Jackson Jaojoby - MPANGALATRA IREO DOUANIER AO @ AEROPORT IVATO ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ก.ย. 2024
  • SAMIA MAILO DAHOLO FA MAMAY BE NY AO @ SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

ความคิดเห็น • 63

  • @arimananaancette-yz5ul
    @arimananaancette-yz5ul 2 หลายเดือนก่อน +10

    Mampalahelo ny toe-tsaigninjareo ao , raha zany ny dia tegna mpangalatra zareo ao . Efa zavatra fataonjareo zany.
    Merci mon frère.

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 หลายเดือนก่อน +1

    Tena zanaka babanao anao ity. Jaojoby mbo nianatra tany Diego-Suarez

  • @artiseslstudio287
    @artiseslstudio287 2 หลายเดือนก่อน +4

    sambia sahy milaza, , merci JACKSON satria tsy anao arzaiky voa ,fa efa maro fa tsy sahy miteny

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 2 หลายเดือนก่อน +5

    Efa hatr@ ny ela ny mpiasan'ny ladoany eo @ aéroport n' Ivato no mangalatra . Ary mamotika ny valise n'ny mpandeha
    Na hiditr"ianao n'a hivoaka .
    Alahelom- bahoaka no iainan'ireo .
    Zareo ihany koa moa maty eritreritra rahateo

  • @ignacerasolo7320
    @ignacerasolo7320 2 หลายเดือนก่อน +3

    kindinalika daholo reo ao reo! rai-pianakaviana sy reni-pianakaviana daholo nefa!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 หลายเดือนก่อน +3

    Olona tsy misy ilavana azy mihitsy ireo douaniers ireo

  • @odetteraymonde
    @odetteraymonde 2 หลายเดือนก่อน +11

    Misaotra anao Rangahy nanome hevitra fa zavatra efa fatao izireo n'a ao à France de mitovy ihany ,fa tonga any antrano zaho voho mahita hoe manque ny zavatsiko , eny fa de mbola nampiany Andriamanitra enao ka naverindreo le zavatra

  • @HariRandrianarisoa
    @HariRandrianarisoa 2 หลายเดือนก่อน +3

    Tena nety mihintsy ny nataonao Jakson. Mampalahelo fa isika samy gasy foana no mifamotika.

    • @TheLivas16
      @TheLivas16 หลายเดือนก่อน

      mahantra loatra, sady efa voretra no mahantra

  • @nomenarabemila4741
    @nomenarabemila4741 2 หลายเดือนก่อน +6

    Mba grave koa izany. Raha tsy nampakapeo ianao izany dia very fananana😮

  • @brigitterobert282
    @brigitterobert282 2 หลายเดือนก่อน +5

    mapalahelo ni gasy sarotra be miaramonona satria toetra ratsio partout toetsaina tsy zaka maro ni mahatra amizaho totolo izaho fa oatrany mada ils ont toute le vuce c'est pour ça on progresse pas de la famille jusqu'au pouvoir ia pas d'ici c'est découragent bon courage monfrère ❤

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 2 หลายเดือนก่อน +4

    Tena efa trop ny ataon'ny douaniers gasy. Sao dia mba tokony asiana fandroahana faobe amizay ao ry fanjakana fa tena afabaraka be isika malagasy e?

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 หลายเดือนก่อน +3

    Makasitra rananda maromaro toa anao raha sahy minjo @ fahamarina taona malagasy fonga ny tsy maty manonta @ firenena tsika

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 2 หลายเดือนก่อน +5

    Efa betsaka mitaraina fa tsy misy fandraisana andraikitra, dia manao zay tiany atao ireo. Mampalahelo Madagougou.

  • @manga7926
    @manga7926 2 หลายเดือนก่อน +5

    Mercie fa isorana be anao mizara zany ,tokony zany daholo atao olo rehetra raha misy tranga ratsy MBA mailo .😮

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 2 หลายเดือนก่อน +3

    Soa ianao tsy nanaiky hatramin'ny farany , mpangalatra ireo .Mila sahy ....

  • @JohnRafaralahy
    @JohnRafaralahy 2 หลายเดือนก่อน +13

    Merci zoky tsy nanaiky f misy isainany izay

  • @annickramahatra8703
    @annickramahatra8703 2 หลายเดือนก่อน +4

    Mahakivy, mahamenatra ,mahatsiravina...aiza iany e....

