Tantara gasy --- Akohovavy maneno.. 👉🏻 Tantara RFM
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2021
- Tantara gasy: Tamberina tantara Malagasy
Radio Feon’i Mania
Indray mihaino afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy - บันเทิง
Merci beaucoup. Ny musique rehetra dia tsara daolo. Ra mety tsara ra asina tohiny ilay tantara NORO manitikitika ny saina hoe aona ny fiafaranan'ny fitiavana ndreo sy ny zaza satria bevoka NORO.....
Ok ils i ou en iî
Mankasitraka indrindra manokana anao re Tompoko ANDREMATOA GASY RAKOTO miezaka mizara hoanay e! 💞💞💞
❤❤❤❤❤❤❤
🙋♀️🙋♀️🙋♀️🙋♀️🙋♀️
Mankasitraka anareo atrani ndray nanome . ❤🙋♀️🎧 Tsy arako tsoni ni miheno tantara fa misesy be daholo ❤🙋♀️🎧
Misaotra betsaka tompoko mampalahelo lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 😍😍
Zah aloh tena tsy hitako zay tena hametrahako ny felling ko manganohano amiranomaso nefa sekondra fotsiny dia ripaka ndray ami fiomehezana mankasitraka nareo fona ahy ry zareo 💖💖💖❤️❤️❤️😍
Mankasitraka hatrany ô tena tsara be sady misy lesona azo raisina e 😘😘😘😘😘😘😘
Misaotrooo @😍😍😘😘
🇲🇬😍🇱🇧 Vao hihaino, mankasitraka
Ts miditra amzany za,ts tiko zany tantatra zany
Misaotra betsaka ô 🎧🔥😍💖🇲🇬
Misaotra betsaka Ô 🥰
Mamo ve zany hono robera 😂😂😂😂😂, otrany olona minaparaky zany 😂😂😂
Misaotr betsak 😍😍😍❤
Zao indray vao libre kely Gasy Rakoto a
Mankasitraka indrindra
Salama Thierry 👋🏼 elaela izy izany! Tonga soa e!
Bella la canzone in italiano grazie
Grazie
Mankasitraka sahady e,1er coms
👍
Akoho tamantrano zany hihihi misaotra nizara eh
Okoho borbonezy v?😆😆
Akoho mihinana katsaka ka hihihi
Misaotra betsaka e, enjana ndray 'ty kah...
Mankasitraka indrindra Tompoko o! Mandrosoa hasigna enareo Tompoko o! ❣❤💞💝♥️💜💚💗🧡💛🇲🇬🇲🇬🇲🇬💖💕💙💖🧡💛🇰🇼🇰🇼🇰🇼❣❤💞💝♥️💜💚💗💯/💯💗💚💜♥️💞
Oh vao hanomboka hiaino k faly tokoa Maeno oe tantaran RFM k d mankasitraka anao lalandv ré Gasy Rakoto@ fizarana f afapo tokoa zahay mpihaino rhtr ! Ndrindra tena manatalenta tokoa reo mpilalao rhtr k d misaotra ndrindra ré tompoko o
Makasitraka tompoko oo
Tena magneva Lalaina ty koa ny Ratsy Loha
Enjana koa ny fomba firesaky Commissaire an 😂😂😂,
Mankasitraka foana e
🤣🤣
Fomba firesaky Commissaire kou otrany jiolahimboto be tsss
Misaotra o
🤣🤣🤣🤣, mqmpoehy mampalahelo
Grav koa zany tantara zany ka, 🤣 vo 1 tao an-trano d efa mahazo la 🔑 any armoire misy vola 😁 d efa tsis oe misalasala zany tsony 😄😄
Grave ee, aiza no tokony ahitak bandy otrizany re ee🙏
Cathia! Mahereza mitady fa any ho any misy e!😄
🤣🤣🤣zay nu lehilahy hendry ka🤣
Misaotra betsak tompoko ô
Ra za lelah alo ts miverina am le kala ko,mazto mihaino tohini nareo
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Tsy misy fisaorana foana Lu
Makasitraka indrindra tompo eh
👍
Fa ohatrany efa henoko a
Tamberina io tsinona ko!
ary tsa misy tantara mitohy nosoratan i Simon toy ny: MAVOLAMBA, MIARAMILA, NOFIKO HONO ireny ko ve e? Mahafinaritra dieha ny mihaino le mba misy gidraka @ tifitra2 sns raigny . Zay eo ihany fa de mankasitraka hatrany @ fizarana fa de be ny azo raisina e
Zoé a! Hatreto aloha tsy misy fa mana Tena isika fa Mbola ho avy izany!
@@GasyRAKOTO eny ary moa fa de mankasitraka anao mihaino ny fangatahanay mpankafy o.🙏🙏