Ampy ahy Jesô Amboarapeo Imprimerie Adventiste

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 54

  • @maitsobaritafika6058
    @maitsobaritafika6058 ปีที่แล้ว +1

    Ampy Ahy Ianao Jesoa,mandrakizay❤

  • @lucassampeur1071
    @lucassampeur1071 8 ปีที่แล้ว +5

    Ampia ahy jeso o Ampia ahy jeso....mankasitraka que Dieu vous benisse tous mes frères et soeurs.

  • @jennymaria5545
    @jennymaria5545 3 ปีที่แล้ว +1

    Aleloia raha mbola velona koa aho Ray dia anompo anao from Dubai

  • @aurelieraharisoalalaina6684
    @aurelieraharisoalalaina6684 4 ปีที่แล้ว +1

    Ampy ahy tokoa ianao JESO. Ianao ilay antsoiko amin'ny andro rehetra iainako na mamy na mangidy. Misaotra JESO O!

  • @hary31200
    @hary31200 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka Tompoko merci manokana ho an'ilay manao chemise rouge🙏🏻🙏🏻

  • @lucierabeson7617
    @lucierabeson7617 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena AMPY AHY JESOA , misaotra sy mankasitraka indrindra

  • @johanneskepler2444
    @johanneskepler2444 2 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤C'est tout simplement AMEN!!!

  • @tatelymisaotrajesosyooosah6111
    @tatelymisaotrajesosyooosah6111 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Jesosy nanome talenta azy ireo Amen

  • @hariniainaandrianirinasoa5229
    @hariniainaandrianirinasoa5229 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena ampy ho antsika tokoa Jesosy eh! Mahereza daholo amin'ny fanompoana ny Tompontsika jesosy.

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 8 ปีที่แล้ว +1

    AMPY AHY IANAO JESOA . Misaotra anao aho Tompo, ny fanirianko d ny hiraikitra ao ampoko fa ampy ahy Ianao.

  • @MR-ow4kb
    @MR-ow4kb หลายเดือนก่อน

    JESOA NO ILAINTSIKA

  • @felatanana90
    @felatanana90 9 ปีที่แล้ว +1

    soyez benis chers freres et soeurs en Christ et continuez à louer notre Seigneur .GBU

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 7 ปีที่แล้ว +1

    tsy ho Ahy ihany fa antsika rehetra Jesoa ,mankasitraka!

  • @floridagasy868
    @floridagasy868 6 ปีที่แล้ว +1

    Ampia ahy jeso ooooo mankasitraka eee

  • @rafarasoafanjanirinajosian9140
    @rafarasoafanjanirinajosian9140 7 ปีที่แล้ว +1

    ampy ahy jesoa amen

  • @FrancisRAKOTOARINORO
    @FrancisRAKOTOARINORO 11 หลายเดือนก่อน +1

  • @mioraanja7717
    @mioraanja7717 7 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara le hira, mankasitraka ooh

  • @mioraanja7717
    @mioraanja7717 6 ปีที่แล้ว +1

    AMPY AHY JESOA, Ampy ahy Ianao ry JESOSIKO

  • @ireneando3477
    @ireneando3477 5 ปีที่แล้ว +1

    Mahereza fa ho avy ny Tompotsika

  • @rotasoatiavinaecludia4976
    @rotasoatiavinaecludia4976 7 ปีที่แล้ว +1

    Ampy aho jeso @ fienako izay sisa ary ampio aho mba hitobo atrany ny finoko,

  • @solofotianaraharison5454
    @solofotianaraharison5454 9 ปีที่แล้ว

    Ampy ahy JESOA.Tsy misy iriko toa Azy. Isaorana ny Amboarapeo Imprimerie Adventiste

  • @mendrikajaratefinanahary5181
    @mendrikajaratefinanahary5181 8 ปีที่แล้ว

    Ampy ahy tokoa Ianao Jesosy, tianay Ihano ka naha tonga anay hitianao

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 9 ปีที่แล้ว +1

    Na tsy hisy ho tia ahy intsony aza... dia AMPY AHY JESOA !

  • @lemiratianarivo1663
    @lemiratianarivo1663 6 ปีที่แล้ว +1

    Deraina enao JESOSY KRISTY tomponay, misaotra nizara fa tsara ny hira fiderana e!

  • @vivianemaheriniaina1930
    @vivianemaheriniaina1930 8 ปีที่แล้ว

    Miverena dia ny mbola akaiky Izy, sao anenenanao.

  • @pargansylvie499
    @pargansylvie499 9 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra sy mankasitraka nizara e, dia mbola maniry ny hitomboan'ny hira advantista malagasy.

    • @hajafaniry1448
      @hajafaniry1448 7 ปีที่แล้ว

      Dessin. Animé. Hello. Kitty

  • @alainrakotoniaina2057
    @alainrakotoniaina2057 4 ปีที่แล้ว +1

    Amen

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina1719 6 ปีที่แล้ว +1

    Ampy ahy jesoa raha mbola velona ahy.misaotra betsaka fa mampahery be lay hiranareo.

