Ô isa e! Ô isa a! Isak’izay mahatsiaro anao dia malahelo o! Ô roa e! Ô roa a! Rohizan’ilay olon-tiako any aho ka tsy afa-miala e! Ô telo e! Ô telo a! Teneno amin’ny ratsy efa vitako aho fa mbola adala e! Ô efatra e! Ô efatra a! Hanafarako fara-mandimby izay tsy mahalala e! Ô dimy e! Ô dimy a! Diniho amin’ny Soratra Masina aho fa hanambady e! Mmmm! Mmmm! Diniho amin’ny Soratra Masina aho fa hanambady e! Na tsara tarehy aza ianao o! Ka tsy ao aminao ny fanahy Akoso-bolamena Mamiratra jerena Na tsara tarehy aza ianao o! Ka tsy ao aminao ny fanahy Akoso-bolamena Mamiratra jerena Ô enina e! Ô enina a! Tsy manenina alohan’ny ratsy any aho fa azafady e! Ô fito e! Ô fito a! Fitiavana mahay mifanaja ho’aho no tsara indrindra o! Ô valo e! Ô valo a! Hivalozan’izay ratsy vitako aho fa ’ndrao mandratra e! Ô sivy e! Ô sivy a! Tsy ho kivy amin’ny fanantenako re fa manantena o! Ô folo e! Ô folo a! Efa folaky ny ankehitriny any aho vao hitanao o! Mmmm! Mmmm! Efa folaky ny ankehitriny any aho vao hitanao o! Na tsara tarehy... Ô isa e! Ô isa a! Isak’izay mahatsiaro any aho dia malahelo o!
Isak' izaho mahatsiaro anao De malaleho 😔..; mbola misy mihaino veo ty @zao 2018 fa za tsy le mihintsy mihaino an 'ny le izy 💕💔; mamp te hody sady mampirotsaka tomany😭😭.
This song deserve a million views honestly I’m from South Africa but I love this song. Keep it up FEO GASY we love Madagascar
I had the same thought. I have NEVER heard sounds like this. Heavanly
One of my all time favorite songs. Beautifully done.
Ô isa e! Ô isa a!
Isak’izay mahatsiaro anao dia malahelo o!
Ô roa e! Ô roa a!
Rohizan’ilay olon-tiako any aho ka tsy afa-miala e!
Ô telo e! Ô telo a!
Teneno amin’ny ratsy efa vitako aho fa mbola adala e!
Ô efatra e! Ô efatra a!
Hanafarako fara-mandimby izay tsy mahalala e!
Ô dimy e! Ô dimy a!
Diniho amin’ny Soratra Masina aho fa hanambady e!
Mmmm! Mmmm! Diniho amin’ny Soratra Masina aho fa hanambady e!
Na tsara tarehy aza ianao o!
Ka tsy ao aminao ny fanahy Akoso-bolamena Mamiratra jerena Na tsara tarehy aza ianao o!
Ka tsy ao aminao ny fanahy Akoso-bolamena Mamiratra jerena
Ô enina e! Ô enina a!
Tsy manenina alohan’ny ratsy any aho fa azafady e!
Ô fito e! Ô fito a!
Fitiavana mahay mifanaja ho’aho no tsara indrindra o!
Ô valo e! Ô valo a!
Hivalozan’izay ratsy vitako aho fa ’ndrao mandratra e!
Ô sivy e! Ô sivy a!
Tsy ho kivy amin’ny fanantenako re fa manantena o!
Ô folo e! Ô folo a!
Efa folaky ny ankehitriny any aho vao hitanao o!
Mmmm! Mmmm! Efa folaky ny ankehitriny any aho vao hitanao o!
Na tsara tarehy...
Ô isa e! Ô isa a!
Isak’izay mahatsiaro any aho dia malahelo o!
my goodness thanks for these lyrics. WHAT a beautiful song. It's beauty is transcendant
Thank you. I'll appreciate the translation. The song is just so beautiful
@@happyclappy1805 peace!
Isak' izaho mahatsiaro anao De malaleho 😔..; mbola misy mihaino veo ty @zao 2018 fa za tsy le mihintsy mihaino an 'ny le izy 💕💔; mamp te hody sady mampirotsaka tomany😭😭.
Magnifique et émouvant, comme bien des chansons malagasy ou andines
Isak'izay mahatsiaro anao de malahelo ooo....😢😢😢
Beautiful song 💗
Kanto loatra.Misaotra am sarin'ny fahiny sarobidy.
Tiako loatra ❣️ mampahatsiaro ahy an'i dadako tiako💕
ET UN ET DEUX ET TROI VOICI MON BEAU PAYS QUE J'ADORE BEAUCOUP MÊME QUE JE SUIS LOIN
grace ntsiba kinshasa ces ca
mba mangataka tononkira zay mahay mankasitraka eeeee
Zah mbol ts niarak tamin'olona Nefa miaino an 'ity hira ty de tsapak daholo
Ny tena literatiora aminy endriny tsara indrindra
Ndriiiiiii, tsara zany hira. Mankasitraka tompoko.
Bonjour cette chanson est très émouvante !! Je ne parle pas malgache . Pourrais-je savoir de quoi parle la chanson ?
Sa parle de tout les merveilles de Madagascar
A chaque fois que je me souviens de toi, douleur dans mon coeur
Cette chanson raconte que la beauté physique n’est rien si on n’a pas un bon état d’esprit.
2024❤
❤❤❤❤❤❤❤❤
Every good musique Malgaches
That bass though…
😍
Tiko tena Tiko mafinaritra atrany ts lany amamina
gasy for ever
mankasitraka e
😪😪