Soa fianatra 👉🏻👉🏻 Tantara RDB

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Tantara gasy: Tantara gasy
    Indray mihaino

ความคิดเห็น • 21

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao 🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 3 ปีที่แล้ว +3

    Soa fa teo Gasy Rakoto
    Mampiala voly anay
    Merci bcp anao sy Rdb

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 ปีที่แล้ว +3

    Misaotra betsaka fona Gasy Rakoto nizara tsy tapaka, 🌹🌹🌷⚘mirary any reny rehetra hanao fety sambatra daholo an
    Fête de mere rampitso. 🇨🇭🇨🇭🇨🇭

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 3 ปีที่แล้ว

    Bonsoir Gasy Rakoto zao ndray fa afaka miheno tantara mankasitraka indrindra ô ❤️🥰🥰🥰

  • @sebastienandria4733
    @sebastienandria4733 13 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka fa tsara be!! Tena soa fianatra

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra e, tsara be ny tantara

  • @tianarakotomalala7942
    @tianarakotomalala7942 3 ปีที่แล้ว

    Soa Fianarana!misy lesona azo tsohahana,Mankasitraka any Gasy RAKOTO siny RDB

  • @andriamanampisoarabe2858
    @andriamanampisoarabe2858 2 หลายเดือนก่อน

    178 izany bus mankany Andraisoro any aminay❤

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara 👂👂

  • @jocelynetsarasoa1467
    @jocelynetsarasoa1467 3 ปีที่แล้ว

    Bonjour mbola hiaino ooh

  • @razanamahefahanitriniaina6819
    @razanamahefahanitriniaina6819 3 ปีที่แล้ว

    Tsara b lay tantara

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว

    Marina zany .SOA fianatra fa indraindray mantsy na tsy mahasoa zao aza Dia misy mianatra ilay izy mihitsy .

  • @chandolachandola7798
    @chandolachandola7798 3 ปีที่แล้ว

    Misaotree 💕💕

  • @zoefaly4541
    @zoefaly4541 3 ปีที่แล้ว

    Salama tompoko, aho ve no tsa naharaka sa ela2 tsa nisy tantara Radio feon ny mania? Manantena tompoko🙏

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Merci ee

  • @eliadurand6930
    @eliadurand6930 3 ปีที่แล้ว

    Tiko kosa ty

  • @emmarakotomahanina435
    @emmarakotomahanina435 3 ปีที่แล้ว

    Miarahaba o, misaotra ny mpikarakara rehetra o

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 ปีที่แล้ว

    Miarahb anao Gasy Rakoto d miarahb an mpankafy rhtr koa vao hanomboka hiaino k d marina zan fa Soa Fianatra d tandremo ny ratsy halaviro ; mankasitraka anao nizara ampitiavn hatrany Gasy Rakoto d mankasitraka an RDB sy ny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko

  • @mariesandrina4913
    @mariesandrina4913 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka topoko

  • @matilderasoanandro1559
    @matilderasoanandro1559 3 ปีที่แล้ว

    Azafady manontany misy tantara t@ rdb ( dia ho avelako Ve ny helony ) tsy henoko hatraminy farany nefa tsara be, tsy hitako @ TH-cam mihintsy sao mba misy zavatra hafa azo ihahinoana azy azafady e! Misaotra mialoha tompoko