EMISSION SPÉCIALE DU 07 OCTOBRE 2018 ONITIANA REALY BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 235

  • @nalisoarajerison2172
    @nalisoarajerison2172 6 ปีที่แล้ว +26

    mivarotra fanahy mihitsy le ramatoa ty, efa hita fa tsy mamely le fitondrana HVM dia minia mikipy, sa mahery tokoa ny vola?ho reraka fotsiny ianao andresilahatra anay fa izany Rajao izany tsy ho tafa eto itsony

    • @annieraharimalala2101
      @annieraharimalala2101 6 ปีที่แล้ว

      Nivarotra fanahy mbola fanahy mbola velona tokoa ity Ramatoa ity fa enjana loatra ny fitiavam-bola.

    • @ravelojaonaalexandre964
      @ravelojaonaalexandre964 6 ปีที่แล้ว

      Zay ny aminao Onitiana fa lasa nihosipotaka ka namidinao ny maha olona anao, ka lasa nanohana ny tokony hailika

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +1

    TSY AZO ATOKISANA MINTSY ITY MADAMA TY! VOKY IZY DE TOHIZANY NY FIHINANA MIARAKA AMIN I RAJAO FA NY OLONA TSY METY AFA PO . MIANTEHITRA AMIN NY HAZO BOBOKA IANAO RY ONITIANA.

  • @razafytoky4430
    @razafytoky4430 6 ปีที่แล้ว +14

    Tsy credible tsoun enao ry Onitiana a. Hafa n taloh tam mbola invité du Zoma. N'inn n'inn lazainao eo d bla bla daol fa tsy hino anao tsoun n ankamaroan'ny ol. Ary n zavtra lazainao tsy miantefa @ fon'ny ol fa eo imolotra fotsiny d very daol......

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +13

    Merci Abrahamam fa tena mérite tsara mihitsy ianao fa ity Ony Tina ity rehefa mampietiety azy dia izay efa fantatra hoe voavidy Rajao izy io 🤔🤔🤔🤔🤔🤔

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 6 ปีที่แล้ว +5

    RAJAO ANIE VOKATRY NY TOLONA 2009 E, RAHA TSY TINAO ILAY TOLONA, MANINONA IANAO LASA MISOLELAKA AMINDRAJAO, VEHIVAVY MITAPY

  • @mahmoudahmadineijad761
    @mahmoudahmadineijad761 6 ปีที่แล้ว +2

    Merci abraham am le tsy manaiky lembenana mitsy an. Bravo

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +1

    TOKONY MBA HANAO FACE À FACE I LALATIANA BE MOLOTRA SY TY MADAMA BE VAVA TY! FA METY TENA HIADY NY RESAKA AN! NY FOTOANA NDRAY NGAMBA NO TSY HO AMPY FA METY TSY HISY RESY FA SAMY MITOVY IZY ROA !

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +8

    Mba be resaka ity Ony Tina ity, fa hita fa be solelaka @ Rajao, protège ny anao, fa Rajao tsy manana choix fa tsy ho lany intsony.

    • @ravelojaonaalexandre964
      @ravelojaonaalexandre964 6 ปีที่แล้ว +2

      Momba ny hevitrao aho,ary hanampiako azy dia ity: Manalabaraka anareo vehivavy malagasy ity Onitiana fa lelan'omby; fa tsy mba tahaka an'i tompokovavy hajaina isany Maître HANITRA sy Kandida Mme FANIRISOA izay samy vehivavy mijoro @ heviny.( Niteraka sy nanabe tokoa ny raiaman-dreny nahatonga anareo ety ambonin'ny tany)

    • @jacquesrajemson1441
      @jacquesrajemson1441 6 ปีที่แล้ว

      mandreraka ny mihaino azy..tsy nahita crise izy satria voky

  • @hajarandrianasolo5910
    @hajarandrianasolo5910 6 ปีที่แล้ว +11

    miova daolo rehefa mahazo vola sy seza e, tony zany ilay oe vava no amidy

    • @nirinasutter6881
      @nirinasutter6881 6 ปีที่แล้ว

      Aza b vava fa inon zao no mb vitanao hoan reo mahantr ts manakilofana eny amorondalana

