ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany,misaotra Jesosy amin'ny FITIAVANAO & FAMINDRAMPONAO amen✝️🛐 matoky aho manana Anao Tompo aleloia amen amen amen 🙏
Amen ❤🙏
Inty aho jesosy manantona anao, afaho aho aminy fahakiviana s'y n'y ratra ampo Amen
Amen misaotra rahavavy Tahiny Jesosy anao
Inty aho Jesosy manantona anao miaraka amin fahotako mba ho vahanao! AmenaMisaotra anao tompoko amin fampianarana fa Tena mampahery tokoa
Alleluia Amen ❤
Amen, Deraina mandrakariva anie ny Tompo, mankasitraka @ fampianarana soratra masina rahavavy malala ao Tompo, tahiny Tompo hatrany anie ianao Amen
Amen! Deraina ny Tompo nanome ny Teny rahavavy malala, hombanao mandrakariva ny Tompo.
Amen be, Voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany, eny isaorana lehibe hatrany anie Tompo, eny rahavavy malala ao Tompo Amen
Mankasitraka rahavavy fa mapitombo fona ny fampianarana zay zarainao voninahitra dia hoan Jesosy irery ihany🙏🙏
Amen! Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany
Mankasitraka indrandra Tompoko
Mankasitraka rahavavy
Mankasitraka indrindra Tompoko ò
Mankasitraka indrindra tompoko
Misaotra jesosy fa Tena tianao zahay
Misaotra é
Misaotra jesosy fa Tonga ianao hanala anay zay nahiliky zao tontolo zao, Tonga ianao hamaha n'y fatotra nangeja anay nandritry ny taona maro, misaotra jesosy
Amen tsara Jesosy
Amen
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany,misaotra Jesosy amin'ny FITIAVANAO & FAMINDRAMPONAO amen✝️🛐 matoky aho manana Anao Tompo aleloia amen amen amen 🙏
Amen ❤🙏
Inty aho jesosy manantona anao, afaho aho aminy fahakiviana s'y n'y ratra ampo Amen
Amen misaotra rahavavy Tahiny Jesosy anao
Inty aho Jesosy manantona anao miaraka amin fahotako mba ho vahanao! Amena
Misaotra anao tompoko amin fampianarana fa Tena mampahery tokoa