Ho fitiavana aho HIRA KATOLIKA (It's Nathie)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 19 พ.ค. 2023
- HO FITIAVANA AHO HIRA KATOLIKA nokaloin' It's Nathie
Tsy manam-paniriana lehibe afa-tsy ny hitia aho
A: St Thèrese de l'enfant Jesus
C: Mamisoa
Instrumental: Andry Harisoa (Bob)
Hiran'ny Choral Voix du Carmel no lasa hira litorjia Katolika - เพลง
tena tiako fa ny aty aminay mbola ysy maJay
Mankasitraka indrindra ❤
Merci beaucoup!
Merci à vous 😍
merci beaucoup! HO FITIAVANA AHO AO AM-PON'NY FIANGAONANA AHO!! AMEN
😍🥰
ANY AN-DAFIN'NY RIAKA IANREO IZANY A? TROTROY AMBAVAKA AKI NY FIRENENTSIKA FA TENA LATSAKA AN-KATERENA, IZAHAY ATY DAGO FOANA MIAINA AMIN'NY FAHANTRANA LALINA FA NY FINOANA TSY VERY MANDRAKIZAY! WE ARE CATHOLIC FOREVER!!!💗
Mitondra ambavaka hatrany ❤️🙏
VICTOIRE RASOAMANARIVO.
Mahfinartra ny hira s'y n'y feo Ary n'y fihiranao azy. Mankasitaka ô❤
Mankasitraka indrindra ❤
Tsara be❤
Mankasitraka indrindra 🥰
IANAO IHANY RY JESOA NO MAHAFALY NY FANAHIKO! MISAOTRA ANAREO MIANADAHY ISANY MANATEVINA NY FINOANTSIKA,
Mankasitraka fona koa e 🥰 Ny finoana katolika no nitazaina anay dia hatram farany io 😇
ansoooowwww , j 'adore❣
❤❤❤ merci à toi
Mankasitraka indrindra 🥰. Mafinaritra ⭐⭐⭐⭐⭐ - Ianao ihany ry Jesoa no mahafaly ny fanahiko 👼
Satria ity foko ity dia te hitia anao ho doria 😍😍😍
Misaotra indridra fa tena mafinaritra be ❤❤🙏🙏
Mankasitraka indrindra ❤️❤️❤️
Mankasitraka lehibe. Thérèse prie pour vous tous 🙏
Mankasitraka koa 😊❤️❤️❤️
Tsara bé fa misaotra betsaka indrindra e 🙏
Misaotra indrindra ❤️❤️❤️
Mankasitraka ❤
🎉 mankasitraka ❤
Mamiko loatra❤ Mamelombelona ny fanahiko. Na oviana na oviana. Tonga dia mirindra daholo ny zavatra atao. Mankasitraka 🙏
Misaotra an'i Jesoa🙏
Mirarisoa ❤ dia mankasitraka indrindra
Mamiko loatra❤
Mankasitraka indrindra ❤❤❤
MANAOVA COVER HIRA KATOLOKA VAOVAO INDRAY NATHALIE A! TINAY BE NY FIHIRAN-DRY AZY! MISAOTRA MIALOHA, DIA MIFAMPITROTRO AM-BAVAKA HATRANY ISIKA E!
Eny o. Efa andalam piketrahana ny manaraka fa aza adino manaraka ny pejy 😉🥰 mankasitraka o ❤️
Mankasitraka e!
Mankasitraka indrindra 🙏 🙏 🙏
Tsara😍
Mankasitraka indrindra 🥰
❤❤❤❤ mankasitrak indrindra fa tena mahafinaritry be
Mankasitraka indrindra 🙏 🙏 🙏
❤🙏🙏🙏 catholic forever
Mankasitraka indrindra 🙏 🙏 🙏
🌹🙏🙏🌹
Merci ❤️💕🙏
Tsara be fa misaotra be dia be!!!🎉
Mankasitraka indrindra o ❤️❤️❤️🥰
@@itsnathie Anisany hira tena manome aim-panahy ahy izy io amin'ny lalam-piainana nosafidiako.
@@jeanrazafinimaro3322 mafinaritra zany 😍 mirary soa
MAHAFINARITRA AKI A, TSARA NY TOMPO
❤️❤️❤️ mankasitraka indrindra o 🥰
mankasitraka ô
❤️❤️❤️
Tiko loatra
Mankasitraka indrindra 🙏 🙏 🙏
FRANCK SY BARBARA IHANY KOA MAHAY MIHIRA SY MANENDRIKA ILAY CLIP A!
Hihih tena marina mitsy zany 😊😉 merci e 🥰
Misaotra anao 🥰 tsara ilay hira fa mb fanamarihan keli we tokn mba natao tan ampiangonana ny ampahan @le clip 🎬 hihi ☺
Misaotra am fanamarihana. Asitsika video any ampiangonana ny hira manaraka ❤️❤️😍
Mankasitraka ❤
❤️❤️❤️