fa nahoana misy mpihira sasany tsy mitraka mihitsy fa miondrika be ''tena flagrant'' ao anatin'ny partition, tsy mijery ny mpitarika hira akory, dommage.
oui dommage mais l'essentiel c'est le message. on peut passer outre vu que nous ne sommes que des amateurs qui essayons juste de prêcher la foi à travers les chansons. soyez indulgent! merci.
Alléluia gloire à Jésus notre Seigneur 🙏🙏
yes yes, mankalaza mankasitraka Tompoko fa tena tsara b
sao mba misy cd na dvd andraisana hanjara azafady
mankasitraka indrindra
Mankasitraka hatrany !
Merci encore pour votre soutien 😊
mamiko loatra
Misaotra am fanohanana tompoko
sao mba misy cd na dvd handraisana anjara azafady?
Pauline Tsiky mbola tsy misy amin'izao fa hampandrenesana ianao rehefa misy o! 😊😊
fa nahoana misy mpihira sasany tsy mitraka mihitsy fa miondrika be ''tena flagrant'' ao anatin'ny partition, tsy mijery ny mpitarika hira akory, dommage.
oui dommage mais l'essentiel c'est le message. on peut passer outre vu que nous ne sommes que des amateurs qui essayons juste de prêcher la foi à travers les chansons. soyez indulgent! merci.
Soafara ANDRIAMBOLOLOMANANA
Et quand le message est transmis avec une si belle harmonie vocale, c'est encore mieux.
Henoy ny hira de tsy hitanao zany rehetra zany