Tantara gasy --- Soa fa teo ianao2👉🏻👉🏻 Tantara RFM

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Tantara gasy: Tantara Malagasy
    Radio Feon’i Mania
    Fizarana fah 2/2 afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
    "Gasy Rakoto groupe"
    / 190706185907660
    email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy

ความคิดเห็น • 121

  • @norombola5817
    @norombola5817 3 ปีที่แล้ว

    Salama tompoko
    Misaotra fa tena tsara be le tantara
    Miangavy anao mpanoratra
    Mba hanohy azy
    Tokony mbola hitohy manko raha ny fazaoko azy
    Misaotra nizara

  • @pisoupisou5160
    @pisoupisou5160 3 ปีที่แล้ว +2

    Tiko be mitsy le tantara 😙😙😙fa mbola mankafy be. Tokony mbola misy tohiny izy ty.mba we tafavoaka soamatsara I ravo

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 3 ปีที่แล้ว +3

    Aleo mitrongy vao homana sy mande @ fahamarinana ihany toy zay ohatrany zao tantara izao. Misaotra e !

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 3 ปีที่แล้ว

    Makasitraka betsaka tompoko ndrii tena mapalaelo Ravo zavatra tena misy zao a ary betsaka mitsy ny olona manao azao!!👍👍

  • @germaineattieh7721
    @germaineattieh7721 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Gasy Rakoto a ! D isaorana lehibe koa n RFM

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy adino koa ny mpanoratra sy ianareo mpanaraka o

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsaka tompoko fa tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tohiny indray 😍😍

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 3 ปีที่แล้ว +2

    Mafy zany mahaz Ravo tamin ty dray mitorak ty eiii 💔💔 . Ary tena zava misy amin fiainana io tantara ataonjareo ty

  • @razafindrasoaclotilde2500
    @razafindrasoaclotilde2500 3 ปีที่แล้ว

    Mbola Azo Tohizana Lay Tantara

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      za koa mitovy hevitra aminao

  • @Gnome23e
    @Gnome23e 3 ปีที่แล้ว +3

    tsirariny kosa ,nefa dia tena misy zany @ zao vanimpotoana iainantsika zao ,tsitadidiy intsony fiafiana rehetra zay niarahana ,

  • @samrasamra1208
    @samrasamra1208 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko oo

  • @user-vv2sf4rg8x
    @user-vv2sf4rg8x 3 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraka indrindra tompo eh tena afapo mahitsy ny pakaly eh ❤❤😍😍

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka Ary tena makasitraka n'y tantara fa misaotra betsaka nizara tompoko

  • @jddjnffj9164
    @jddjnffj9164 3 ปีที่แล้ว

    Mahotsa be

  • @joemayrah8059
    @joemayrah8059 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra ô
    Tokoni bola misi tohini le tantara 💖💪🏻💪🏻

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว +3

    SOA fa teo gasy rakoto 😁 hihihi

  • @jeannickclaudiahajazakasoa4457
    @jeannickclaudiahajazakasoa4457 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra ny mpilalao tantara rehetra sy ny mpanoratra ihany koa ,ary Gasy Rakoto izay manome fahafahampo ho anay mpihaino indrindra izahay aty ampita 😘😘😘😘😍😍😍😍fa mba inona no titre an izay hira izay e rah tsy mahadiso ....Misaotra izay vitanao......😁😁😁

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว +5

    SOa fa teo Ianao Gasy Rakoto manome fahafampo Anay mpankafy rhtr @ tantara vaovao isanandro indrindra n'y tantaran RFM ;RDB ; d mankasitraka ndrindra ré tompoko f d tena afapo tokoa k d hiandr ampitonina k hiaino ampifalina Ty fiz fh2 Ty rampitso d Tahian Tompo daolo tompoko d soavamandry daolo sika rhtr o

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 3 ปีที่แล้ว

    Soa fa teo ianao gasy rakoto mizara afalina ho anay isanandro2 mankasitraka e😍🥰

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Raha tsy misy ny mpihaino dia zava paona ny mizara. Ka dia misaotra anareo hatrany manaraka o!

