Lohahevitra: Mikasika ny momba an'i Fanirisoa Ernaivo Mikasika ny nationalité na zom-pirenena malagasy an'i Rajoelina very Mikasika ny fifidianana izay ho avy
Merci beaucoup madame Fanirisoa Ernaivo d'avoir donné l'information, car beaucoup de Malagasy ne le savaient pas jusqu'à présent, mais maintenant la situation à Madagascar est claire et avérée.
Haute Classe zany intelligence zany! Ry Lalatina sy Rina aloha tena verezin ity Madame ty lavitra le nieveau tena tsy afaka miray table hidebà aminy e.
Misaotra anao Madama amin'ny fanehoan-kevitra sy ny fanazavana mazava be sy tony. Tena mba zavatra tsara kosa ho an'ny malgasy fa izy no tompo-daka amin'ny isan'ny vue izao. Teo aloha dia nahagaga ahy fa olona toa an'i Naivo Raholdina sy i Rinah Rakotomanga no tena nahasarika ny malagasy.
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mba efa maro ny Vehivavy hitako sy henoko , fa ity Mme.Fanirisoa E. ity no anisan'ny Vehivavy manampahaizana Malagasy misy eto Mkar. eto ! Isika Malagasy dia tena manana toe- tsaina befialonana , tsy tia mahita olona manampahaizana izay manana toe- tsaina tia fahamarinana mitovy @ Mme.Fanirisoa E. ity ! Tena rariny mihintsy ny tsy fankasitrahany ny hanao Debat @ ireo tsy ampy fahaizana ireo ! Na dia zah tsy ampy fahaizana ity aza , dia raha vao mihaino ireo olona mpanompo an' i Filoham- pirenena ireo, dia tsy mampite- hihaino , satria tsy ampy fahaizana ! Masina ny Tanindrazana !
Izany no atao hoe toetsaina poak’aty , BE solaitra fa vide ny ao anatiny , mal élevé hoy ny vazaha ka TSY MISY Ilana azy , mirefarefa @ tany : miresaha @ olona rehetra raha feno fahendrena , nefa hita izao fa TENA TSY ampy izany sa ahoana TSY marina Ve izany
Mety ny nandosirany fa raha mbola tany izy efa maty efa ela. Fanirisoa de vehivavy mana-tsaina sy mana paharetana ary tia tanindrazana, raha tsy izy de tsisy nahalala ireny zava miseo rehetra ireny. Zay zavatra rehetra ataony aty de fantatr'i ny internationale.
Rariny be raha mba nahazo fitenenana io Ramatoa mpanohitra io. Satria nisy mpomba sy mpanompo an'i Joe Filou koa teto. Izay tsy nitondra vahaolana fa nandany ny fotoanany sy ny heriny nanaovana règlement de compte . Nefa misy olona tsy misakafo any Madagasikara, tsisy rano, tsisy électricité, tsy quoi aminy. Izy amin'io dongadonga tsara any an-dafy.
Mankasitraka an-dRamatoa FANIRISOA sy maniry azy mba tsy ho kivy, ary indrindra MANIRY AZY HILATSAKA. Fa Atoa GASCAR-RealTV no mba tiako hasiana resaka (mba ho fanatsaràna e ! Tsara be ilay tsy misorona @ fanontaniana; saingy ny fomba fametrahana azy no mivatravatra loatra. Manjary toy ny Enquêteur any @ Polisy ianao indraindray, raha tokony ho Journaliste. Eo koa ilay fanapatapahana be loatra ny Interlocuteur-nao.Dia misy ihany koa ny questions efa misy valiny mazava, nefa dia mbola miverina ihany...
Mba question tsara petraka, pertinent tena mila valiny no mba ataovy ohatrin'ny mpanao gazety rehetra tena mpanao nianatra an'izany fanaovan-gazety Mr Gascar.
Lalitra koa lefaka , ny fery ihany no rakofana , tsy voatery hamaly foana ny vavaben ´io vehivavy efa ho lasa hadala @ tsy efa tsy fahatoriana alina @ fitadiavana zatra hanaratsiana an’ io Filoha io, ho tapaka ny karama an’ady raha TSY mialona eo io Filoha io ka may volontratra izy mianakavy fa indrîdra ity vavan’ny mpitsoa lavitra ity efa matin’ny jaly ANDAFY ka efa te hiverna a Mada mafy TSY possible raha TSY hoe Ivato dia mivantana Antanimora Hoy ny ohabolandrazantsika hoe : izay MANGINA VOLAMENA , ary TSY MIDIKA RESY KOA Ny fivovoan’i fanirisoa lambofotsy sy ny tariny @ vavabe feno fanaratsiana sy fanambaniana ary indrindra feno tafahoatra ny FIALONANA , dia VALIANA @ ASA FANASOAVANA NY TANINDRAZANA @ AFAKA MATORY TSARA mba TSY MITOVY @ IZY IREO EFA MALOTO FÔ BE IREO REHEFA TSY MAMALY , TSY HOE MIDIKA RESY NA HO MARINA DAHOLO NY VOVON ´NY VAVANY REHETRA , ela ny héla , TSY HO RERAKA VE IZY IREO ….veloma ary mba mandrià @ izay lasa fotsy volo TAMPOKA eo an !!!!
Tsara 'lay hevitra hoe hanasa an-dramatoa Fanirisoa Herinaivo saingy tsy dia mety loatra 'lay fomban'i Gascar mitratrevatreva b. Asa ny antony dia ny fahatsapanao toa ohatran'ny tsy à la hauteur an'ilay interlocuteur anao ? Tapahanao foana 'lay fanazavany kanefa important b 'lay izy. Ianao anie no tokony handamina sy hampisy aina an'ilay fandaharan'e! Fa mifamadika mihitsy 'lay rôles anareo teto! Raha mba calme e?
Journaliste de "show" i Atoa Gascar, ary TV-Show ilay émission. Consigné hi-jouer ny rôle-ny izy ary izay "fomba fanao" izay no maha'izy sy mbola mampijoro ny émission l'invité du jour. Ny ankoatran'izay temperament mila lalaovina ny an'iny interlocuteurs rehetra fa efa samy en connaissance de cause.
