Tena mampahatsiaro ny maha mpitovo kosa e, t@ zany samoela ilay mbola noenjehina be nefa ny tena tena mankafy ary mbola mankafy. dia tohizo ny làlana fa tena tsara sy mipetrapetraka ny fahamatorana
Les paroles et l'air sont clairs : c'est une chanson qui se récite et se chante avec les tripes ! La tu pourrais réciter une recette de cuisine on dirait la même chose. Comparons simplement la diction et l'émotion de samoela avec lui c n'importe quoi.
ahlalala... nandritra zay enimbolana nipetrahan'ity teto zay asa impiry aho no manketo mankafy azy ity fa mbola mangorintsina foanaaaaaaa.
Mba aiza zao i Faniry e? efa mandeha irery ve? mba omeo misy rohy hahitana azy ankehitriny raha mba misy eeeeee, siouplé
facebook.com/faniry.andriantsitohina/videos/1661471657200905/
Mahazo tombon koko ranga n olon ranga sofina an am resak justess vocal a!
mahay ianao,bravoooo
Manaiky rangah a!! tohizo fa tena manana talenta enao (y)
sur lets bandy à, m'lay é!
Milay Dr Faniry a🙏🙏
merci amle arrangement zalah
Mitovitovy @ mamy robinson ny feony rehefa manakatra ,tsara be
Tena mampahatsiaro ny maha mpitovo kosa e, t@ zany samoela ilay mbola noenjehina be nefa ny tena tena mankafy ary mbola mankafy. dia tohizo ny làlana fa tena tsara sy mipetrapetraka ny fahamatorana
milay lesy e!! tohizo. :)
Tonga d atolory azy ny loka fa tena enjana ranga nareo a, tena mipotratruka tanteraka ny aty, in ary no antony tsy nanaovy sé THE ONE????
Tena tsara be ô
Tsara foana lesy ah ! Dommage zay tsy afaka mifidy ! Fa efa hainlah iany fa zay maka anlah hatraminy farany ! 👏👏👏
zokinay io anhhh!!!
maaaaaaaaaay amina taaaaaaaaaaaaaaaaany
époustouflant
Top ^_^
Mi improve ivy fa try mivalana mihitsy an!trop ranger a

(y) (y) (y)