  • @angellahirene5938
    @angellahirene5938 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka tpk oo 🙏🙏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 ปีที่แล้ว

    Tena misaotra betsaka hatrany am fizarana Gasy Rakoto a,tena misy tokoa Jamba am harena. Ny mpilalao Tena mahay ,

  • @laminamariealicerazafindra6294
    @laminamariealicerazafindra6294 3 ปีที่แล้ว

    Misaotr betsak fa tena tsara lay tantara ❤️🌺

  • @noemilyalinahacstra3995
    @noemilyalinahacstra3995 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka

  • @kadijdaabdallah9526
    @kadijdaabdallah9526 3 ปีที่แล้ว +1

    Nagnino tsy tohizagna ndraiky

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      eo indrindra isika izao

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko afampo tanteraka zay mpankafy 😍🔥❤🎧👌🔥🇲🇬!

  • @stenerakoto2870
    @stenerakoto2870 3 ปีที่แล้ว +1

    Misotra betsaka

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana Stene

  • @rasoahanta5546
    @rasoahanta5546 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompokô tena mampalahelo be i Ravo

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra hatrany tompoko sakaiza manody mampalahelo Ravo sendra Izay vady mpamadika be fandeferana tokoa Ravo

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      tantara ihany iny e! za tsy mino ny fiafarany

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว +1

    Tokony hisy tohiny kosa ô😍

  • @roz1046
    @roz1046 3 ปีที่แล้ว +1

    Soa ihany marina,mankasitraka ô

  • @ravakanandrasana8658
    @ravakanandrasana8658 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be le tantara fa tena misaotrabetsaka fa ra mbola misy toiny iny tena mbola mahafinaritra makasitraka anareo ary mazotoa antrany @ izay atao rehetra indrindra @ asasoratra mba hankafizanay antrany koa misaotra eeee🙏🙏🙏

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      atolotra ho an'ny mpanoratra sy ny RFM ny fisaorana

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 3 ปีที่แล้ว

    😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢😢

  • @zoefaly4541
    @zoefaly4541 3 ปีที่แล้ว

    Tieko dieha ny rôle i Ngiahy Ndria
    Sady hainy dieha ny fitenin'ny ahatagny an-tanàna 😂😂🥰🥰 mankasitraka tompoko ô 🙏🙏🙏

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      soa fa nisso an'i Mangakely hihihi

    • @zoefaly4541
      @zoefaly4541 3 ปีที่แล้ว

      @@GasyRAKOTO ratsy fiafara dieha kay le tantara. tokony vo mba nitohy nama koaaa de mba natao nijaly2 tagny i Kialavelo rangory fototry ny afo sy Kialambola. De i Ngiahy ndria mba lasa mpanefohefo be, de mandeha mitady karama vary masaka @ Ngiahy Ndria agny izy mianakavy vavy raigny kkkkkkkkkkk Izay Simon vao resy @zay tantara rehetra nohenoiko hatr@zay hihiiiii

  • @mariesandrina150
    @mariesandrina150 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka topoko ❤❤

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว +1

    Eto ampihainoana d efa manolotra ny fankasitrahana anareo sahady Tompoko 👍💝❤💘💚💞♥️💕❣🇲🇬🇲🇬🇲🇬💖💜💗💙💛❣❣❣🇰🇼🇰🇼🇰🇼🧡💜💗💙💛💕💞♥️💝💘

  • @hyaqht9
    @hyaqht9 3 ปีที่แล้ว +1

    Soa fa teo hianao manoratra sy mpilalao ary mpiasa ny radio feno mania

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 ปีที่แล้ว +1

    Latsaka ny ranomasiko @ tantara ray ty o misaotra betsaka nareo oo

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 ปีที่แล้ว

    rehefa.mivavaka.tokode.tsy.matsy.mandalo.fisendra.mafy.kanefa.manaovany.marina.de.dinio.tsarany.ny.lalana

  • @awatefsalem717
    @awatefsalem717 3 ปีที่แล้ว

    SOA FA TEO IANAO ny ao ambadiki io teny io de fanavotana izay fazahoako azy raha ny fiarany le tantara anefa de tsy hitako ze maha Soa teo azy soa fa teo Zany iza.? Nantenaiko hoe i Ndria no hanavotra any Ravo de soa fa teo Zany i Ndria Nefa toa tsy nisy diso fanatenana tam fiafarany