    • @nirinasutter6881
      @nirinasutter6881 6 ปีที่แล้ว

      Grande gueule ts mis ilana azy jamba 'gamb ts mahita ny kolikoly nataon HVM

  • @steffysteffy8663
    @steffysteffy8663 6 ปีที่แล้ว +2

    mampatory mitsangana mandeha ity madama be ity

  • @louisleon4577
    @louisleon4577 6 ปีที่แล้ว +8

    Tsy mahagaga io vavaben'i Onitiana satria izy miaro ny bifteck-'ny izy satria oa mamy ny toerana ministre. Vavany ho faty anaty rano ny azy

  • @maitremakarof9961
    @maitremakarof9961 6 ปีที่แล้ว +4

    Otrinona ny vidiny io salon io ary vola avy aiza no nividianana azy?

  • @dumonteorentsoa3712
    @dumonteorentsoa3712 6 ปีที่แล้ว +7

    Le Olona mba nieritreritina mba manatsaina lasa avocat de diable ny mpitondra nivarotra tanindrazany malagasy, za moa tsy te handany andro hijery anitony fa tsy haiko na mba napetraky le panao fandaharana le momba le sambo sinoa 300 ho tonga eto mada

  • @yvettelalatiana1309
    @yvettelalatiana1309 6 ปีที่แล้ว +7

    noeveriko oe olona tena mahay manao analyse ka mahay manavaka ny ratsy sy ny tsara kay tssss. mahakivy

  • @jeandedieurandrianasolo9358
    @jeandedieurandrianasolo9358 6 ปีที่แล้ว +6

    Be resaka be ianao. 25 ihany no mahavita

  • @philippinecanet804
    @philippinecanet804 6 ปีที่แล้ว

    mahafinaritra sady mazava tsara mihitsy ny explication ny onitiana , bon courage madame @ny propagande fa raha mba afaka manohana anreo zay dia manohana jusqu'à la fin , courage

  • @nathalieandriamialy2173
    @nathalieandriamialy2173 6 ปีที่แล้ว

    Miarahaba sy mankasitraka ny fahasahiana @ mahamatihanina Abraham Razafy mametrapetraka tsara tsy matin-henamaso @ ilay vahiny "Ramanankavaly Foana" ! 👍👍👍👏👏👏👏

  • @lcyves8
    @lcyves8 6 ปีที่แล้ว +6

    Noheveriko ho stratège izy io taloha kanjo variana tao anatin' ny "bulle"-n'ny mpitondra fanjakana ka tsy mahalala tsony ny réalité. Tout le monde a quitté ce navire madame, vous coulerez avec!

  • @jorado1571
    @jorado1571 6 ปีที่แล้ว +3

    Honneteté ve sa démagogie le 3 mois delestage?

  • @olavrazafimanantsoa8587
    @olavrazafimanantsoa8587 6 ปีที่แล้ว +3

    Hita hoe mpampiady angely mihintsy ty olona ity. Tena babon'ny vola tanteraka. Simba le olona. Ianao aloha de lazaiko ampahabe maso izao fa tena tsy azo itokisana intsony e. Vita hatreo ny aminao. Izany sisa no finteniny

  • @narindranzr8371
    @narindranzr8371 6 ปีที่แล้ว +4

    Milaza fa tsy HVM ...enjana be aloha ianao raha vava e.nefa tsy misy azonao amidy eo

  • @monikarabarison5052
    @monikarabarison5052 6 ปีที่แล้ว +1

    Mba mila fanazavana. Iza no namolavola io constitution io izay manery ny fameprahampialan'ny filoha raha hirotsaka?

  • @harilyzeliarisoalilia2621
    @harilyzeliarisoalilia2621 6 ปีที่แล้ว +3

    ianao ve dia mbola mahasaha miteny ihany fa tsy pamita-bahoaka. Inona no zavatra mba vitanao tato amin'ny ministeran'ny mponina fangalarana sy fanambaniana olona no nataonao tato. tsy nisy nanadeha amin'ny izay izy ny administration. olona jiolahimboto st mpangalatra ny membre du cabinet nao tato. mpiasa 500 ny tato amin'ny ministère de la Population tsy vitanao na ny nijery azy ary; io ianao mahasahy miteny momba ny fidirany mpianatra fa inona no nataonao tato amin'ny ministère de la population , ny ministère ny Finance no atonao référence. ianao tena olona tsy manjary

  • @TokyRahaririaka
    @TokyRahaririaka 6 ปีที่แล้ว

    Raha ilay archive haseo madama, maninona raha avoaka ilay telo volana dia vita le délestage :D ?

