NY LANITRA MANGAMANGA - Choeur MIANGALY dir: Antsanirina RAKOTOARIMINO / Arr: Sitr. RAMAROSANDRATANA
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 4 ต.ค. 2024
- NY LANITRA MANGAMANGA , chant folklorique de Madagascar, arrangé par Sitraka RAMAROSANDRATANA et interprété par le Choeur MIANGALY (Madagascar) dirigé par Antsanirina RAKOTOARIMINO.
Ny lanitra mangamanga o,
Saronan'itony rahona
Fnonenan'ny olomasina e
Ka iza no tsy mba ho any ry anona,
Ny adiady natao fahiny,
Aza mba atao intsony
Ravinkazo nanintsana e
Ny sisa no ampaniriana ry anona
Na izaho na ianao,
Mandalo fa mpivahiny e,
Tsy misy honina eto o,
Ka aoka mba hifamela ry anona
Raha sendra ka velon-tsento ô,
Nilaozan'ny havatiana
Tombon-dalana re ny azy e
F'isika aza mbola ho any ry anona!
#madagascar #choirmusic #chorale #classicalmusic #mozika_malagasy #choeur_miangaly #antoko_mpihira_hafakely #un_choeur_autrement
Zany ka tena kanto 👏🏽
Kota-tanana kely ho an'ilay nanao Arrangement👏🏻👏🏻
Absolument magnifique. Et de plus a cappella ! Quelle Maestria !
Merci à vous🥰
Merci le Beso an 😊
hahaha Merci Faniry