Fanirisoa, fandaharana manokana i-BC taorian'ny rtafatafan'ny filoham-pirenena

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 15

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว +1

    Fitondrana mpamono olona merci Mme Fanirisoa AHOANA IHANY ISIKA MALAGASY EEEEE

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 ปีที่แล้ว +1

    Ngah hadinonareo ny TRAMWAY e!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว

    Mandehana mody Atoa Flou a Msacar ho an Malagasy

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว

    Gasikara koa solotenan vahoaka tamin iny flou foana eee

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว

    Eeeee firenena tsissy tantara potehina mbola .... lekely io

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤❤❤👍👍👍👍👍👍

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 ปีที่แล้ว

    Zava bita, dia maro fa tsy mifanaraka am ilain ny olona. Fanapotehina ny Orin asa maro malagasy dia zava bitany

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 ปีที่แล้ว

    Mananihany i Andry am resaka lalàna.
    Tsy mila haverimbetina fa tsy manana zò hirotsaka candidat presidential intsony i Andry

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว

    Reto vahiny mamotika sy mangalatra am fireneko!!!!! Reto gasy miandry ny potikanina latsaka avy am butin an reto !!!!! Andriamanitra ô aiza Ianao??????

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 ปีที่แล้ว

    Pour moi vous êtes envoyé par ravalo

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 ปีที่แล้ว

    Rehefa tsy mihetsika = tsy mandroso fa mihemotra ny anaty viliako no hitako d miharatsy tokoa

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 ปีที่แล้ว

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Misaotra ny Nanahary sy ny Razana ary ny Ray amandreny niteraka nampisy ny fiasian'i Mme.Fanirisoa E.
    Mampatsiaro antsika Malagasy rehetra izay efa naheno ny tenin'i Atoa.Andry Rajoelina , h@ izay ka h@ izao .Efa tsy tokony ho fidiny , ary tsy tokony hilatsa , fa efa hita fa olona mandrebireby ny sain'ny vahoaka Malagasy !
    Tena mampiasa ny sain- drasy sy Politique ratsy ity Rajoelina A. ity.Efa nolazainy vavany tompoko fa ampiadivin'olona isika . Amiko na dia tsy ampy fianarana kely ity ,dia tena mifona tetika ratsy iny resany iny , ary efa nambarany koa fa tsy misy atahorany ny toe- javatra misy , satria hampiadiviny isika eto antoerana eto hifamono faty , dia lasa izy mitsoaka any @ Nationalité- ny faharoa !
    Loza tena loza ry Malagasy namana no hafitsoko ity milaza fa Filoha Malagasy tia Tanindrazana ity !
    Tantara efa nisy tany @ andro taloha , ary tsy nisy tao anatin'ny 60 taona araky ny efa avoakany vavany no hatao !
    Koa samia mailo tsy hanaiky hampiadiany hifamono , satria izy efa misy mpisro alohany ny hitsoahany miala Madagaskar .
    Matoa manan- tsaina teti- drasy izy , mino koa fa manan- tsaina @ filaminana isika Malagasy maro anisa !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 ปีที่แล้ว

    Matoky ny fahendren- tsika Malagasy manerantany rehetra , mba hilamina tsy ho hanaiky hampiadivin'ity olona iray sy olom -bitsy ity isika ! Mino koa fa maro ny Malagasy izay manampahaizana tsy hivarotra ny voninahitra @ Politique maloto sy hamotika tanteraka ity Madagaskar ity !
    Masina ny Tanindrazana !