ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Ampy izay ny fiaretana aleo aho handeha na tsisy entana . Tiako ianao ry Gasikarako misaotra betsaka Eric Manana 🙏🙏
Tena mampitomany😢❤zany hira,tena malagasy mamiko❤
Masina ny tanin'drazana Misaotra anao Monsieur Eric Manana
AntsOoo mamy ny mody Tiko ny taniko,❤❤❤❤💖
Ahatsiarovako any Madagascar eeee kanto loatra ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
ndryyy!!!!...bon vieux boeing 747,était fidèle à la compagnie Air Madagascar à l'époque!!!...mes hommages au grand oiseau vert blanc rouge!!...respect à toi et tes fidèles équipes techniques ainsi à tes successeurs!!
2023, mbola maha te hihaino hatrany♥️
Fa refa tonga any akaiky ny de sambatra e❤❤❤❤
Aleo aho handeha na dia tsy misy entana, miandry ireo hava-tiana. Mangoritsina fona aho isaky ny mihaino ity hira ity.
Na dia tsy misy entana dia aleoko mody. Tiko be ny taniko 😍
🐤🐤fafinaretan'ny sofina ré aza arahim-bakiteny,misy mahasosotra ny soratra sasany🐥🐥
Mirehitra tsy mety maty e❤❤❤❤
Tsara be indrindra ny sary (magnifique)
Izany no atao hoe hira mampihetsi po. Mbola hafa ny hira Malagasy
Ho avy tsy ho ela e😍🤩tiako lotra sady mamiko ny taniko
Tsara be mihitsy ny improvisation ny instrument a vent ; mahay e !
vorombe , tena tsara ity hira ity
Mankasitraka eh, tsara loatra ty Gasikara nomen'Andriamanitra antsika ty.
Malahelo ny Vorontsaradia antsika aho izany e
raha mba nanagnelatra zaho zany moa eeee!!!
Sasamiandry ka miangavu aho voronaôô, Aleo aho mbahiantsampy! Kopatnn kuwait ee de hoavy @vorombe eee
Tiko Lotta😢efa ankaiky fa kely sida🙏mamiko ny tany KO😓
Voromby tsara dia ❤❤❤❤
❤❤❤ohhhhhoh❤❤❤❤
BRAVO MANANA ❤
Tiana gasikara❤
Ndriiii, hafa ihany ny gasikara mamiko, lasa be mihintsy ny saina maninamanina e
LAY NOSY MALALA TSISY MAHASOLO
Makasitraka ❤
ampindramo izany elatrao aho hisidinako ..ndriii te hod mAfy e😢😢😢
hafa ihany ny tanindrazana eh
tena tsara na tonony na feony toa mapanebona any ho any
manina ny any dago e tena tsara le vorombe lavitra ny aty misaotra e
Mampanembona raha any tany lavitra!Tsara!
Trop 😭😢
tiako be oh misaotra e
Ndryiiiiiiii😢😢😢🎵🎶🎻💜💚❤💛💙🎻🎵🎶
Vorombe tsaradia❤❤
Dommage tsy misy tsony e 😢😢
Tsara mankasitraka
2017 I still watch this.
2018
2020
Tsara le hira mam'pte hody
ngoma eeee
Te hody aho zany ..
Tena ande tsisy entana tokoa moa maheno izany hira izany. Mamy ny mody.
Tena manina tokoa moa!
mba asio tononkira izay manana e, misaotra mialoha
😢 te hody mafy maheno anzany 😢
tena ao tsara mitsy.
te hody avao an tegna!
top
mahamanina any madagascar sy ny ankizy marina milay b e!!!!!
Nndrryyy 😢😢😢😢😢❤
te hody za zany ,tsara e
Sasatra miandry e❤❤
😍❤️
andeha o aho na tsisy entane
Mamy ny mody e!
Lasa lavitr be ny saina aman'eritreritr mihaino an'ty hira ty!!!!!!! sady te hitsinjaka be! hahaha
kiiiiii ts maints hod ee mbol taraik aty canada
un jour peut-être
ndrrii!!!
Tsy misy tsony le voromby e😮
Dommage tsy misy tsony le voromby e
any izy any,mba ento mody @ zay ra-vorona a!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
zao ary ty tena te hody isakn mieno an io hira io
Ndriiii!malael maf any dago a!!
Tena tsara ilay arrangement... Na heno tsara ny feon'ilay valiha na dia misy an'ilay instruments sasany aza
Air Madagascar io
les avions wawe
Kiii..
à ma sœur -
Te jody mafy ya ro eeeee
mpetra tsara any aminy tany zay misy anao any ra mbola milamina ny fiainanao, FA ETO AM TANANA MANTSY EFA MAMAY BE MINTSY
Ah bon!?Salut ! Zovy ma nao eeee?
+Pejivao Pejivao tsy hita e mamy mody...
izaho ilay nipetraka taty frantsa 37 ans nody anefa niverina ihany o!
Pejivao Pejivao hafa foana ny tanindrazana tsy azo atakalo ny any hafa. Isika ary no tokony hanavotra ilay firenena malala fa miala antsika i Gasikara
ohatry ny hoe misy famadihandrazana izany
ko tsy mody pory an dol ref manina n tanindrazana fa eo n mody oe te hody ao e
Ahahah
tsy satry ve moa ny handeha hody e .. fa ny mahasoa aloha e ,
VW Merco 😂😂😂😂😂😂
VW Merco Misy diso kkklkaaaaa
zany ve d hitenenan-dratsy e!!!pfff.....