  • @jocerandrianambinina7852
    @jocerandrianambinina7852 9 ปีที่แล้ว +1

    Tena ampy ahy tokoa Ianao Jesoa o,mankasitraka @ lay hira zaraina fa tena mampahery tokoa

  • @MamyHR
    @MamyHR 8 ปีที่แล้ว +1

    Ampy ho ahy Jeso. Misaotra Tompo

  • @AsT-bj2tl
    @AsT-bj2tl 5 ปีที่แล้ว +1

    ampy ho ahy Jesô mampahery ahy be mintsy ty hira ty

  • @perleduchemann1633
    @perleduchemann1633 6 ปีที่แล้ว +1

    : Raha mbola velona aho ka miaina ety, Ampy ahy Jeso, ampy ahy Jeso Izay no hany faniriako Tompo ô, Ny hirakitra am-poko f’ampy ahy Jeso Andrandraiko anio ny maso hifantoka Aminao Tsy hijery akory izany ady hanafotr’ahy Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Tano mafy aho mba hifikitra Aminao Tsy ahoako izay ho valifatin’ny tsy tia Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Na ho jamba aza ireo masoko ireo Ka esorina amiko ny aina sy ny feo Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso Hametraka hevitra tononkira.serasera.org/hira/imprimerie-adventiste/ampy-ahy-jeso tononkira.serasera.org

  • @tahrabe6090
    @tahrabe6090 8 ปีที่แล้ว +1

    ka na jamba aza ireo masoko ireo, na esorina amiko ny aina sy ny feo,.....Ampy ahy Jesô, ô ampy ahy Jesô!!!!!!!

  • @ratsimbazafyheritiana4187
    @ratsimbazafyheritiana4187 8 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e!

    • @rambeloarisonrijalalaina8215
      @rambeloarisonrijalalaina8215 6 ปีที่แล้ว

      Tena ampy ahy tokoa JESO mifikira aminy fa mihaino sy mijery antsika izay mitady azy izy amen!

  • @miantsaandrianaivo9295
    @miantsaandrianaivo9295 7 ปีที่แล้ว

    tena ampy ho antsika Izy

  • @baryremonda2868
    @baryremonda2868 7 ปีที่แล้ว +1

    misaotra betsaka e!

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 9 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka, nosafidina manokana moa ny hira hisaorana anareo satria hira anisan'ny hankafiziko manokana no sady fantatra ny fianakavian'ny mpanoratra. Fa ny hiranareo rehetra mahafinaritra daholo, ataoko ranolava mihintsy izy ato......ary faly mahita anareo rehetra.

    • @HiraAdvantista
      @HiraAdvantista  9 ปีที่แล้ว +2

      misaotra amin'ny fankafizana e! miezaka hatrany hampiditra ny hira advantista rehetra eto madagasikara e! zarao @ havana rehetra any e!

  • @evacarbonel5436
    @evacarbonel5436 8 ปีที่แล้ว

    eny ampy ahy jeso izy dia hira tena tiko

  • @Noum77
    @Noum77 8 ปีที่แล้ว +1

    Otran mampaha te hiverina mivavaka miheno an'zan hira zany a

    • @tahrabe6090
      @tahrabe6090 8 ปีที่แล้ว +1

      aza miverina mivavaka fotsiny, fa mivavaha foana na aiza ianao na aiza,... maro no tsy mahalala fa ampy tokoa Jesô....tena mpamonjy mora azo indrindra izy.... mahereza

    • @mendrikajaratefinanahary5181
      @mendrikajaratefinanahary5181 8 ปีที่แล้ว

      Andramo ka Izaho fa tsara Jesosy, hafa mihits ny olona manana an'i JESOSY ao anaty feno fiandanana

    • @Noum77
      @Noum77 8 ปีที่แล้ว

      Fiadanana otran aôna mou zany, sa theorie na supposition b fotsn ? Mba azavaio oe

    • @mendrikajaratefinanahary5181
      @mendrikajaratefinanahary5181 8 ปีที่แล้ว

      Jaona14,27" fiandanana no omeko anareo tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao"
      Mivavaha se de angatao Jesosy hiditra ao anatina ka hanjaka eo amin fiainanao rehetra, hatinao ilay fiandanana izay avy amin Jesosy

  • @rijacarpaye1710
    @rijacarpaye1710 8 ปีที่แล้ว +1

    ni ji

  • @edmondrabenitany6853
    @edmondrabenitany6853 6 ปีที่แล้ว

    Hafatra ho an n'y kristiana manampinoan

  • @njarvandrian9464
    @njarvandrian9464 8 ปีที่แล้ว

    Ankafiziko lotra...

  • @FOBECFRIJOLITO
    @FOBECFRIJOLITO 9 ปีที่แล้ว

    Efa ela ty hira ty no mbo notadiaviko, misaotra betsaka fa tena tsara loatra, mankasitraka