@@SRM83 tsy mitovy ny miteny mafy sy ny mivatravatra, rehefa manontany olona dia tokony Hamela ilay olona hamaly tsara fa tsy eo @le fotoana tena manazava ilay zavamisy ilay olona no tapahana foana. Te hanao Onitiana Realy be nefa Mbola loin d‘être!
IZANY NY VEHIVAVY TENA TIA TANINDRAZANA RY BANDY GASY SADY MARANITRA NO HENTITRA RAHA IO NO TOMPON'ANDRAIKITRA VOALOHANY @ MPANAO LALANA TANDALANA DIA VELONA NY TANY SY NY TARANAKA MALAGASY MIANATRA AO @ TANINY VELONA AO @ TANINY MODY DAHOLO NY AVARAPI HAMELOMASO NY FIRENENA HAMETRAKA NY TANINDRAZANA
Samy nianatra ireo samy manana ny hanitra ho azy fa rehefa tiana ilay olona na tsy tiana dia lazaina fa iry dondrona iry mahay. Zay mihitsy no mahavoa antsika rehefa miady hevitra.
Mankasitrak be de mankahery amin ady,fa ts arak tson oe Le fo 13 zan sa le doublon sa le taratasy vazah no sarinle prezda an 25 mil io?tena mahagag le fahagagana
Nareo be galona ireto ve mbola misaina sa dia efa baikon'ny vola : olona nanapotika an'i MADAGASIKARA t@fanonganam-panjakana, tsy vitan'izany fa nangataka nationalité frantsay, tsy nitsahatra nanimba sy nanazimbazimba ny maha malagasy. Niditra ao anatin'ny fiarovam-pirenena t@ maha président azy nefa frantsay.Azo lazaina fa misolelaka sy mandadilady @ mpitsikilo nareo
fantrao tsara fa ny diaspora rehetra mihaino direct ataonao dia 90% ny naturalisé dia rariny raha mamoaka lalana ny mpitondra satria indray andro dia tokony hifidy ny Malagasy aty ivelany satria very ny zony ireo Malagasy ireo raha mitarika adimpoko io debat nationalité Malagasy io
Miarahaba anao tompoko ! Tsy nitsoka i Mme.Fanirisoa E. , fa niala nifindra fonenana ! Mampalahelo isika Malagasy tsy mihaino ny teny Gasy mazava arakin'ny efa nolazainy teo ! Tena teny Malagasy mazava tsara ny fanazavan' ity Mme. Fanirisoa E ity ! Mbola maro @n - tsika Malagasy no tsy mahazo ny teny Gasy sy tsy mahalala fomba tsy misy fanajana ny hafa , na dia efa mba nianatra na tsia , indrindra fa ny olona tsy nianatra niantomboka t@ (Alphabet ). Mba nianatra ny tenako , fa ity Mme.Fanirisoa ity dia hitako fa Vehivavy Malagasy tena manampahaizana tanteraka ! Fa isika Malagasy be - fialonana , tsy tian- tsika ny olona Malagasy toa antsika rehefa manampahsizana toa azy , fa ny fialonana foana no ao antsaintsika hoan'izay manana izany haratsiam- panahy izay ! Masina ny Tanindrazana !
@@fleurettekobel2490 Mampalahelo ny toetsaina TSY mahita ny marina , fankahalana tsotr’izao sy fialonana diso tafahoatra an’ i Filoha @ izao dia lasa mampivadika atidoha ny sasany , ka rehefa manao nao foana izay TSY mety dia TSY MAINTSY MITSOAKA ANY IVELANY ka dia lasa mijaly any antanin’olona satria very VALEUR NY DIPLÔMES IZAY NIANARANA TETO ka lasa manao asa TSY nirina ka lasa marary saina @ fijaliana , tsy afaka MAKA FEMME DE MÉNAGE comme à Mada EN FRANCE Mampalahelo anaka Ianao TSY mahatsapa izany
tsy mpanao politika zaho fa miangavy anao mandehana manao soa ho an i Madagascar raha tia tanindrazana ianao eto ny euro hazonareo ety ivelany fa sahirana Malagasy
Tsy mpanao politika koa aho fa tsy azonao ve ny atao hoe "exilée" na "refugiée pollitique" ? Tsy manana droit d'action sy droit à la parole izy ary misy mifofo raha ao Madagasikara dia voatery mitsoaka. Azon'izany daholo ireo mpitondra teo aloha sy mpanaoa politika isankarazany rehefa tsy mitovy firehana ...
C remarquable ce que vous faites, vous dévoilez des vérités que bon nombre des malgaches ne savent pas quant à ce que je vous demande soyez équitable pour les 3 présidents par contre 😅 ne prenait pas partie il est vrai que pour nous côtier ravalo ne passera jamais ce qu il a fait on n oubliera jamais au nom de nos défunts olobe qu il a maltraité je pense au général bory j Paul, bouba, brechart coutity qu il a humilié quant à d autres qui sont encore là tels que le colonel baleine et tant d autres.,, en effet pour lui je trouve que vous êtes un peu clément
J'ai vécu et déjà mineur en 2002, qu'est ce qu'ils ont fait vos aïeux pour mériter ces traitements. Si les autres ont reconnu avec regret comme tant d'autres colonels, y compris le respectueux Coutiti. Il ne faut pas oublier les bons nombres de développement que R8 a apporté rien que la RN06 (Ambondromamy-Diégo) et la RN07 (surtout Tampon'Ihorombe) et tant d'autres. Merci.