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 2 หลายเดือนก่อน +6

    Miarahaba anao Razandry ! Misaotra betsaka nizara trakefa ratsy dia ratsy ! Tsy hadinoko mandra -pahafatiko izao tantara tantarainao izao ! Tsy ny fangalarana no nataon'izireo tsy valahara ireo tamiko , fa resaka souvenir efa misy taratasy avy t@ mpivarotra souvenir ireny , dia mbola tadiavandreo vaniny hakana vola , ary mitovy @ izay fitantaranao azy izay mihintsy ny fomba hiatrefandreo antegna !Efa ho 20 taona lasa izany tantara trakefa ratsy tamiko izany !
    Izay Malagasy tsy nahita hirifiriny @ la merde hataon- dreo io no mbola mahasahy milaza fa tany mandroso i Madagaskar !
    Manao bonne chance anao @ voyage manaraka indray !

  • @TheLivas16
    @TheLivas16 หลายเดือนก่อน +2

    sady tsy mahay miasa no mangataka zareo("apetrao kely")fomba fiteniny, tsy fanao zany , mila mailo mitandrina

  • @kalasoa1
    @kalasoa1 2 หลายเดือนก่อน +8

    Rehefa tsy afaka manataka zany ireo de mangalatra. Tsy tahotra tsy henatra intsony

  • @lalasoarason3623
    @lalasoarason3623 2 หลายเดือนก่อน +2

    Oui, effectivement la doinne sur Tana a une très mauvaise réputation malheureusement .
    De plus ils t'intimident pour que tu laisse tomber.
    Ils sont tous de mèche .
    Même dans ta propre pays tu peux avoir confiance en personne.
    Je suis d'accord avec vous c'est beaucoup des arnaqueurs à la doinne j'en ai fait les frais.

  • @miorahasinarandrianjanahar696
    @miorahasinarandrianjanahar696 2 หลายเดือนก่อน +3

    Misaotra anao nizara sy nampitandrina, efa maro ny tranga hita sy heno mikasika an'io fangalaran'ireo douanier ao Ivato ireo.

  • @lucieravololona1865
    @lucieravololona1865 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tena marina tsy misy diso voalazanao ramose, mpangalatra no sady ratsy saina reo douaniers s'y policiers Ivato aéroport ireo...😢👺👎🤬

  • @jonraha588
    @jonraha588 2 หลายเดือนก่อน +3

    Mlay ny fahasahiana mijoro vavolombelona, manahy aho anefa fa dia hanaovan - zareo fihetsika tsy ho zaka ianao reefa miverina antanindrazana

  • @karimafidahoussen4480
    @karimafidahoussen4480 2 หลายเดือนก่อน +2

    😢Mampalahelo mihitsy ataony olona reo.

  • @ClestineDama
    @ClestineDama 2 หลายเดือนก่อน +3

    Mahamenatra ny toetsaina sy fomba fiasana : zandriko avy very entana koa tao

  • @AndrianirinaRakotomalala
    @AndrianirinaRakotomalala 2 หลายเดือนก่อน +2

    Iza no tahafin'ireo douaniers ireo ?????

  • @caesarweerasekara9719
    @caesarweerasekara9719 2 หลายเดือนก่อน +2

    Efa fomba ndreo ao io
    Na poketra aza savaindreo ao.nena aza vola tonga d oe zara0 antsika roa hoy iz tam vadiko. Papano io mba akaikin ny pitondra d mba asaivo ampitan agny hafatra... zarao video io fa mila hitanol jiab

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 2 หลายเดือนก่อน +2

    Marina mitsy zany, ramose, Tena pangalatra mitsy, sady sahy tsy menatra ve, ra tsy Manotra de mangalatra direct,

  • @saidmoadjoadamo6180
    @saidmoadjoadamo6180 หลายเดือนก่อน +2

    Aéroport de ivoto et majunga c'est le pire cauchemar quand tu rentres il fouille même à l'endroit intime tu sors même choses le pire en novembre 2022 je passer à ivato ce le jour que je prie à allah il y a 2 policiers voulait m'arnaquer

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 2 หลายเดือนก่อน +4

    Misaotra anao fantanjareo zany

  • @weefiweefi6639
    @weefiweefi6639 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tena hoe mpangalatra tsy police fa dahalo 😢😢😢

  • @anarhv9303
    @anarhv9303 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tsy mahagaga fa efa hatramin’izay io hafatsen-dratsy ao Ivato io satria tsy dia afaka mangata-bola loatra ntsony ry zareo ao dia ataony izay moyen hazahoana zavatra mety havadika vola. Marina fa mal payé ny mpiasa gasy ,maninona tsy any @ gouvernement sy ny ministère isantsongadiny ry zareo no mitaraina fa isika samy sarabambembahoaka foana no mifanao ratsy. Tsy misy zava-bita raha tsy manome tsolotra @ zavatra atao rehetra, tena mampalahelo ny toe-tsaina satria vao mainka pire

