maneke ny fanamboaran'ANDRIAMANITRA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • tsaramiorena@gmail.com

ความคิดเห็น • 21

  • @flowers9464
    @flowers9464 5 ปีที่แล้ว +2

    AMEN! Ampianaro izahay Jesosy hanana fitiavana, tsy ireo zay tia anay iany, fa ireo 'zay mankahala anay koa! Amen

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 6 ปีที่แล้ว +2

    AMEN! 😇 Deraina Jesôsy nohon' ny Fitiavany. ..❤ Manaiky aho Jesôsy mba ho amboarinao tanteraka. ...

    • @miorenatsaraazamiova7814
      @miorenatsaraazamiova7814  6 ปีที่แล้ว

      Amen! Tanteraka aminao araka izay hirinao fonao sy hinoanao, ny fiadanany Tompo ho aminao

  • @misizaraanicette3790
    @misizaraanicette3790 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Jesosy o Amen

  • @acetennissparc2215
    @acetennissparc2215 4 ปีที่แล้ว +1

    Inty aho jesosy manaiky ny hanamboaranao ahy.

  • @acetennissparc2215
    @acetennissparc2215 4 ปีที่แล้ว +1

    Finaritra, misaotra betsaka anao ranabavy fa tsara ny tenin'Andriamanitra, ka mangataka aminy jesosy aho mba hanamboatra ahy Izy ho zanak'andriamanitra.

    • @miorenatsaraazamiova7814
      @miorenatsaraazamiova7814  4 ปีที่แล้ว

      Amen! Ho tanteraka aminao anie izany tompoko, tongava araka izay ninoanao

  • @roselinesoamanoro926
    @roselinesoamanoro926 6 ปีที่แล้ว +1

    amen Jesosy o

  • @rasoanirinafancla2472
    @rasoanirinafancla2472 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra betsak ny Tompo
    Ary miswtra ny rahavavy malala koa.
    Ny Tompo anie hameno fahamarinana sy fahendrena ary hitazona anw @ lalamarina mandrakizay.
    Ny Tompo dia omeko place malalaka ato amiko izy.
    Mba hanapak izay tsy sitrany ato amiko efa izy no tompon'ny laka.
    Ary tena leo marina aho @ asan'ny devoly sy ny filandratsin'ny rehetra.
    Fa vonona sy maiky ahy hampiditry izy mba hikarakara sy hanadio ary izay rhtra tsy tian'ny ato amiko.
    Na marary tahak ninona avy izan, fa fantako zn tsy hitondra loza ho ahy fa, fiainana sy fahasambara any aoriana any.

  • @joiadaandriamahazo5997
    @joiadaandriamahazo5997 5 ปีที่แล้ว +1

    Mangidy ary tena mangidy loatra,mafy ary tena mafy ny fanamboaran'Andriamanitra.Mandalo izany indrindra aho amin'izao fotoana izao.Ekeko fa izay no programan'Andriamanitra eo amin'ny fiainako..Aza hilaozanao aho Jesoa an

    • @miorenatsaraazamiova7814
      @miorenatsaraazamiova7814  5 ปีที่แล้ว

      vaninandro mahory tokoa zao, misy rivotra mahery vaika mitsoka ho entiny satana handravana fanahan'olona maro, izay mitondra fanahy ny famoizam-po, fahaverezan- kevitra tanteraka , fahakivina, fampahoriana, faharerahana, varimbarina, famoizam- po, aretina mikiky, fahajam-bana arampanahy, tahotra sns........maro no tena voageja anireo,ary mahatsiaro mijaly tsy mahita ilay fiadanam-po, tsy misy fahaolana akotrany JESOSY KRISTY irery ihany anefa, IZY no lalana sy fahamarinana ary fiainana, mila manaiky AZY @ fo rehetra sy fanahy, ary mamantatra ny sitrapony sy mankatoa ny teniny , izany hoe fibebahana marina miaiky ny fahotana ary miova fo tokoa, mila mangetaheta an zany ary mitady ny tavany ary vonona hiala @ ratsy fanao, dia hanpme fitsaharana ho any fanahinao IZY, tsy mb1 mamitaka IZY, fa ze nolazainy de hainy hatao avokoa, IZY tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay, matokia AZY apetrao AMINY ny fanahianao rehetra, matokia AZY , mahereza ,aza kivy fa miandry anao hanolotra feno ny fonao sy ny fanahinao IZY, manatona AZY, mahereza , mitsangana, mitraka, antsoy IZY fa ho valiany ianao. Tena tianao JESOSY

  • @planetcyber2203
    @planetcyber2203 6 ปีที่แล้ว +1

    misaotra anao aho Jesosy, fa tiahy Ianao ka namboarinao aho, marina izany tenao izany fa ra tsy namboarina aho dia ny helo no miandry ahy, mangidy ny fanamboarana fa mamy rehefa nankatoavina ilay teniny Amen. tohizo fa tena masoa ny olona izay maheno azy, voninahitra dia hoany Jesosy irery ihany.

    • @rasoanirinafancla2472
      @rasoanirinafancla2472 6 ปีที่แล้ว

      planet cyber
      Miarahaba anao @ anaran'ny Jesosy kristy Tompontsika.
      Mahereza sy matanjaha
      Ary ny Tompo anie anamboatra anw
      Ary hemeno sy hanatanterak ny hetahetanw izay irinao.

    • @planetcyber2203
      @planetcyber2203 6 ปีที่แล้ว

      Amen !

  • @marieanna2222
    @marieanna2222 6 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra anw jesosy nony fitiavanao ahy! Itondra vatsy pahay hoany ny teninao. Sapako fa tsy mendrika ny anonina ny anaranao aho..mamela ny eloko zay vita ianao .eny nadia panonta eo anatrehanao aza aho die mamela ny eloko tompô mamindra fo amiko Amen.🙏

    • @iugvvihvv2943
      @iugvvihvv2943 5 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra tompo amin fapianarana ny teny de misotranao rahavavy tahiny jesosy

  • @roselinesoamanoro926
    @roselinesoamanoro926 6 ปีที่แล้ว +1

    manaiky aho Jesosy o

  • @amerobinson1
    @amerobinson1 5 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra anao fa mampahery isanandro ny fampianaranao tompoko,

  • @sharalolo2121
    @sharalolo2121 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra anw ravavy

  • @roselinesoamanoro926
    @roselinesoamanoro926 6 ปีที่แล้ว +1

    tariho aho tompo o

  • @tinaa6921
    @tinaa6921 7 ปีที่แล้ว +2

    misaotra JESOSY lehibe ny fitiavanao ahy, tsisy miafina Aminao Tompo ny fianako rehetra manaiky ny fanamboaranao, ary tehirizo aho ho anao mandrakizay