Les routes sont des projets de ratsiraka je vous rectifie citez moi une chose que l architecte de la merinisation à outrance a fait à part tiko s arracher illégalement des biens des autres les produits destinés à tiko ont été exonéré de taxe douanière menacer les entreprises concurrentes à un redressement judiciaire s accaparer des terres des gens affectés des militaires pour servir au sein de ses établissement et cerise sur le gâteau tellement il était incompétent su il a voulu remettre le pays aux coréens quant à mes ancêtres qui ont été jeté en prison sans être jugé Mr ils ont des enfants et c nous pour votre gouverne qui fera justice pour cet imbecile de ravalo comme en 2009 il a fallu 3 cotiers et ravalo s est enfui comme un rat
Les malgaches veulent une décentralisation un président qui a une ouverture d esprit car Madagascar ne s arrête pas à Tana on a vu avec ses 3 voyoux le pays s est dégradés par contre les 3 enflures se sont enrichis
41:10 Mahafinaritra ny mihaino an'dRamatoa Ernaivo na dia efa fantatra aza fa fijery mivilana (biaisé) fa tsy objectif satria handetehana an-dRajoelina fotsiny. Lalàna frantsay t@ 1945 no natao copie-collée tamin'io lalàna t@ 1960 io ka nahitsin'i Rajaonarimampianina t@ lalàna 2016-038 t@ 25/01/2017. Milaza ny esprit de la loi izy kanefa ny art.42 ihany no jereny. Ny voalaza ao dia hoe "perd" fa tsy hoe "very" ! Ny perdre eto dia volontaire ! Izay no antom-pisian'ny art. 43 ! Fa izany rehetra izany dia resabe daholo satria ny tena esprit de la loi dia ao @ art. 9 no ahitana azy dia ny hoe "est malgache l'enfant né de père et/ou de mère malgache" izay tsy voafafan'ny article na aiza na aiza na amin'ny lalàna inona na inona ! Na Andriamanitra aza tsy mahafafa an'io e ! Malagasy i Andry Rajoelina satria tsy azo fafana io ary ao anaty lalàna io rahateo misy article milaza hoe mahazo mangatak réintégration ny olona na ireo déchu aza. Izy anefa tsy déchu akory. Manaraka izany, ny lalàna frantsay ao @ légifrance dia misy koa article mitovy amin'ny art. 49 lazain'i Ernaivo, milaza hoe "perd la nationalité française, le français qui remplissant un emploi dans un service étranger, le conserve nonobstant l'injonction de le résigner faite par le gouvernement français", ka nampihatra an'io ve ny Frantsay mba hanery an-dRajoelina hiala amin'ny maha Président de la République malgache azy ? Farany, aza mi-sous-estime olona hoe afangarony ny affiliation sy filiation fa diso fiteny izy e tahaka ny hoe charte no fiteny fa tsy chartre ! Manaja anao.
@@lrenaudlee Il n'y a dans ce code de nationalité la moindre expression disant "a la nationalité malgache". Par contre, il n'y a que cette expression ``est malgache" dans ce code. Et c'est cela seulement, par l'intermédiaire de l'article 9 que tous les Malgaches d'origine (de père et de mère malgache) ont la nationalité malgache.
Ny olona rehefa raisin'ny France sy eo ambany fiarovan'ny la France en tant que asile politique, réfugié politique de mipetraka tsara tsy manohy na manao fanetsiketsehana izay mbola mety mitarika problème @ le firenena nandosirana sy ny firenena mampiantrano anao , tsy manao association ahazahona vola @ mairie ohatra et ect... De manentana ara politique à distance izay mitarika korotana , tsy mahazo mifandray @ ambassade Malagasy 4 av Raphaël ,maromaro ny zavatra tsy maintsy respectena ka mila arahana. Raha azoko tsara de te hirotsaka hofidina nefa raha mbola eo i 6eme dan tsy afaka mody 😢😢😢nefa tsy maintsy mahafeno ny fepetra rehetra sy mipetraka quelques mois ao dago vao ara dalana eo koa mbola problème.
Hevitra tsotsotra. Tsy tsaratsara kokoa ve raha ny mifanohitra amin'ny voalazanao no atao. Izany hoe mangalà visa mba mijery ny zava-misy any Frantsa fa tsy gidany ato M/scar fotsiny. Io filoha milaza vontom-pinoana ho an'i M/scar io dia namboariny ho any Frantsa ny ho avin'ny vady aman-janany. Mitadiava lalana ihany koa fa aza manaiky gisitra eo.
Ahoana no hanaovana anao ty ry dora satria TSY ho afakanao eo manko io Psdt io , mbola ho manana Hery Ve Ianao @ 5 taona manaraka TSY reraka ve ianao mivovo isan’adro vaky izao nefa TSY mahomby ny tetikao, TSY mba efa mihena kely Ve ny karam ´ ADY raisinao @ izay MIKARAMA ANAO Efa miha HANTITRA MANKO IANAO satria TSY matory
Jugement tsy mitovy niveau amiko .elle pète plus haut que la tète.madame niveau hoizianao .aminy fitenenanao io niveau nao bas discrimination denigration devant monde entier .dikany tsisy éducstion mihitsy .msnao olona bas .tous le monde meme valeur madame na bado ary ambarako anao ny bado tsy exgiste zsny .mety mivolana koa izy anao tsy meme niveau amindrahavhsina
Satria mipetraka ny 😢 olana mikasika nyfinancement 'ny fifidianana zay tena imminent tokoa, ka raha toa ka français ny président 'ny Madagascar dia ny logique dia i France no tokony mifinancer ny élection présidentielle , sa ahoana? Sao kosa dia lasa departement na territoire d'outre-mer i Madagascar ? Sa kosa ny frantsay no ao ambadik'izao fisavorovorona izao, ka "manao vazaha mody miady ka ny kobay an-kelika ihany"!Tena mampivarahontsana manko ny zava-misy eto @ firenena depuis 2013: tsy maintsy misy puissance ao ambadik'izao zava-misy izao! Ary sûr fa tsy maintsy mbola hilatsaka i Atoa Rajoelina ka i Atoa Ravatomanga no ataony 1er ministre ny antony dia tsotra tsy hoe fitiavantanindrazana akory hangorokarena ka hitsentsitra hatramin'1/100000microgr ny harena misy ka hampantra na hampandohalika na hampitrosona ny Malagasy hatr@ taranaka fara@dimby.Ary ny antony tena goavana dia ny hafahan-dreo mijouir ny immunité ka tsy ho voahenjika noho reo affaires isankarazany tokony hanenjehana azy mitsamy,, satria reo no ho eo @ fitondrana! Ary ataony tokoa izay mbola hiverenany eo @fitondrana.Masina ny Tanindrazana,Mifoaza ry Malagasy ary mba saro-piaro @ tanindrazan-tsika!
