Adisanina copain Part 1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ส.ค. 2016
  • Sans

ความคิดเห็น • 39

  • @randrianarisonmaminiainahe4066
    @randrianarisonmaminiainahe4066 6 ปีที่แล้ว +2

    ary mba aiza oa le adisanina fandio e!! to tsy mba ita ato!! mafnartra be fona ny film a

  • @rayssanoella3414
    @rayssanoella3414 4 ปีที่แล้ว +1

    Kkkikkkikkkkk marary kibo @ tokik aii,, misaotra nizara fa tena tsara

  • @JulioTojoniainaBESOARISON
    @JulioTojoniainaBESOARISON 8 วันที่ผ่านมา

    Mlay oooooo

  • @andriambelonoromanoa3668
    @andriambelonoromanoa3668 4 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be Tina fa Le tohany alefaso eeeee

  • @michelinerazanamavo9615
    @michelinerazanamavo9615 7 ปีที่แล้ว +1

    efa miandry ny manaraka ndray zay e! bonne continuation ny mpilalao.

  • @josmary4132
    @josmary4132 8 ปีที่แล้ว +1

    merci bcp e! de miandry ny tohiny ndray zay mpankafy

  • @user-nl8fu8jp7f
    @user-nl8fu8jp7f 8 ปีที่แล้ว +2

    Razanatsoa.zila.Mercie.fa.miandritohiny.zah.Mankafy.Safelika

  • @marieangela8799
    @marieangela8799 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra fa tsara be 😘

  • @christianrazafimahazo2864
    @christianrazafimahazo2864 3 ปีที่แล้ว +1

    Mercie tohizo fa tsareee

  • @hezekiarabenarivelo25
    @hezekiarabenarivelo25 8 ปีที่แล้ว +1

    tohiny e! merci e!

  • @nouranoura6701
    @nouranoura6701 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara be lay film, mba asio tohin' oo

  • @annickekino3525
    @annickekino3525 4 ปีที่แล้ว +1

    tena maty ny tokiky zaho amin zavatra ataony Randafy ity sy Ralay

  • @armandravoajanaharyrija1730
    @armandravoajanaharyrija1730 6 ปีที่แล้ว +1

    Ça va fon ny vokatra ee!

  • @mriellabao6022
    @mriellabao6022 8 ปีที่แล้ว +4

    Misotra fa tsara be de miandry tohiny e

  • @TeloRoland-tq3jk
    @TeloRoland-tq3jk 2 หลายเดือนก่อน

    😅

  • @abednego9829
    @abednego9829 ปีที่แล้ว

    Mazobe mints Naivo zan marina a...

  • @DurcakFLAVIENE-lt3xp
    @DurcakFLAVIENE-lt3xp 4 หลายเดือนก่อน

    Adisanina copain part 2

  • @ramanantoaninalantolanto3614
    @ramanantoaninalantolanto3614 8 ปีที่แล้ว

    MLAY B N FILM ATAON TEAM SAFELIKA

  • @delcinahnambinitsara7510
    @delcinahnambinitsara7510 8 ปีที่แล้ว +1

    merci team safelika fa tena mankasitr anareo zahay fa tsra de mihandry n tohin

  • @gabrielrakotonoelina9134
    @gabrielrakotonoelina9134 8 ปีที่แล้ว +2

    tohizo fa tsara

  • @GgFamilly-yj2ox
    @GgFamilly-yj2ox 20 วันที่ผ่านมา

    Part1

  • @user-ec6db7mr2c
    @user-ec6db7mr2c 4 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nampivanitika😅😅

  • @yantkuwait2710
    @yantkuwait2710 8 ปีที่แล้ว

    Mercie ny akipany team sflk😍😍😍😍

  • @chba34
    @chba34 ปีที่แล้ว

    inona ilay hira amin'ny ilay "clip" voalohany ? 4:50 ? Tena hira "lava" ve ?

  • @user-nl8fu8jp7f
    @user-nl8fu8jp7f 8 ปีที่แล้ว

    Razanatsoa.zila.Mafinaritrabekoa.hiratia.hhhh.Papa.Sonina.ww.1-2-3

  • @bernillonleonaldine1649
    @bernillonleonaldine1649 8 ปีที่แล้ว +1

    mdr

  • @mbolamitady7253
    @mbolamitady7253 7 ปีที่แล้ว

    makaleo be le filmé fitiavana fa mba ovaofa afa drayra mety

    • @solomanjarywarda9118
      @solomanjarywarda9118 6 ปีที่แล้ว

      Ra mahay ianao de mamorona fa aza manaratsy ny vitan'olona👌👌

  • @bernillonleonaldine1649
    @bernillonleonaldine1649 8 ปีที่แล้ว +2

    tsara be eeeeee

  • @alainlandry3693
    @alainlandry3693 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara ka tohizo an

  • @herymanjakaalherymanjaka1810
    @herymanjakaalherymanjaka1810 8 ปีที่แล้ว +2

    lay kalitao ny sary efa mba misy fivoharana! fa tsi misy tantara hafa akotrany zao ve? tsy miova mintsy lay tantara! misy mpifankatia de sakanany ray aman-dreny fa oe tsy tiny ravehivavy na ralehilahy! dia tonga amin'ny lay fiteny oe film efa mande vao mijery dia fantantra ny fiafarany.... mampahery anareo hatrany

  • @hosnyqa1804
    @hosnyqa1804 8 ปีที่แล้ว

    miandry tohin azafad eee

  • @maelalexandro8232
    @maelalexandro8232 7 ปีที่แล้ว +1

    ratsy be le sary , adisanina valala tsara le film sy ny image fa ty ratsy be ny image :) la voie des fille dans ce film la c'est enervant , ratsy be le film marina a cause des fille . ralay , emanuel , .. mais pas les fille dans ce film makamo