1. Amboary aho Jeso mba ho toa Anao Indrindra fa ity foko ity Jeso ô Mora fanahy sady be fitiavana Tsara sy maha-te ho tia Jeso ô Ref Amboary Jeso ny fiainako Ka feno ny fanahy ho tsara sy mendrika Ny fisainana sy ny fiteniko Enga anie Jeso mba ho toy ny Anao 2. Izao tenako izay feno ota izao Indrindra fa ity foko ity Jeso ô No atolotro mba hohavaozinao Tsy hanala baraka Anao Jeso 3. Ampitoero amiko ny fitiavanao Mba hitiavako ny fahavaloko Jeso Ireo fomba ratsy zay niainako Soloy re Jeso ô mba ho tena vao
rahavavin-dreniko sady marraine-ko zay no nahenoako sy nahaizako ity hira ity...efa nody any @ Tompo izy....nanamarika ny fiainako ny fisiany ...mandria am-piadanana tatie malalako!!!! izaho sy ny ankohonako kosa Jesoa, amboary ho toa Anao
Misaotra ny Tompo fa mahafinaritra be Dia ahoana no ataoko raha mba te hahazo ny CD na VCD tsy fantatro ? Ny tanjoko dia ny mba hananako ny raki kira rehetra mba azahoako mahay y hira rehetra ao amin'ny fihiranantsika. Mety ahazo fahafaham-po ve ny tenako ? Dia misaotra sahady MARANATHA
1. Amboary aho Jeso mba ho toa Anao
Indrindra fa ity foko ity Jeso ô
Mora fanahy sady be fitiavana
Tsara sy maha-te ho tia Jeso ô
Ref
Amboary Jeso ny fiainako
Ka feno ny fanahy ho tsara sy mendrika
Ny fisainana sy ny fiteniko
Enga anie Jeso mba ho toy ny Anao
2. Izao tenako izay feno ota izao
Indrindra fa ity foko ity Jeso ô
No atolotro mba hohavaozinao
Tsy hanala baraka Anao Jeso
3. Ampitoero amiko ny fitiavanao
Mba hitiavako ny fahavaloko Jeso
Ireo fomba ratsy zay niainako
Soloy re Jeso ô mba ho tena vao
mankasitraka indrindra e
Amboary aho Jesoa mba ho toa anao , mankasitraka indrindra o!
A zalaheeeeee
Mampatehody Madagascar ay.
Raha sitrapony mbola hiara ihira izany atsika ay.
Mampahatsiaro Andriamboavonjy izy no nampianatra anay izay hira zay tany Diego t@izany fotoana izany.
Samia maharitra jusqu'au retour de JÉSUS CHRIST tsika rehetra ooo
😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘
Amboary aho jesosy mba ho toa anao ...indrindra fa ity foko ty jesosy oh
Mila ny fanamboaran'ny Tompo tokoa tsika e, mba ahafahantsika manana toetra tahakan'I Jesoa Kristy
Tefeo aho JESOSY mba homendrika hoanao amen
Amboary Ahy joso MBA ho to IANAo
misaotra topoko Andriamanitra anie hampitombo talenta ary hitombo finoana tsy horitra mandrakizay misaotra JESOSY amen
Amboary Tompo Jeso ny fiainako fa meloka tokoa aho. Misaotra Tompo ô
Ataovy tahaka ny fonao ny fonay Jesosy malala o! Amen
Izay rehetra manonona amin'ny fony izany vavaka izany sady miaina mifanaraka amin'izany dia ho tody soa any amin'ilay tany vao nomanin'ny Tompo ho an'ireo mpanompony mahatoky rehetra !
Amboary ny foko JESOSY ô! Honaiky Anao tanteraky tompoko. Ahatsiarovako ny collège Adventiste TOLIARA zany hira zany
Amboary aho mba ho toa anao jesosy oh,
Amboaro aho Jesô
Mba ho toa Anao .
(Amen)
Amboary aho Jeso, tefeo ny foko sy ny fiteniko.Amen
Misaotra Jesosy fa manambotra ny fiainanay hianao Amen!
Amboary aho jesosy mba ho toa anw indrindra fa ity foko ity jeso ô !!!!
Ehhh ahatsiaravako ny fandalavako nianatra tao amin'ny collège Adventiste bazarikely Tamatave. Nazahoako lesona tsara netiko hatramizao ny fianarana tao surout ny fanaovana ecole sabata. Deraina Jesosy , isaorana ireo mpanabe rehetra tao.
Amboaro aho jeso MBA ho to anao indrindra fa ity foko ity jeso
Tsara aiiiii Mankasitrak ô
Amboary aho Jesosy o mba ho toa anao
Amboary jeso ny fiainako 😢😢
Amboary hao jesosy 🙏🙏
Ity Hira ity Hira vavaka, miresaka@ Jeso.
Amboary aho Jeso ny fiainako😭😭
Mankasitraka tompoko 🙏💋🙏💋
super ,,,,,,,,,,,Good halelujah oéoooooooooooooooooooo
Merc bcp college normal william miller(colleg adventistes ambohibahiny.mbol tadidik fampianarana nataonareo ahy na def islm aza za @zao
rahavavin-dreniko sady marraine-ko zay no nahenoako sy nahaizako ity hira ity...efa nody any @ Tompo izy....nanamarika ny fiainako ny fisiany ...mandria am-piadanana tatie malalako!!!! izaho sy ny ankohonako kosa Jesoa, amboary ho toa Anao
Misaotra ny Tompo fa mahafinaritra be Dia ahoana no ataoko raha mba te hahazo ny CD na VCD tsy fantatro ? Ny tanjoko dia ny mba hananako ny raki kira rehetra mba azahoako mahay y hira rehetra ao amin'ny fihiranantsika. Mety ahazo fahafaham-po ve ny tenako ?
Dia misaotra sahady
MARANATHA
Amboary aho Jeso.
Amen
.where is this choir from?
Amboary aho Jesosy 0!
amboary aho jesoa
amboary aho jeso mba ho toa anao
Amen
Tena tsara e, mankasitraka
❤❤
Hira fanoloratena tiako indridra
Misaotra fa tena tsara e
❤
TSA b lehira
Hira hoe. Ho tsaroko anio koa ve mba misy @ areo zafd indrindra
Amboary aho jeso mba ho toa anao
Amen
Amen