Eny e, fa tsy tookony izay fotsiny raha toa ka tena te-hanampy ry zareo!Tsy hitanareo hoe kely ve le tomban'ilay hoe fanampiana avy @ basket found? raha toa ka tena tiandreo ny hirosoan'Madagascar ho any @ fifidianana madio atsy ho atsy betsaka ny conditions gzlpetraky ry zareo ary tsara izany satria betsaka izay fanampiana teo izay fa toa tsy tonga any @ tokony nalehany ny vola! Zay no mahatonga ahy niteny hoe TOM sa DOM i Madagascar ka ny renymalala anisan'ny mametraka conditions?!?!!!!!😂😂😂😂😊😊
Miarahaba anao tompoko ! Mety ho marina ny fahatsapanao tompoko , ary tsy diso ny mametraka fanontaniana an' eritreritra araky ny fahatsapanao 🤔 ? Ny tsara indrindra , aleo miara mifarimbona ny Malagasy rehetra , satria tantara efa nisy efa ela ihany no miverina ity 😏 ! Ny mpanao sy mitetika zavatra ratsy dia misy foana , ary ny olona toy ireo tia harena mahita fafinaretana tia - tena ireo dia efa hozona sy mikorina ao anaty ny (rà ) . Tena ambiance @ izireo ny hamotika i Madagaskar 🇲🇬😡 Tsy voatery ny ankohon'izireo akaiky no handova ilay toe- tsaina , fa mety ho taranaka aty afara tsy mbola fantatra fa hoe : iza indray ? Fanafodiny dia atao izay hanesorana ny olona efa hita fa ratsy saina hoan'ny Tanindrazana , tokony hatao sesitany mandrakizay , azo hatao daholo izany , sady tantara efa nisy h@ niasin'ny olombelona ! Misaotra anao tompoko nohon'ny fifanakalozan- kevitra ! Masina ny Tanindrazana !
Très intéressant beaucoup ça
Nous avons beaucoup apprécié votre réponse concernant Rinah Rakotomanga.
Merci beaucoup madame Fanirisoa Ernaivo d'avoir donné l'information, car beaucoup de Malagasy ne le savaient pas jusqu'à présent, mais maintenant la situation à Madagascar est claire et avérée.
Nareo ary miteny vazab
Haute Classe zany intelligence zany! Ry Lalatina sy Rina aloha tena verezin ity Madame ty lavitra le nieveau tena tsy afaka miray table hidebà aminy e.
Merci Mme Fanirisoa maromaroa ny vehivavy toa anao
Miarahaba tompoko.
Sahaza an'i Rina Rakotomanga tsara ny valitenin'i Mme Fanirisoa Ernaivo. Any Antsiranana misy vala notokananareo sy Andry Rajoelina ampy handihizanareo sy BM ry Rina.
Merci bc Madame Fanirisoa
Raha hotran'ity madame ity daolo ny politiciens ao Madagascar 🇲🇬 malalatsika io de tsy nijaly hotranio I Madagascar tsika io
Masina ny tanindrazana 🙏
Tiako be vehivavy mahery karah ty sady mahay no tsy taitaitry❤❤❤
Mankasitraka anao Fanirisoa Ernaivo
Misaotra Rtoa Fanirisoa Ernaivo, raha tsy misy anao angamba dia tsy hisy solombava mihitsy ny vahoaka malagasy mijaly amty fitondrana Rajoelina vazaha
Bravo Fanirisoa !!!... makasitra anao foana
Misaotra anao Gasikara. Mankasitraka an'i Maître Fanirisoa Erinaivo koa nanaiky ho vahinin'ny L'invité du jour Real tv
SADY MAHAY NO MIHAJA BE ARY MILAMINA ! MANKASITRAKA Madame LE JUGE 🙏 🙏💪💯
nahaizana zavatra betsaka ilay émission
Manja kely ty intelligente nay ty makanao zay e
Misaotra anao Madama amin'ny fanehoan-kevitra sy ny fanazavana mazava be sy tony. Tena mba zavatra tsara kosa ho an'ny malgasy fa izy no tompo-daka amin'ny isan'ny vue izao. Teo aloha dia nahagaga ahy fa olona toa an'i Naivo Raholdina sy i Rinah Rakotomanga no tena nahasarika ny malagasy.
Alefa Faniry a. 🙏💪
Mi couper olona foana Gascar oh, Tsara mais il faut revoir
Betsaka Zao ny mpitsara nijery an'ity mba angalana sopapa, alefa Fanirisoa aaaaa
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra !
Mba efa maro ny Vehivavy hitako sy henoko , fa ity Mme.Fanirisoa E. ity no anisan'ny Vehivavy manampahaizana Malagasy misy eto Mkar. eto !
Isika Malagasy dia tena manana toe- tsaina befialonana , tsy tia mahita olona manampahaizana izay manana toe- tsaina tia fahamarinana mitovy @ Mme.Fanirisoa E. ity !
Tena rariny mihintsy ny tsy fankasitrahany ny hanao Debat @ ireo tsy ampy fahaizana ireo ! Na dia zah tsy ampy fahaizana ity aza , dia raha vao mihaino ireo olona mpanompo an' i Filoham- pirenena ireo, dia tsy mampite- hihaino , satria tsy ampy fahaizana !
Masina ny Tanindrazana !
Izany no atao hoe toetsaina poak’aty , BE solaitra fa vide ny ao anatiny , mal élevé hoy ny vazaha ka TSY MISY Ilana azy , mirefarefa @ tany : miresaha @ olona rehetra raha feno fahendrena , nefa hita izao fa TENA TSY ampy izany sa ahoana TSY marina Ve izany
J ai la double nationalité .Sandy gasy za no vaza j ai le droit de garder ma nationalité
Aza matahotra ho faty aminy tanindrazana zany 😅😅😅😅😅
Mangovitra ny mpamotika an' i Madagasikara mihaino anao Fanirisoa.
bravo Madama Fanirisoa Ernaivo.