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Efa misy tohiny ilay izy ka

    • @awatefsalem717
      @awatefsalem717 3 ปีที่แล้ว

      Ok merci beaucoup fa Tena Tsara

  • @fjvh4385
    @fjvh4385 3 ปีที่แล้ว

    Misaotr betsak 😍😍🎧🎧📻

  • @raniraniranirani7423
    @raniraniranirani7423 3 ปีที่แล้ว

    Merci mapalahelo ravo tonkapo izy

  • @brendahannahbrianda2389
    @brendahannahbrianda2389 3 ปีที่แล้ว

    Tsara fa tokony nisy tohiny

  • @andriahiro5043
    @andriahiro5043 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo e

  • @gerardmaella6985
    @gerardmaella6985 3 ปีที่แล้ว

    Mbola zavatra hiainana daholo ve zany e mafy lesy ka misaotra betsaka nareo fona nizara e tena hafapo miaino ny tantara

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 3 ปีที่แล้ว +2

    Soa fa teo ianao @Gasy Rakoto
    Mizar fialambol @ nay isanandro
    Misaotr betsak tompok soava mandr hiaby2 miandr rampits mafinaritr mihaino tantar 🎧🎧❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏💝💝🤜🤛✌✌

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Ianareo no isaorana e! De rdv rahampitso indray @ Tantara manaraka o! Misaotra fa tohiny ny fo mahita anareo afa po e!

    • @keitaonichika9015
      @keitaonichika9015 3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompokoo ❤❤❤❤

  • @fidisonrandriamalala3876
    @fidisonrandriamalala3876 3 ปีที่แล้ว

    Makasitraka tompoko ooo
    Afampoa ny mpihaino eee

  • @faratina5458
    @faratina5458 3 ปีที่แล้ว

    Azalahy eeee, tsy tagnako ny ranomasoko marina eee, alako lavitra mihoatr i Mbola i Velo

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      samby manan raha tiagny io e, i Mbola dia i Vero, i Vero dia i Ra Maître, ka iza no diso? Izay tia adala hono

    • @faratina5458
      @faratina5458 3 ปีที่แล้ว

      Kkkkkk afa mitaintaigna be za aminy tohiny

  • @ahhbbva2937
    @ahhbbva2937 3 ปีที่แล้ว

    Tapamanta fa ts tapitra tokony mbola hoisy tahiny aa!

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka @ fizarana Gasy Rakoto

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      tsy misy fisaorana Lily

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko ô

  • @elodymirill3569
    @elodymirill3569 3 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsk

  • @haryrakotondrazaza5913
    @haryrakotondrazaza5913 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra makasitraka indrindra fa tokony mbola misy tohiny tompoko

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 3 ปีที่แล้ว

    Bjr merci
    Tsy de tiako loatra ny nihafarany

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      fa mety tsy iny kosa ny farany e! asa aloué

  • @laylah1259
    @laylah1259 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka ee

  • @rixdjani6143
    @rixdjani6143 3 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup. C'est injuste ce qui arrive à Mr Ravo. Cette femme est maudite, elle périra en enfer

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Pour ce genre de personne, l'enfer n'existe que pour ceux qui y croient!

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว

    SOa fa teo Ianao Andriamanitra Tompo nanasitrana ny fo maratra sy Marary ! Nampahery sy nampitraka ny ory sy malahelo! Tsara b mamplhl lay tantara ! Niaranitomany t@ Ravo koa Aho ; mamplhl b na ny feonkira aza !Tantara tena zavamisy eo @ fiainn Ty tantara ary misy lesona s'y anatra betsk !Ratsy saina b sady rats fanahy Mbola vehvv ts matahotra an Andriamanitra ;mpijangajanga Izy no tokon higadra rah ny tena izy ary tokn hifona @ Ravo t@ ratsy rhtr vitany izy ; Mankasitraka anao lalandv Mr Simon Nomenjanahary@ tantara rhtr f tena manatalenta tokoa ianw f tokn mbol hisy tohiny ty tantara Ty an d ts mitsahatra mankasitraka anao koa Gasy Rakoto@ fanomezana fahafampo Anay mpankafy rhtr !Tahian Tompo daolo tompoko

