Dieu ta fidélité JEM 400 - Lehibe ny fahatokiana - Great is thy faithfulness - Piano Louange Instru

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Mélodie céleste / Malagasy Musique
    Lehibe ny fahatokiana / Great is thy faithfulness
    Andriamanitra O, Ray be fiantra
    He lehibe tokoa ny antranao
    Tsy misy vonjy re raha lavitra Anao
    Ny famindramponao mandrakizay
    Ref : Tsy manam-paharoa ny famindramponao
    Tsy manampetra ny fitiavanao
    Hianao Jehovah o, no antenaiko
    Anjarako Ianao, mandrakizay
    Ny fahavaratra sy lohataona,
    Ny masoandro sy ny volana
    Izao rehetra izao dia manambara
    Ny famindramponao mandrakizay
    Famelankeloka sy fitahiana
    No mampifaly ny fanahiko
    Fanantenana sy hery vaovao re
    Atafinao ny fo, Jehovah o!

ความคิดเห็น • 2

  • @minonir4764
    @minonir4764 3 ปีที่แล้ว +2

    Magnifique.Tiako ny mihira an'izy ity vao maraina, apetrako eto ny toniny raha azo atao, sao misy te hihira miaraka amiko💙
    1-Great is Thy faithfulness,” O God my Father,
    There is no shadow of turning with Thee;
    Thou changest not, Thy compassions, they fail not
    As Thou hast been Thou forever wilt be.
    Great is Thy faithfulness Great is Thy faithfulness
    -Morning by morning new mercies I see;
    All I have needed Thy hand hath provided
    Great is Thy faithfulness Lord, unto me!
    2-Summer and winter, and springtime and harvest,
    Sun, moon and stars in their courses above,
    Join with all nature in manifold witness
    To Thy great faithfulness, mercy and love.
    3-Pardon for sin and a peace that endureth,
    Thine own dear presence to cheer and to guide;
    Strength for today and bright hope for tomorrow,
    Blessings all mine, with ten thousand beside

  • @andrianjakasoloniaina8682
    @andrianjakasoloniaina8682 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci mon frère ! Oh que j'aime ce chant souvenir de mon départ de Mada