ALEFAAA WONDER WOMAN
Mba tanteraho @ izay ilay face à face miaraka amina juriste mpomba ny fitondrana fa mody adala fotsiny izy ireo.
J'aime
Ento amini fitsarana izy rehetra e
59:45
Mankasitraka maître tena mazava
Aza tapahina lava ilay vahiny e
Mankasitraka ô, tena tsara tarehy ity madame ity
Ento amini fitsarana izy rehetra e
❤❤
Ry gasy Manantsaina Misy Fanahy jereo banjino ny ho avy
*
zany ny olona rehefa nahita fianarana ,madio ary mazava ny teneniny
Ana nanompa police
Mety ny nandosirany fa raha mbola tany izy efa maty efa ela.
Fanirisoa de vehivavy mana-tsaina sy mana paharetana ary tia tanindrazana, raha tsy izy de tsisy nahalala ireny zava miseo rehetra ireny. Zay zavatra rehetra ataony aty de fantatr'i ny internationale.
Mankasitraka anao@ Fitiavanao ny Tanindrazana ho tahian'Andriamanitra 🙏
Sachez Mr Gascar que le général De Gaulle a dirigé la résistance quand il était en exil à Londres. Un exilé politique ne fuit pas son pays .
👍❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Tsara ny mianatra e
Seizing, Interpellation, mampiantso na manatona na manaitra ?
Mankasitraka 😍😍
Afaka mangataka naturalisation n taranaka
Zay teraka avant 1963 rehetra ka ts mi renier n nationalité frantsay ny gasy Zay nahaeo izany Dia afaka manao naturalisation izy ramatoa
maninona ianao mody any raha matanjaka fa mialokaloka aty France manao politika Malagasy ,
Rariny be raha mba nahazo fitenenana io Ramatoa mpanohitra io. Satria nisy mpomba sy mpanompo an'i Joe Filou koa teto. Izay tsy nitondra vahaolana fa nandany ny fotoanany sy ny heriny nanaovana règlement de compte . Nefa misy olona tsy misakafo any Madagasikara, tsisy rano, tsisy électricité, tsy quoi aminy. Izy amin'io dongadonga tsara any an-dafy.
Tena tsara sy directe be le valinteny mahakasika ilay face à face @ Rinah Rakotomanga..
Mankasitraka fa tsara ny nianatra
Hafa iany ny olona nianatra fa tsy mitatasika be vava fotsiny
Non fa ra mangataka nationalité any amin'ny tribunal indray izy Dia mahazo ramatoa a
Raha vao mangataka izy dia tsy Gasy izany no nitondra antsika hatramin'ny 2018
Un périt malin ce Andry
Mba tsy mahalala fomba koa le Gascar ka
Mankasitraka an-dRamatoa FANIRISOA sy maniry azy mba tsy ho kivy, ary indrindra MANIRY AZY HILATSAKA. Fa Atoa GASCAR-RealTV no mba tiako hasiana resaka (mba ho fanatsaràna e ! Tsara be ilay tsy misorona @ fanontaniana; saingy ny fomba fametrahana azy no mivatravatra loatra. Manjary toy ny Enquêteur any @ Polisy ianao indraindray, raha tokony ho Journaliste. Eo koa ilay fanapatapahana be loatra ny Interlocuteur-nao.Dia misy ihany koa ny questions efa misy valiny mazava, nefa dia mbola miverina ihany...
Mba question tsara petraka, pertinent tena mila valiny no mba ataovy ohatrin'ny mpanao gazety rehetra tena mpanao nianatra an'izany fanaovan-gazety Mr Gascar.
Lalitra koa lefaka , ny fery ihany no rakofana , tsy voatery hamaly foana ny vavaben ´io vehivavy efa ho lasa hadala @ tsy efa tsy fahatoriana alina @ fitadiavana zatra hanaratsiana an’ io Filoha io, ho tapaka ny karama an’ady raha TSY mialona eo io Filoha io ka may volontratra izy mianakavy fa indrîdra ity vavan’ny mpitsoa lavitra ity efa matin’ny jaly ANDAFY ka efa te hiverna a Mada mafy TSY possible raha TSY hoe Ivato dia mivantana Antanimora
Hoy ny ohabolandrazantsika hoe : izay MANGINA VOLAMENA , ary TSY MIDIKA RESY KOA
Ny fivovoan’i fanirisoa lambofotsy sy ny tariny @ vavabe feno fanaratsiana sy fanambaniana ary indrindra feno tafahoatra ny FIALONANA , dia VALIANA @ ASA FANASOAVANA NY TANINDRAZANA @ AFAKA MATORY TSARA mba TSY MITOVY @ IZY IREO EFA MALOTO FÔ BE IREO
REHEFA TSY MAMALY , TSY HOE MIDIKA RESY NA HO MARINA DAHOLO NY VOVON ´NY VAVANY REHETRA , ela ny héla , TSY HO RERAKA VE IZY IREO ….veloma ary mba mandrià @ izay lasa fotsy volo TAMPOKA eo an !!!!
Heureusement qu’il y a des personnes de lumière comme elle à Madagascar pour que les droits et la loi soient appliqués!
Tsara 'lay hevitra hoe hanasa an-dramatoa Fanirisoa Herinaivo saingy tsy dia mety loatra 'lay fomban'i Gascar mitratrevatreva b. Asa ny antony dia ny fahatsapanao toa ohatran'ny tsy à la hauteur an'ilay interlocuteur anao ? Tapahanao foana 'lay fanazavany kanefa important b 'lay izy. Ianao anie no tokony handamina sy hampisy aina an'ilay fandaharan'e! Fa mifamadika mihitsy 'lay rôles anareo teto! Raha mba calme e?
Misaotra an i GASCAR na dia misy "Nervosité" ihany hita taratra...
