Tsara ilay hira, saingy... mikorontana be ilay instruments rehetra :-( Be loatra ny claviers ampiasainareo, sady tsy misy manaraka rythme mihitsy (afa-tsy ilay guitare basse angaha). Sao dia mba misy ilay version tsy live fa iny tsara kokoa ny instruments ?
Mstr btsk Asafia Ambodihady ! Tsara loatra na ny tonony na ny feony ! Bravo ! Mstr an'Andrimanitra !
Tsara ilay hira, saingy... mikorontana be ilay instruments rehetra :-(
Be loatra ny claviers ampiasainareo, sady tsy misy manaraka rythme mihitsy (afa-tsy ilay guitare basse angaha).
Sao dia mba misy ilay version tsy live fa iny tsara kokoa ny instruments ?
Misaotra ooo. Enfin nn ❤️❤️❤️
Mampisaintsaina ilay hira. Mankasitraka e!
ela nitadiavako an ty hira ty a, ça parle de moi
Yes
vitsivitsy no atao mihira,ao tsara
tena mahay mamela heloka tsika ka
Tsara be ilay tonony. Mampisai ntsaina.
Tsara mampieritreritra...
Ela no efa niandrasako an'ity hira ity fa dia mankasitraka. Tena tsara be
Tena misaotra betsaka!
Taona maro no nitadiavako an'ity hira ity, tsy fantatro ny titre dia androany vao haza. Misaotra indrindra tompoko fa tena mandona fo!
Tsara loatra e! mankasitraka.
Tena tsara be misaotra tompoko , deraina Jeso
What Baal are these snakes from ?
painted coffins..............