KOTO : Sosokevitra sy Projet ho fanampiana an‘i Madagasikara [Koto]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 2

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao @ty projet goavana nao ty..mafy enao mr koto a..mba ho tanteraka tsara projet nao. 🙏🙏

  • @jacquesrandrianaina3322
    @jacquesrandrianaina3322 2 ปีที่แล้ว

    Tsy haritro ny hangina mahare ny rediredinao ry tovolahy, satria malagasy hianao nefa mihevitra ny mpiray tanindrazana aminao ho " vendra-tay" araka ny teny navoakan'ny vavanao. Fantatrao fa manan-jo ny olona rehetra hisafidy ny finoany, ary tsy tokony ho hisy hisakana azy amin'izany, fa ny fanompana nataonao kosa, na ny fihevitrao ho ambon'ny rehetra kanefa taratra ihany ny fambanian-toetranao @ny teny sy hevitra avoakanao. Koa heveriko fa tokony hanatona " psychiatre " hianao ry tovolahy mba hahafahanao mandanjalanja ny teny sy hevitra havoakanao @ itony fitaovan-tserasera itony. Am-pitiavana no anoratako izao hahasoa antsika rehetra. Mety tsy ho hitako akory izay ho havalinao izao satria tsy dia mpanaraka na mijery ordinateur loatra aho.