Journaliste de "show" i Atoa Gascar, ary TV-Show ilay émission. Consigné hi-jouer ny rôle-ny izy ary izay "fomba fanao" izay no maha'izy sy mbola mampijoro ny émission l'invité du jour. Ny ankoatran'izay temperament mila lalaovina ny an'iny interlocuteurs rehetra fa efa samy en connaissance de cause.
Regardez le dico charte et chartre veulent dire la même sauf charte est féminin
Mikoropaka amin'izao ry mpamono afo marina mafy! 😂😂😂
iza tsara hoe ilay ramatoa SANS QUALITER azafady ?.....LOL🤣🤣
Na ianao mpanao gagety io koa de MAHAY VAVA gascar
Sady tsy mahalala fomba, mivatravatra otrany reny marenina reny ilay olona resahany
@@SRM83 tsy mitovy ny miteny mafy sy ny mivatravatra, rehefa manontany olona dia tokony Hamela ilay olona hamaly tsara fa tsy eo @le fotoana tena manazava ilay zavamisy ilay olona no tapahana foana. Te hanao Onitiana Realy be nefa Mbola loin d‘être!
Tsy nanao Sonia la tati hoe a partir aujourd'hui dia vaza ianao fa tsy gasy tsony
Ka inona no tsy hanamboranazy raha zany no marina
IZANY NY VEHIVAVY TENA TIA TANINDRAZANA RY BANDY GASY SADY MARANITRA NO HENTITRA RAHA IO NO TOMPON'ANDRAIKITRA VOALOHANY @ MPANAO LALANA TANDALANA DIA VELONA NY TANY SY NY TARANAKA MALAGASY MIANATRA AO @ TANINY VELONA AO @ TANINY MODY DAHOLO NY AVARAPI HAMELOMASO NY FIRENENA HAMETRAKA NY TANINDRAZANA
heverinao ve manampotoana hi greve amin adilahy politika ve ny olona MAlagasy amin zao, raha matanjaka ianao maka avion dia manao candidat ianao
Piasany Comune piasany tribunal izay nanao complice taminizany nationalité zany indrindrandrindra izy tompotena
safosafona fotsiny le teny mahamasina fa tadidy tsara le phrase t@ le hoe ho esorina ho mpitsara.
Samy nianatra ireo samy manana ny hanitra ho azy fa rehefa tiana ilay olona na tsy tiana dia lazaina fa iry dondrona iry mahay. Zay mihitsy no mahavoa antsika rehefa miady hevitra.
Mankasitrak be de mankahery amin ady,fa ts arak tson oe Le fo 13 zan sa le doublon sa le taratasy vazah no sarinle prezda an 25 mil io?tena mahagag le fahagagana
Animateur TV un peu Vigueur
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
Foza v de bola mety lany
Eo ndrindra Fanirisoa no very ny daolobe, avereno matetika io
Mila miara-miasa ny manapahaizana malagasy rehetra hanampy tokoa ny malagasy
Raharaha no tedihavina ny nataon'i Rajoelina miala avihatrany izy, ny SEGI rah ny fantatra 😂
Mankasitra anao ny groupe élite gasy mécanicien en France Fanirisoa
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
Nareo be galona ireto ve mbola misaina sa dia efa baikon'ny vola : olona nanapotika an'i MADAGASIKARA t@fanonganam-panjakana, tsy vitan'izany fa nangataka nationalité frantsay, tsy nitsahatra nanimba sy nanazimbazimba ny maha malagasy. Niditra ao anatin'ny fiarovam-pirenena t@ maha président azy nefa frantsay.Azo lazaina fa misolelaka sy mandadilady @ mpitsikilo nareo
😅😅😅😅😅😅😅😅😅😅😅
😂😂😂😂smm
fantrao tsara fa ny diaspora rehetra mihaino direct ataonao dia 90% ny naturalisé dia rariny raha mamoaka lalana ny mpitondra satria indray andro dia tokony hifidy ny Malagasy aty ivelany satria very ny zony ireo Malagasy ireo raha mitarika adimpoko io debat nationalité Malagasy io
Na lalana vakonareo mbola tenu vazaha jiaby. De mba mianara mamaky teny tsara fa somary sahirana be nareo zany mamaky teny madame.samy tsisy olo manjary jiaby anareo jiaby .
Izany no nahatonga anao nitsoaka fa Ekeo
Miarahaba anao tompoko !
Tsy nitsoka i Mme.Fanirisoa E. , fa niala nifindra fonenana !
Mampalahelo isika Malagasy tsy mihaino ny teny Gasy mazava arakin'ny efa nolazainy teo ! Tena teny Malagasy mazava tsara ny fanazavan' ity Mme. Fanirisoa E ity !
Mbola maro @n - tsika Malagasy no tsy mahazo ny teny Gasy sy tsy mahalala fomba tsy misy fanajana ny hafa , na dia efa mba nianatra na tsia , indrindra fa ny olona tsy nianatra niantomboka t@ (Alphabet ).
Mba nianatra ny tenako , fa ity Mme.Fanirisoa ity dia hitako fa Vehivavy Malagasy tena manampahaizana tanteraka ! Fa isika Malagasy be - fialonana , tsy tian- tsika ny olona Malagasy toa antsika rehefa manampahsizana toa azy , fa ny fialonana foana no ao antsaintsika hoan'izay manana izany haratsiam- panahy izay !
Masina ny Tanindrazana !
