SAKAFOM-PANAHY - Romana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 17 ส.ค. 2020
  • Ary na dia efa tsy nisy fanantenana aza, dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho rain'ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: Ho tahaka izany ny taranakao (Gen. 15. 5). Ary satria tsy mba nalemy finoana izy, dia nihevitra ny tenany izay efa hoatra ny maty (fa efa tokony ho zato taona izy) sy ny fahafatesan'ny kibon'i Saraha, ary tsy niahanahana ny amin'ny teny fikasan'Andriamanitra tamin'ny tsi-finoana izy, fa nampaherezin'ny finoana ka nanome voninahitra an'Andriamanitra ary natoky indrindra fa izay nolazainy dia hainy hatao koa. Dia nisaina ho fahamarinany izany. 23Nefa tsy ho azy ihany no nanoratana fa nisaina ho azy izany, fa ho antsika izay hanisana izany koa, dia isika izay mino Ilay nanangana an'i Jesosy Tompontsika tamin'ny maty, Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika. Rom 4/18-25

ความคิดเห็น •