitraka lehibe indrindra, mampalahelo ISento sy Faniry
😂😂😂😂mankasitraka tompoko!😍😍😍
Merci mpilalao sy mpanoratra fa misy lesona ho raisiny tanora itony tantara tantara itony mba mila mamakafaka izay olona ho vadiana sao sendra kizo toy itony😅😅😅
tena tsar💖💖👏👏👏
Anatr ho antsik vehivavy reny fa tena misy n'y lehilahy mahavita toy ireny nefa de mba natera.behivavy ihany
Misaotra be tsaka eh 😍 🥰 🤣
Ty Bosco ty tena mampandoa ny toetrany zay film ny rehetra ratsy toetra sady rats tarehy no mbola ratsy toetra ko grrrrr mankaloiloy ny mijery azy le izy manafosafo an'i Sento tena mampakiriko beuhhh
Tsara be💖🙏
Misaotra betsaka fa vo hijery,,hitako tsara sahady ilay film
Igny ndray tsihitako. Vehivavy karaha ondry meeee. 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Misaotra betsaka ô 💖💖
Mankasitraka tompoko 😃
manaoana👋
Makasitraka hatrany tompoko
Ndriiiiii ry Naivo kely 😥
Makasitraka e tsara be miandry ny tohiny zay !
Sek tsra fa nis namosavy I Rado ti naharats
❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Tsara le FILM fa le bandy miaraka am SENTO diso manararaotra misafosafo loatr.En plus Diso be fietsiketsehana loatra
Tsy miova mhtsy ny rôlen io fa d matikambo adalambavy foana ,diso monotone loatra ny film zareo reo , sad le anjaran i Naivo tokony mba somaro ankizilahy fa ts efa lehibe ohatranio
Mankasitraka tompoko
Aza manody nygovy manta
❤️❤️❤️❤️💯
Mitovitovy foana le film an ty prod ti ....
4:16 My heart calls out for you.
Mampianatra fona ny fiainana e mankasitraka fa tsara be
mankasitraka fa efa ela izay no tsisy vaovao instony..
Antitra ty Razoary
Mankasitraka ô!
Misaotra betsaka nareo nizara
Tsara be le film
Misaotra ny mpanolotra fa tsara be
Tena tsara e mankasitraka indrindra tompoko
Be maquillage kara ondry hono 😂😂😂😂😂😊misaotra mizar sy mpanoratra fa tsar be
Tsara be
Matikambo zany raha lehelahy mizeste fiaran'olona 🤣🤣🤣🤣
Miandry tohiny azafady
😭😭😭😭Mamplhlo b miandr tohiny e
Mila fakafakaina marina ny olona atao vady
Ger travail kanipa duis Poli de faire une proposition à me dire quand je ne suis disponible à cette date je ne pas avoir de la maison ope vu ger duis 😢parle lui robt voi duis vu ger duivoi Zaza fille semene oui bamal pas
Radokely Jesosy 😂😂😂
Matikambo tssssss 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Mampalahelo Naivo kely 🤔🤔😅
mlay eeeee
Misotra betsak o
Ranaivo 🤣🤣🤣🤣🤣
Miandry ny tohiny
ok
Radokely jesosy🤣🤣
Misaotr betsak
🤣🤣🤣Maro lfk ay zare io
Mankasitraka tompoko naivo kely tena mampalahelo
🤣🤣🤣
Tsara be miandry ny tohiny
Hahahaha sipable fa vadiable 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
😂😂😂😂😂
👹👹👹👹👹
Sipable vadiaple kkkkkkkk 😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣
milai be aa
Mankasitraka tompoko