@@fleurettekobel2490 Mampalahelo ny toetsaina TSY mahita ny marina , fankahalana tsotr’izao sy fialonana diso tafahoatra an’ i Filoha @ izao dia lasa mampivadika atidoha ny sasany , ka rehefa manao nao foana izay TSY mety dia TSY MAINTSY MITSOAKA ANY IVELANY ka dia lasa mijaly any antanin’olona satria very VALEUR NY DIPLÔMES IZAY NIANARANA TETO ka lasa manao asa TSY nirina ka lasa marary saina @ fijaliana , tsy afaka MAKA FEMME DE MÉNAGE comme à Mada EN FRANCE
Mampalahelo anaka Ianao TSY mahatsapa izany
@@SoamFabrec’est la réponse la plus bête que j’ai jamais lu 😂
Nitsoaka satria nanao ny TSY nety , ary TSY MAINTSY samborina raha vao manitsaka Mada
FIRY % ??????
tsy mpanao politika zaho fa miangavy anao mandehana manao soa ho an i Madagascar raha tia tanindrazana ianao eto ny euro hazonareo ety ivelany fa sahirana Malagasy
Tsy mpanao politika koa aho fa tsy azonao ve ny atao hoe "exilée" na "refugiée pollitique" ? Tsy manana droit d'action sy droit à la parole izy ary misy mifofo raha ao Madagasikara dia voatery mitsoaka. Azon'izany daholo ireo mpitondra teo aloha sy mpanaoa politika isankarazany rehefa tsy mitovy firehana ...
C remarquable ce que vous faites, vous dévoilez des vérités que bon nombre des malgaches ne savent pas quant à ce que je vous demande soyez équitable pour les 3 présidents par contre 😅 ne prenait pas partie il est vrai que pour nous côtier ravalo ne passera jamais ce qu il a fait on n oubliera jamais au nom de nos défunts olobe qu il a maltraité je pense au général bory j Paul, bouba, brechart coutity qu il a humilié quant à d autres qui sont encore là tels que le colonel baleine et tant d autres.,, en effet pour lui je trouve que vous êtes un peu clément
J'ai vécu et déjà mineur en 2002, qu'est ce qu'ils ont fait vos aïeux pour mériter ces traitements. Si les autres ont reconnu avec regret comme tant d'autres colonels, y compris le respectueux Coutiti. Il ne faut pas oublier les bons nombres de développement que R8 a apporté rien que la RN06 (Ambondromamy-Diégo) et la RN07 (surtout Tampon'Ihorombe) et tant d'autres. Merci.
Les routes sont des projets de ratsiraka je vous rectifie citez moi une chose que l architecte de la merinisation à outrance a fait à part tiko s arracher illégalement des biens des autres les produits destinés à tiko ont été exonéré de taxe douanière menacer les entreprises concurrentes à un redressement judiciaire s accaparer des terres des gens affectés des militaires pour servir au sein de ses établissement et cerise sur le gâteau tellement il était incompétent su il a voulu remettre le pays aux coréens quant à mes ancêtres qui ont été jeté en prison sans être jugé Mr ils ont des enfants et c nous pour votre gouverne qui fera justice pour cet imbecile de ravalo comme en 2009 il a fallu 3 cotiers et ravalo s est enfui comme un rat
Les malgaches veulent une décentralisation un président qui a une ouverture d esprit car Madagascar ne s arrête pas à Tana on a vu avec ses 3 voyoux le pays s est dégradés par contre les 3 enflures se sont enrichis
TSY ho Tonga aty mihitsy Ianao fa mirevo FOTSINY
Lavitra any ka BE vava fa raha mafy
41:10 Mahafinaritra ny mihaino an'dRamatoa Ernaivo na dia efa fantatra aza fa fijery mivilana (biaisé) fa tsy objectif satria handetehana an-dRajoelina fotsiny. Lalàna frantsay t@ 1945 no natao copie-collée tamin'io lalàna t@ 1960 io ka nahitsin'i Rajaonarimampianina t@ lalàna 2016-038 t@ 25/01/2017. Milaza ny esprit de la loi izy kanefa ny art.42 ihany no jereny. Ny voalaza ao dia hoe "perd" fa tsy hoe "very" ! Ny perdre eto dia volontaire ! Izay no antom-pisian'ny art. 43 ! Fa izany rehetra izany dia resabe daholo satria ny tena esprit de la loi dia ao @ art. 9 no ahitana azy dia ny hoe "est malgache l'enfant né de père et/ou de mère malgache" izay tsy voafafan'ny article na aiza na aiza na amin'ny lalàna inona na inona ! Na Andriamanitra aza tsy mahafafa an'io e ! Malagasy i Andry Rajoelina satria tsy azo fafana io ary ao anaty lalàna io rahateo misy article milaza hoe mahazo mangatak réintégration ny olona na ireo déchu aza. Izy anefa tsy déchu akory.
Manaraka izany, ny lalàna frantsay ao @ légifrance dia misy koa article mitovy amin'ny art. 49 lazain'i Ernaivo, milaza hoe "perd la nationalité française, le français qui remplissant un emploi dans un service étranger, le conserve nonobstant l'injonction de le résigner faite par le gouvernement français", ka nampihatra an'io ve ny Frantsay mba hanery an-dRajoelina hiala amin'ny maha Président de la République malgache azy ?
Farany, aza mi-sous-estime olona hoe afangarony ny affiliation sy filiation fa diso fiteny izy e tahaka ny hoe charte no fiteny fa tsy chartre !
Manaja anao.
Il vous faut dissocier avoir une origine et la nationalité point barre.
Diso ny filazanao satria io code io ihany no hitantsika ao amin'ny lalampanorenana 2010 nampisafidian'io Fitondrana io, sa diso izany.
@@lrenaudlee Il n'y a dans ce code de nationalité la moindre expression disant "a la nationalité malgache". Par contre, il n'y a que cette expression ``est malgache" dans ce code. Et c'est cela seulement, par l'intermédiaire de l'article 9 que tous les Malgaches d'origine (de père et de mère malgache) ont la nationalité malgache.
Efa mazava daholo ny fanazavana teto, fantatry ny malagasy nihaino
Ny olona rehefa raisin'ny France sy eo ambany fiarovan'ny la France en tant que asile politique, réfugié politique de mipetraka tsara tsy manohy na manao fanetsiketsehana izay mbola mety mitarika problème @ le firenena nandosirana sy ny firenena mampiantrano anao , tsy manao association ahazahona vola @ mairie ohatra et ect... De manentana ara politique à distance izay mitarika korotana , tsy mahazo mifandray @ ambassade Malagasy 4 av Raphaël ,maromaro ny zavatra tsy maintsy respectena ka mila arahana. Raha azoko tsara de te hirotsaka hofidina nefa raha mbola eo i 6eme dan tsy afaka mody 😢😢😢nefa tsy maintsy mahafeno ny fepetra rehetra sy mipetraka quelques mois ao dago vao ara dalana eo koa mbola problème.