  • @chomayaantonia9096
    @chomayaantonia9096 3 ปีที่แล้ว

    Manahona tompoko ô ,tena tsr bé le izy Ary tena mandatra dranomaso sady hitako ta fiainako zany le a fitiavana

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 3 ปีที่แล้ว

    Manova olona tokoa vola vady ve mahavita; zany tsy zanaka hiaro vady manao tsinontsinona 😓😓

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 3 ปีที่แล้ว

    Viavy tsy vanona

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 3 ปีที่แล้ว

    Tokiny mbola misy tohiny kosa rangah Oa

  • @kadijdaabdallah9526
    @kadijdaabdallah9526 3 ปีที่แล้ว

    Efa fantam-patatro hiany rango taminy tapany voalohany,tsotra loatra koa baka i ramose Ravo

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Izay ilay hoe trop bon trop con hoy ny vazaha!

  • @rannieclaudia
    @rannieclaudia 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      tsy misy fisaorana Annie

    • @rannieclaudia
      @rannieclaudia 3 ปีที่แล้ว

      @@GasyRAKOTO miandry ny tantara manaraka ndray za hiii

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Efa ao a

    • @rannieclaudia
      @rannieclaudia 3 ปีที่แล้ว

      Merci

  • @rahelinirinamariehortance8815
    @rahelinirinamariehortance8815 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka re tompoko o
    Tena tsara be, sady afapo zahay mpihaino, fa tokony mbola hitohy le izy a

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra amin'ny hatrizay , irariako hitohy sy hahombiazanao. Manantena aho fa nahitana marimaritra iraisina ny tohin'ilay fandrahonana mampalahelo hitako tao amin'ny commentaires-n'ilay "veromanitra" . 💪🙏: mirary soa o

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +2

      Tsy mifanaraka @ ol toy zany isika Pamella! Hoy ny vazaha hoe: " Le chien aboit, la caravane passe.."

    • @pamellamougin756
      @pamellamougin756 3 ปีที่แล้ว +1

      @@GasyRAKOTO mitandrina ihany fa ny sasany manahirana ! Mirary soa o

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +2

      @@pamellamougin756 marina izany! misaotra anao!

    • @melissaideally861
      @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว

      Tsy arako lay izy f azfd Ndrindra inona zan commentaire n le oln t@ tantaran Veromanitra zany ? Lay oln koa zan d tena adala mints sa ts misaina f Zara aza misy oln tsara sitrapo otrzao mizara ampitiavn hatrany ny tantaran onjampeo k Inn ndray ! Mb mahaiza misaotra sy mankasitraka ré oln ooo

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 3 ปีที่แล้ว

    Ary toa nivadika chérie ny joary i mdm Oa kkkķkkk loza oa

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 3 ปีที่แล้ว

    Tena maro ny olo mahay miatsaravelatsihy mampalahelo i Ravo

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว +1

      Tsy misy fisaorana Perpétue a

  • @anjatiana6510
    @anjatiana6510 3 ปีที่แล้ว

    Simon ts maintsy hoe migadra😂😂

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Fa t@ ity mba Tsy nisy feom-basy!😂

  • @cathialopez827
    @cathialopez827 3 ปีที่แล้ว

    Fa aona ko ary zany oe fizarana faharoa sady farany zany?? 🙄 Takizay za tsy nieno ra fantako ka oe zay no niafarany mba marina e😒

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Cathia, ka Izzy mits no tanjon'ny mpanoratra ko! Manokatra ny mety ho tohiny

    • @cathialopez827
      @cathialopez827 3 ปีที่แล้ว

      @@GasyRAKOTO ka na izany aza e! D avela iriary eny fotsiny zany ny ratsy saina an? D ts ijanona amin'io mhts izy satry ahita Bogss etsy sy eroa d lasa ndray,
      Fa na zany aza mankasitraka anao indrindra "soa fa teo ianao 😍"