HATANORANA
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 27 พ.ค. 2023
- Chœur
📌 2ème concert de musique de l'amitié dans le cadre de la célébration du 30ème anniversaire du rétablissement des Relations diplomatiques entre la République de Corée et la République de Madagascar📌#주마다가스카르대한민국대사관 #마다가스카르대사관 #대한민국대사관 #madagascar #coréen
Mankasitraka anareo mamelona ny kanto fahiny
Mankasitraka tompoko @ ity vidéo ity. Misaotra indrindra e ! Tena tsara tokoa ❤💗💛💚💙
Mercy❤
Thank you very much
Tsara sy kanto loatra ❤❤
TIAKO B FOAMA HATRY NY ELA !!!!!
Mankasitraka eeh
Tsara be ❤
Arahabaina ny mpiangaly!
Sady misaotra anareo manandratra avo ny kolon-tsaina malagasy amin'ny fomba avo lenta. Maneho ny haren-tsaintsika malagasy.
Tsara be fa tohizo hatrany. ❤❤❤
😮😮
Tsara
Kanto loatra
Izay mpijery cinéma tao @ Jean Baptiste tao Ambatondrazaka Dia mahatsiahy izany hira izany (1970-1980)
Mankasitraka tompoko
당신은 노래를 너무 잘하고 모든 것이 완벽합니다.
Tsara sy kanto loatra ❤❤