  • @juniorrandrianambinina9277
    @juniorrandrianambinina9277 6 ปีที่แล้ว +3

    Elle me dégoûte tellement,

  • @rajaokoto3033
    @rajaokoto3033 6 ปีที่แล้ว

    FA IZAO KOSA DANDREMO SAO HANAO HOLD UP ELECTORAL EO NAREO,
    FA NY VAHOAKA TOMPOKO DIA TSY HANAIKA IZANY VELIVELY TADIDIO TSARA IZANY.

  • @andrytolojanahary5260
    @andrytolojanahary5260 6 ปีที่แล้ว +2

    tena mora miova ny olona kah!!! zao ve ny fahantratsika? de oe tsy nisy krizy? otrinona ny vary? otrinona ny lasantsy? ahoana ny jiolahy isanandro?

  • @miandrymahasoamanantena3007
    @miandrymahasoamanantena3007 6 ปีที่แล้ว +5

    Mandrimandry manana aretina ve izany raha ny hevitrareo HVM? Olona tsy mahatapaka ahitra ny tohananao Mme Onitiana!

  • @hajaxmichael9592
    @hajaxmichael9592 6 ปีที่แล้ว +4

    ninona ataonao de tsy ho lany zany tsony rajao e! floha nandra ndrindra teto mada, tsis zava bita f napitotongana ny farimpiainan malagasy ho amin'ny farany ambany indrindra

  • @danielandria8842
    @danielandria8842 6 ปีที่แล้ว

    Zaho kosa mahita hoe à la hauteur tsara ny valeur intellectuelle an'i Onitiana realy.fa ny isika malagasy no mbola tsy afaka hanao analyse tsara ny zava-misy fa fanatique loatra

  • @leonvariamanana991
    @leonvariamanana991 6 ปีที่แล้ว +5

    Ramatoa tsy misy henatra ity marina !!!

  • @philippinecanet804
    @philippinecanet804 6 ปีที่แล้ว +1

    Onitiana Realy alo otrany tsy dia nahavita lotra teo @ny ministerany fa ny zavatra lazainy kosa tena marina daholo rahatsy nisy an'io Rajao io dia efa crise be ndray i Mcar , ary vitsy ny olona manana toetra otran'io Rajao io , mety betsaka ny tsy vitany fa tena nanavotra ny vahoka sty hisy ady an-trano sy korontana izy , ny mpanao destabilisation dia ireo mpanohitra tsy maty voalavo ankibo ireto no tena mpanampotika ny firenenea , fa dia olona ketrona mihitsy le gasy mbola manohana an'ireo mpangalatra sy mpandromba ny hareny malagasy ireo

  • @modesterobert7646
    @modesterobert7646 6 ปีที่แล้ว +5

    mbola mitady place foana v enw amizao eh

  • @mamyfanomezantsoa2883
    @mamyfanomezantsoa2883 6 ปีที่แล้ว +2

    Io le Ministre Mponina taminy andro ny Pesta.

  • @davidranaivoson751
    @davidranaivoson751 6 ปีที่แล้ว +1

    Bravo mahay ny zavatra rehetra ianao zany tsy tokony ijanona ho directeur de campagne fotsiny ianao fa tokony nilatsaka mihitsy!

  • @cintkamovie3766
    @cintkamovie3766 6 ปีที่แล้ว +5

    Ré-fa notambazana vola b hoe d nanaiky.

  • @mamyarilala3622
    @mamyarilala3622 6 ปีที่แล้ว +1

    Que le meilleur gagne.

  • @hassanlastucieux2785
    @hassanlastucieux2785 6 ปีที่แล้ว +2

    Ontina R. était ma journaliste préférée. Dommage qu'elle a changé de principe. En fait c'est perdu d'avance pour ce Hery R.

  • @hajarandrianasolo5910
    @hajarandrianasolo5910 6 ปีที่แล้ว

    d aon zni ny faridranomasina namidin Rajao tam sinoa antsokosoko ? zany ve ny olona tohananao ?