  • @narijaonamamy49
    @narijaonamamy49 2 หลายเดือนก่อน +5

    Misaotra rangahy namoaka ny marina, tena marina mihitsy zany

  • @lucieravololona1865
    @lucieravololona1865 2 หลายเดือนก่อน +1

    😂n'a Izany aza ilay fiteny kosa mba tandremana ihany na tezitra aza ny tena ramose a!😮😬

  • @Belgianperspective
    @Belgianperspective 2 หลายเดือนก่อน +2

    Je vais partager cette info a mon ami qui fait un blog

  • @vivirazafimahaleo5825
    @vivirazafimahaleo5825 2 หลายเดือนก่อน +3

    Tamin'ny fitondran'i Président philbera Tsiranana,ihiany no naha Madagascar an'i Madagascar.Malahelo anao zaho ry tanindrazako, fa ataon'olona fitadiavan-tseza sy voninahitra ary vola amakarena sisa

  • @rakotohaingo6810
    @rakotohaingo6810 2 หลายเดือนก่อน +1

    Merci e tena marina ! ................

  • @anicettemariesoamandina7680
    @anicettemariesoamandina7680 2 หลายเดือนก่อน +2

    Tena enjana ao Ivato, misy Police vavy bemolotra zay @ arrivé ao tsy tahotra tsy henatra mangataka 50€ satria ho fenony hono ny papier ko. Ngah zah tsy mahay manoratra na mamaky teny oa?

  • @incandriam4920
    @incandriam4920 2 หลายเดือนก่อน +2

    Misaotra anao mampalahelo tokoa izany.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 หลายเดือนก่อน +2

    Sasany am douannier ireo anie .refa andeha hoada ao ivato am vol international d efa hanjono vola fa tsy hoe tena hiasz

  • @voahiranalucienne9833
    @voahiranalucienne9833 2 หลายเดือนก่อน +6

    Merci 🙏🙏

  • @ttrecordsstudio7394
    @ttrecordsstudio7394 2 หลายเดือนก่อน +2

    Efa tratran'izay za sy zanako amiresan'dreo de tonga any tsy hita téléphone zanako

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 2 หลายเดือนก่อน +4

    Mampalahelo toetranjareo zany

  • @artiseslstudio287
    @artiseslstudio287 2 หลายเดือนก่อน +2

    tena mampalahelo ,zay vao mba nisy sahy miteny

  • @user-to5nt7cw8y
    @user-to5nt7cw8y 2 หลายเดือนก่อน +3

    Mankasitraka anao

  • @RakotoDede
    @RakotoDede 2 หลายเดือนก่อน +2

    Pangalatra daholy reo

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 2 หลายเดือนก่อน +2

    Merci 🙏🙏JAKXON JAOJOBY

  • @ericfeno7919
    @ericfeno7919 2 หลายเดือนก่อน +3

    Mankasitraka zoky a

  • @AndrianirinaRakotomalala
    @AndrianirinaRakotomalala 2 หลายเดือนก่อน +1

    Iza ary no ho tafahiny e?????

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 2 หลายเดือนก่อน +3

    Madagasikara tsy maits mandroso,mandroso tsar bé iz ake Io

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 2 หลายเดือนก่อน +1

    Makasitra indrindra tompoko fa tena misy raha tsy manjary ao erepro ivato ao

  • @francicotheddylekamisihari2753
    @francicotheddylekamisihari2753 2 หลายเดือนก่อน +1

    i Papanao Eusèbe AZA mahita fa METY IZAO SYSTEME ZAO

    • @lalainarakotoarisoa384
      @lalainarakotoarisoa384 2 หลายเดือนก่อน +1

      Izy Jackson fa tsy Eusebe dia Samy olona dehibe ka mba hajao izy azafady

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v หลายเดือนก่อน +1

    Mon dieu c'est la honte pour mon pays

  • @rafarasoa2009
    @rafarasoa2009 2 หลายเดือนก่อน +1

    Ka ra zaza zany mandeha zany de vita mora.

  • @LindahFitiavana
    @LindahFitiavana 2 หลายเดือนก่อน +1

    Refa misy otrzan aleo miady atramn farany f ts manaiky lembenana zan mits fa tena ts rariny ny ataon reo

    • @lucieravololona1865
      @lucieravololona1865 2 หลายเดือนก่อน +1

      Tena marina... mahasahiha mojoro sy manohitra ny tsy rariny ry malagasy a!🤬😬

  • @nivorakotondrabe
    @nivorakotondrabe 2 หลายเดือนก่อน +1

    Ka ny président Rajoelina mangalatra, ry PM Ntsay mangalatra .... Ny écran plat tsy hita hoe ahoana,
    Omena tsiny ve ny douanne ra mba mangalatra ???
    Mon pays est devenu un pays de merde 😢

  • @MafredwolfArthur
    @MafredwolfArthur 2 หลายเดือนก่อน +1

    Scanner corporel