De toutes les chansons de Fara, celle-ci (du moins pour moi) est la plus poignante, style épuré, mélodie travaillée, toute en émotion.J'espère qu'elle restera longtemps dans nos coeurs chers Malagasy
Tsy ny fiadananano ihany re no ilaiko Tsy fitahina koa, tsy izany no andrandraiko Fa Ianao mihitsy Ray Zanaka Fanahy Ianao manontolo Tompo Ianao no Tiago ho ahy
Ianao no tiako hitoetra ato anatiko Ianao Tompo ô no tiako hanapaka ny foko Aza avela hisy ireo mibahan-toerana ao Foiko manontolo anao ny foko, anjakao Ref : Tsy ny fiadananao ihany re no ilaiko Tsy fitahiana koa, tsy izany no andrandraiko Fa Ianao mihitsy : Ray, Zanaka, Fanahy Ianao manontolo Tompo ô, Ianao no tiako ho ahy. Ny faniriana sy hetaheta, lalina ao am-po : Ho iray fijery, iray fitiavana izaho sy Ianao Indro re ny foko anio, vohaiko idiranao Foiko manontolo anao izy io, anjakao Ref : Tsy ny fiadananao ihany re no ilaiko Tsy fitahiana koa, tsy izany no andrandraiko Fa Ianao mihitsy : Ray, Zanaka, Fanahy Ianao manontolo Tompo ô, Ianao no tiako ho ahy.
Tena tsara, fitiavana feno sy madio tsy mila takalo Amen
De toutes les chansons de Fara, celle-ci (du moins pour moi) est la plus poignante, style épuré, mélodie travaillée, toute en émotion.J'espère qu'elle restera longtemps dans nos coeurs chers Malagasy
Amen.
Amen amen Tena tiko le Hira tiko ko jesosy hitoetra ato anatiko faniriko fatratra mintsy mankasitraka ny mpihira 😘😘😘😘😘😘😍😍😍
vavaka fanoloran - tena, tena tsara havaozina isan' andro izany hamerina amin'ny laoniny izay mety efa nagantsiaka!
Amen!
Nosy Cyber amen
Ianao manontolo Tompo ô Ianao no tiko ho ahy! Amen❤️❤️
Tsy ny fiadananano ihany re no ilaiko Tsy fitahina koa, tsy izany no andrandraiko Fa Ianao mihitsy Ray Zanaka Fanahy Ianao manontolo Tompo Ianao no Tiago ho ahy
Fa ianao mihitsy, Ianao manontolo Tompo, Ianao no tiko ho ahy🥰😍💝
Amen amen,tiko ny Tompoko
Tsara lotra ❤
Aza havela hisy himbahantoerana ny foko ☺️,
Merciiiiiiiii. ilay sois sans crainte iny anie sao mba hananao fa tena iny ray iny koa no tena mba tadidiaviko.
Je t'en prie. Andraso jereko ary e. Raha hitako dia ataoko. Tahiana ianao!
Merci dia ianao koa. Mirary soa @ ity taona vaovao ity
ity ilay izy : th-cam.com/video/6CMeTspJokQ/w-d-xo.html
Merciii bcp fa tsara be
amen !
Hira tiako indrindra ❤️
Ma chanson quand j'avais 13 ans,
Ianao no tiako hitoetra ato anatiko
Ianao Tompo ô no tiako hanapaka ny foko
Aza avela hisy ireo mibahan-toerana ao
Foiko manontolo anao ny foko, anjakao
Ref : Tsy ny fiadananao ihany re no ilaiko
Tsy fitahiana koa, tsy izany no andrandraiko
Fa Ianao mihitsy : Ray, Zanaka, Fanahy
Ianao manontolo Tompo ô,
Ianao no tiako ho ahy.
Ny faniriana sy hetaheta, lalina ao am-po :
Ho iray fijery, iray fitiavana izaho sy Ianao
Indro re ny foko anio, vohaiko idiranao
Foiko manontolo anao izy io, anjakao
Ref : Tsy ny fiadananao ihany re no ilaiko
Tsy fitahiana koa, tsy izany no andrandraiko
Fa Ianao mihitsy : Ray, Zanaka, Fanahy
Ianao manontolo Tompo ô,
Ianao no tiako ho ahy.
Amen!
tsara be lay hira
🤩😍🥰😇
💕✊💘
Salama eh tena efa ho 4 ans za no nitady ity hira ity taminy net fa zao vao hita mercy tahin'Jesosy eh
Wow, tsara be izany. faly ho anao.
tiko laotra
mitady youtube - izay mino Fara ANDRIAMAMONJY
Merci Pri a, efa ela nitady an'ity tato @ youtube aho
Je t'en prie. God bless you :)
Tena tiako be. Sao dia mba misy mahita an ilay jesosy ilay mahery ?
za kou mitady an'iny mafy mints
Misaotra e:
Ho tahian'TompoE
Tsy misy isaorana e. Tahiana koa ianao.