  • @nirinasutter6881
    @nirinasutter6881 6 ปีที่แล้ว +6

    Aza be vava fa hita fa jamba ny taolana grande gueule ts mis ilana azy

    • @solosoamandimbilaza1525
      @solosoamandimbilaza1525 6 ปีที่แล้ว +1

      Mitovy hevitra ihany isika fa tena mpanao gazety izy e! hainy tsara ny manamarina ny diso ary tena jamban'ny vola izy ary mazava mpiray petsapetsa t@ RAJAONARIMAMPIANINA Hery sy ny fitondrana HVM izy

  • @rajaokoto3033
    @rajaokoto3033 6 ปีที่แล้ว +3

    Raha tsy zefa ny Malagasy ka mbola hifidy andrajao !!!
    Efa nahazo milliard tao koa ty onitina.
    Normal be

  • @bezamamarolahyrandriamifid2007
    @bezamamarolahyrandriamifid2007 6 ปีที่แล้ว +4

    mihevitra olona paiso

  • @nomenjandryzandry3889
    @nomenjandryzandry3889 6 ปีที่แล้ว

    Mitapy ty madam ty

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 6 ปีที่แล้ว

    optimiste ! optimiste ! optimiste ! mahay miresaka ianao, fa amin'ny 7 nov no ahitana ny tena marina an!

  • @ranjatohery2731
    @ranjatohery2731 6 ปีที่แล้ว

    Tsisy kosa aloa ny stabilité nandritra ny fitondrana hvm, de inona zany le stabilité mbola hitohizan ny fitondrany ra mbola holany?

  • @ranjatohery2731
    @ranjatohery2731 6 ปีที่แล้ว +1

    aiza ze mivaha eo ny délestage

  • @ramanantoaninalantolanto3614
    @ramanantoaninalantolanto3614 6 ปีที่แล้ว

    ok onitiana

  • @mariomiller2139
    @mariomiller2139 6 ปีที่แล้ว +5

    tss,,miantehitra amn hazoboboka ramato onitiana le

  • @judithyorah2827
    @judithyorah2827 6 ปีที่แล้ว +2

    mba mampiomehy ko Realy, i Hery nametra pialana ono no tena naharesi lahatra azy ary nanekeny ho dir camp

  • @ericrakotonirina7165
    @ericrakotonirina7165 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena mivarotra fanahy mihintsy fa tsy lainga , tsy mba manana pitié @ ireo vahoaka malagasy mahantra Tena mijaly, efa 5 taona ve ianareo no teo ,
    Fa tena vao maika ny vahoaka malagasy mikorosy fahana ,
    Tsy ilay hoe : homme d’état ihany no Tena essentielle , fa ny fandraisana ny bonne décision, hamahana ny insécurité, ny tsy fisin’asa, ny fahantrana mangitsokitsoka sns
    Diso fanatenana tanteraka ny vahoaka malagasy t@io filoha Teo aloa Hery R
    Io .

  • @ranjatohery2731
    @ranjatohery2731 6 ปีที่แล้ว +1

    le enjika be nataonao no tsy zakany ny hvm de zay no niantsoany anao ho ministra

  • @nahnaj3308
    @nahnaj3308 6 ปีที่แล้ว +4

    Avereno izany ilay 3 volana dia foana ny delestage 🤣🤣🤣🤣 3hoy Aho kkkkkkk

  • @tiita6
    @tiita6 6 ปีที่แล้ว

    Nahavita kosa io ramatoa io teo amin'ny fitondrana: Nahavita mariazy, nahavita zaza, sns...ankoatran'izay tsy misy. Nandeha teo ny pesta tsy hita izy, miakatra be ny vidim-piainana tsy heno izy, miakatra ny vidim-bary fa tsy heno izy. Ny frais ity miakatra isam-bolana fa eeeee! tsitako ze ilana an'io

  • @tsitorabe3644
    @tsitorabe3644 6 ปีที่แล้ว

    HVM zany re tsy afaka intsony e!!mapalaelo ity ramatoa ity fa mijapy saovaly maty!tsy ho lany intsony anefa raha tsy oe angala-bato ngah oe!!!