Avela hihomehy sy hanararaotra sahala @ banga mihomehy alina ve izany ny mpanao ny tsy rariny. Sao dia diso manome fahalalahana be fahatany.
ramatoa manao resaka fozaorana tsss
Aza mandainga ry lambofotsy , modia raha sahy fa aza mandainga lava izao
Zany fa mi-commente ry maivandoha tsy nianatra dia manao teny tsy misy dikany, tsy misy ati-doha. Allé mianatra.
Hevitra tsotsotra. Tsy tsaratsara kokoa ve raha ny mifanohitra amin'ny voalazanao no atao. Izany hoe mangalà visa mba mijery ny zava-misy any Frantsa fa tsy gidany ato M/scar fotsiny. Io filoha milaza vontom-pinoana ho an'i M/scar io dia namboariny ho any Frantsa ny ho avin'ny vady aman-janany. Mitadiava lalana ihany koa fa aza manaiky gisitra eo.
Iza no hi resaka @ olona efa mivadika atidoha
MODY manambony TENA nefa matahotra face à face
Otrin le karama manao an zao zavatra zao fa misy akama tsy misy asa ty 😂
Bla Bla, tiko ianao raha mendrika n'y zavatra nataonao. Any ivelany enao no wawawa
Ahoana no hanaovana anao ty ry dora satria TSY ho afakanao eo manko io Psdt io , mbola ho manana Hery Ve Ianao @ 5 taona manaraka
TSY reraka ve ianao mivovo isan’adro vaky izao nefa TSY mahomby ny tetikao, TSY mba efa mihena kely Ve ny karam ´ ADY raisinao @ izay MIKARAMA ANAO
Efa miha HANTITRA MANKO IANAO satria TSY matory
Mila anao n'y GASY madame sad Hendry no intelligente
Jugement tsy mitovy niveau amiko .elle pète plus haut que la tète.madame niveau hoizianao .aminy fitenenanao io niveau nao bas discrimination denigration devant monde entier .dikany tsisy éducstion mihitsy .msnao olona bas .tous le monde meme valeur madame na bado ary ambarako anao ny bado tsy exgiste zsny .mety mivolana koa izy anao tsy meme niveau amindrahavhsina
Satria mipetraka ny 😢 olana mikasika nyfinancement 'ny fifidianana zay tena imminent tokoa, ka raha toa ka français ny président 'ny Madagascar dia ny logique dia i France no tokony mifinancer ny élection présidentielle , sa ahoana? Sao kosa dia lasa departement na territoire d'outre-mer i Madagascar ? Sa kosa ny frantsay no ao ambadik'izao fisavorovorona izao, ka "manao vazaha mody miady ka ny kobay an-kelika ihany"!Tena mampivarahontsana manko ny zava-misy eto @ firenena depuis 2013: tsy maintsy misy puissance ao ambadik'izao zava-misy izao! Ary sûr fa tsy maintsy mbola hilatsaka i Atoa Rajoelina ka i Atoa Ravatomanga no ataony 1er ministre ny antony dia tsotra tsy hoe fitiavantanindrazana akory hangorokarena ka hitsentsitra hatramin'1/100000microgr ny harena misy ka hampantra na hampandohalika na hampitrosona ny Malagasy hatr@ taranaka fara@dimby.Ary ny antony tena goavana dia ny hafahan-dreo mijouir ny immunité ka tsy ho voahenjika noho reo affaires isankarazany tokony hanenjehana azy mitsamy,, satria reo no ho eo @ fitondrana! Ary ataony tokoa izay mbola hiverenany eo @fitondrana.Masina ny Tanindrazana,Mifoaza ry Malagasy ary mba saro-piaro @ tanindrazan-tsika!
Tsy efa nampanantena angaha ny France, ankoatry ny firenena hafa izay @ anaran'ny CEE, ao @ ilay antsoina hoe Basket fund. I la Frantsa irery.
Eny e, fa tsy tookony izay fotsiny raha toa ka tena te-hanampy ry zareo!Tsy hitanareo hoe kely ve le tomban'ilay hoe fanampiana avy @ basket found? raha toa ka tena tiandreo ny hirosoan'Madagascar ho any @ fifidianana madio atsy ho atsy betsaka ny conditions gzlpetraky ry zareo ary tsara izany satria betsaka izay fanampiana teo izay fa toa tsy tonga any @ tokony nalehany ny vola! Zay no mahatonga ahy niteny hoe TOM sa DOM i Madagascar ka ny renymalala anisan'ny mametraka conditions?!?!!!!!😂😂😂😂😊😊
Miarahaba anao tompoko !
Mety ho marina ny fahatsapanao tompoko , ary tsy diso ny mametraka fanontaniana an' eritreritra araky ny fahatsapanao 🤔 ?
Ny tsara indrindra , aleo miara mifarimbona ny Malagasy rehetra , satria tantara efa nisy efa ela ihany no miverina ity 😏 ! Ny mpanao sy mitetika zavatra ratsy dia misy foana , ary ny olona toy ireo tia harena mahita fafinaretana tia - tena ireo dia efa hozona sy mikorina ao anaty ny (rà ) .
Tena ambiance @ izireo ny hamotika i Madagaskar 🇲🇬😡
Tsy voatery ny ankohon'izireo akaiky no handova ilay toe- tsaina , fa mety ho taranaka aty afara tsy mbola fantatra fa hoe : iza indray ?
Fanafodiny dia atao izay hanesorana ny olona efa hita fa ratsy saina hoan'ny Tanindrazana , tokony hatao sesitany mandrakizay , azo hatao daholo izany , sady tantara efa nisy h@ niasin'ny olombelona !
Misaotra anao tompoko nohon'ny fifanakalozan- kevitra !
Masina ny Tanindrazana !
Le Gouvernement Français est derrière la misère des Pays Africains cher Compatriote