Tianao tsy mety mety ho anao
Ampy le fiaretana e refa tonga de ampy ahy e
Ampindramo le elatrao za e
Sambatra za refa eo akakiny e
Ampy izay ny fiaretana aleo aho handeha na tsisy entana . Tiako ianao ry Gasikarako misaotra betsaka Eric Manana 🙏🙏
Tena mampitomany😢❤zany hira,tena malagasy mamiko❤
Masina ny tanin'drazana
Misaotra anao Monsieur Eric Manana
AntsOoo mamy ny mody Tiko ny taniko,❤❤❤❤💖
Ahatsiarovako any Madagascar eeee kanto loatra ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
ndryyy!!!!...bon vieux boeing 747,était fidèle à la compagnie Air Madagascar à l'époque!!!...mes hommages au grand oiseau vert blanc rouge!!...respect à toi et tes fidèles équipes techniques ainsi à tes successeurs!!
2023, mbola maha te hihaino hatrany♥️
Fa refa tonga any akaiky ny de sambatra e❤❤❤❤
Aleo aho handeha na dia tsy misy entana, miandry ireo hava-tiana. Mangoritsina fona aho isaky ny mihaino ity hira ity.
Na dia tsy misy entana dia aleoko mody. Tiko be ny taniko 😍
🐤🐤fafinaretan'ny sofina ré aza arahim-bakiteny,misy mahasosotra ny soratra sasany🐥🐥
Mirehitra tsy mety maty e❤❤❤❤
Tsara be indrindra ny sary (magnifique)
Izany no atao hoe hira mampihetsi po. Mbola hafa ny hira Malagasy
Ho avy tsy ho ela e😍🤩tiako lotra sady mamiko ny taniko
Tsara be mihitsy ny improvisation ny instrument a vent ; mahay e !
vorombe , tena tsara ity hira ity
Mankasitraka eh, tsara loatra ty Gasikara nomen'Andriamanitra antsika ty.
Malahelo ny Vorontsaradia antsika aho izany e
raha mba nanagnelatra zaho zany moa eeee!!!
Sasamiandry ka miangavu aho voronaôô, Aleo aho mbahiantsampy! Kopatnn kuwait ee de hoavy @vorombe eee
Tiko Lotta😢efa ankaiky fa kely sida🙏mamiko ny tany KO😓
Voromby tsara dia ❤❤❤❤
❤❤❤ohhhhhoh❤❤❤❤
BRAVO MANANA ❤
Tiana gasikara❤
Ndriiii, hafa ihany ny gasikara mamiko, lasa be mihintsy ny saina maninamanina e
LAY NOSY MALALA TSISY MAHASOLO
Makasitraka ❤
ampindramo izany elatrao aho hisidinako ..ndriii te hod mAfy e😢😢😢
hafa ihany ny tanindrazana eh
tena tsara na tonony na feony toa mapanebona any ho any
manina ny any dago e tena tsara le vorombe lavitra ny aty
misaotra e
Mampanembona raha any tany lavitra!
Tsara!
Trop 😭😢
tiako be oh misaotra e
Ndryiiiiiiii😢😢😢
🎵🎶🎻💜💚❤💛💙🎻🎵🎶
Vorombe tsaradia❤❤
Dommage tsy misy tsony e 😢😢
Tsara mankasitraka
2017 I still watch this.
2018
2020
Tsara le hira mam'pte hody
ngoma eeee
Te hody aho zany ..
Tena ande tsisy entana tokoa moa maheno izany hira izany. Mamy ny mody.
Tena manina tokoa moa!
mba asio tononkira izay manana e, misaotra mialoha
😢 te hody mafy maheno anzany 😢
tena ao tsara mitsy.
te hody avao an tegna!
top
mahamanina any madagascar sy ny ankizy marina milay b e!!!!!
Nndrryyy 😢😢😢😢😢❤
te hody za zany ,tsara e
Sasatra miandry e❤❤
😍❤️
andeha o aho na tsisy entane
Mamy ny mody e!
Lasa lavitr be ny saina aman'eritreritr mihaino an'ty hira ty!!!!!!! sady te hitsinjaka be! hahaha
kiiiiii ts maints hod ee mbol taraik aty canada
un jour peut-être
ndrrii!!!
Tsy misy tsony le voromby e😮
Dommage tsy misy tsony le voromby e
any izy any,mba ento mody @ zay ra-vorona a!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
zao ary ty tena te hody isakn mieno an io hira io
Ndriiii!malael maf any dago a!!
Tena tsara ilay arrangement... Na heno tsara ny feon'ilay valiha na dia misy an'ilay instruments sasany aza
Air Madagascar io
les avions wawe
Kiii..
à ma sœur -
Te jody mafy ya ro eeeee
mpetra tsara any aminy tany zay misy anao any ra mbola milamina ny fiainanao, FA ETO AM TANANA MANTSY EFA MAMAY BE MINTSY
Ah bon!?
Salut ! Zovy ma nao eeee?