  • @odettelisinirina826
    @odettelisinirina826 6 ปีที่แล้ว +3

    Ravalomanana no hitondra eo..izy no afaka hampandroso marina sy haingana ary maharitra,manana traikefa,fotoana fohy de efa niakatra ny harikarena

    • @15307982
      @15307982 6 ปีที่แล้ว

      Zao fotsiny no tadidio foana ve ny délestage 3 mois après, eny na telo taona taty aoriana? Anjaranao ra malagasy no mamaly azy 😀, vita ve ny lalana vohemar ambilobe? Anjaranao mamaly izy

  • @franklinkevin984
    @franklinkevin984 6 ปีที่แล้ว +1

    Abrahaman Razafy aloha tena tiako mitsy fa izy mahasahy manindritsindrona mitsy lery fa milay e

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 6 ปีที่แล้ว

    Kolikoly rehetra isakarazany, ny tsy maty manota an'ireo mpiara miasa ao fitondrana sy ny kitoato rehetra atao nareo vokatry ny fandriam-pahalemana tsy via fehy satria gaboraraka daholo n'a n'y mpitondra na ny vahoaka tondraina, ny varo-boba ny harena rehetra an-tany sy andranomasina, ny fahantrana akitsoka ny vahoaka malagasy, ny tsy fanajana lalana,
    aiza ary ty resabe mandany jiro ty

  • @xaviermichel9168
    @xaviermichel9168 6 ปีที่แล้ว +1

    tsy HVM ko manaiky ho talen'ny fampielezan^kevitra HVM "HONTE A TOI" TSY TAY FA TAIN'AKOHO. VAVAN'NY MATY ANDRANO. TSY MBA MAHITA ZAH OE FIRY POUR CENT NY SONDAZ'NY OLONA MBA D'ACCORD AMIN'NY INTERVENTION ATAONAO RY MADAMA ONITIANA.

  • @nofyvidot4821
    @nofyvidot4821 6 ปีที่แล้ว

    Ts mahalala menatra enao ramatoa ty aaaaa

  • @lemamahefa8630
    @lemamahefa8630 6 ปีที่แล้ว +2

    kala piplette ty tena vavan adala olona tsy misy ilana azy aiza no tsy ho very ny firenena ka itony no bon arien

  • @kmsizzla2777
    @kmsizzla2777 6 ปีที่แล้ว +2

    BLA BLA BLA ----

  • @noelinerasoarimalala2638
    @noelinerasoarimalala2638 6 ปีที่แล้ว

    Mampalahelo ny firenena satria olona efa tsy mahita ny vahoka madinika,de mbola totofana fona ny tsy mety nataon 'i Rajao,mahay miteny nefa manaratsy ny hafa,mino aho fa vadikeliny ianao,ary tohanany hatrany,ianao,noho izany na inona no lazainao eo momba an-dRajao,de tsy asina sira,mankaleo be,aleo tapahana ity fa tsy te hiheno tsony,

  • @askipmessineymessuarez8943
    @askipmessineymessuarez8943 6 ปีที่แล้ว +1

    Le Be môl ao @ free fm ary no tena loza kouh!...

  • @metyvina5540
    @metyvina5540 6 ปีที่แล้ว

    Mila sehatra manokana ary mahaleo tena iray mamoaka ny vokatra ny fifidiana vonjy maika izay tsy avy amin'ny fitondram-panjakana no iaingana "source" na tsy manana logiciel ary fomba aza.

  • @mparany1
    @mparany1 6 ปีที่แล้ว

    Aoka Zay ry Madame Onitina fa efa enjehiny vahoka ianareo sy Rajao ...Madehana mikarakara ny zazakelinao.

  • @landryandriamampionona8435
    @landryandriamampionona8435 6 ปีที่แล้ว

    Mba Mpanao gazety manampahaizana ihany ianao ONITIANA REALY, fa maninona no manao KAMIKAZE tahaka izao??? Dia tsy maintsy voatery manao SUICIDE POLITIQUE tahaka izao ve, sa jamban'ny VOLA?

  • @franclinernesterakotoniain7522
    @franclinernesterakotoniain7522 6 ปีที่แล้ว

    Goehy afabaraka isika raolona!!!!!! hiandry vina 2030 eto zany isika!!!!

  • @thierryra4353
    @thierryra4353 6 ปีที่แล้ว +1

    Ô RY MALAGASY ! AZA MORA MANADINO !!!
    HAHAHAHAHA
    FONY ONITIANA REALY TAO @ INVITE DE ZOMA !!! NANANTENA DAHOLO NY OLONA MPANARAKA NY FANDAHARANA NA NY TETO AN-TOERANA INDRINDRA NY HAVANA TANY ANDILAMBATO !!!
    RAVORAVO, NITORATORAKA FA NANANA AN'IALAHY ONITIANA !!! HANAO RA TIA FA ALEHO TOHANANA...!!! IO NO NOHEVERINA AHASOLO AN'I TOMPOKOVAVY NADINE ...!!!
    RAVORAVO, FALIFALY NANAO ZAY NANOLORANA NY ANARANY HO MINISTRE. ..!!!
    HAHAHAHAHA
    TAFAPETRAKA NY ANAOVAVY !!!
    HAHAHAHAHA
    FANTATRAREO NY TOHINY. ...
    TOFOKA, LEO LEO LEO MPAMITAKA NY VAHOAKA. ..
    TSY OMBY SEZA NTSONY NY HABEANIREO MPANAO POLITIKA, TOA IZANY KOA NY HARENANIZIREO. ... !!!
    HAHAHAHAHA
    DISO CASTING VE ATOA RAJAOARIMAMPIANINA NIFIDY AZY HO DIRECTEUR DE CAMPAGNE !!! SA EFA HO RENDRIKA NY SAMBO KA ALEO MIARA MATY ETO ZAY TRATRA FARANY T@ HALATRA AVO LENTA. ...!!!
    AZA MAMELONA TARANAKA @ HALATRA VOLAM-BAHOAKA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
    NY OZONA ELA FIDONA FA TSY DISO FOTOANA !!!!!!!!!!!!!!!!!!😂😂😂😂😂😂😭😭😭😭😭😭😭😭😴😴😴😴😴😴😴😴

  • @hemerylefar1920
    @hemerylefar1920 6 ปีที่แล้ว

    Tena tsy tia izao fitondran i Rajao ny tenay fa nahita ity fandaharana ity nisokatra ny maso ary tsy minia tsy mahalala Ary toa marina ny voalazanao Mme, tsara fantatry ny vahoaka malagasy ny tena marina. ary na eto France aza tsy midemissionne zany ny president. Azo lazaina hoe hendry Izy. fa mba atao haingakaingana kosa lony le fampadrosoana e. Mirary soa ary mivavaka ho anareo . Aleo hitohy foana le vatsin' ankohonana. Vive Madagasikara

  • @hemerylefar1920
    @hemerylefar1920 6 ปีที่แล้ว

    bravo Ionitiana lazao tsara le marina fa otran ny odiana tsy hita

  • @ranjatohery2731
    @ranjatohery2731 6 ปีที่แล้ว

    ka aty frantsa tsy nona e na 1 million aza no nidina andalambe tsy nanongapanjakana, tsy mitovy @ gasy nona , ka refa nona de mande ny oe miala rajao

  • @hanitrarazafy7520
    @hanitrarazafy7520 6 ปีที่แล้ว +1

    manana tantine miasa eny am zone ono izy e, aza b resaka oa eeeeeeeeee, fanatique total andrajao le ramatoa

  • @falyrabetsitonta2
    @falyrabetsitonta2 6 ปีที่แล้ว +3

    Mpanao gazety 2 , ny iray lasa politicienne ny iray lasa pasteur, ny sasany lasa charbon de teur!!!

  • @mbilohanitra8392
    @mbilohanitra8392 6 ปีที่แล้ว

    Rajoelina koa mba niala

  • @rivsol1998
    @rivsol1998 5 ปีที่แล้ว

    Tena mba nahafinaritra le invité de Zoma saingy indrisy ry mme onitiana realy fa simbany politika

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +2

    Ony Tiana miditra sy mivoka, hoatra tsy nanao gazety 😁😁😁

  • @ranjatohery2731
    @ranjatohery2731 6 ปีที่แล้ว +1

    Tena mamy ny voninahitra

  • @estephaniamiadantsitohaina8194
    @estephaniamiadantsitohaina8194 6 ปีที่แล้ว +2

    HVM ve izy zao? Raha tsy diso za dia otrany niteny izy oe ts ho HVM mitsy izy ony.

  • @swann6
    @swann6 6 ปีที่แล้ว +1

    MOPERA ABRAHAM ?? NGAAH LASA EVEKA KO LAIAKA TY

  • @mfanilo797
    @mfanilo797 6 ปีที่แล้ว

    Mampihomehy matsiravina miheno anao ramatoa, efa mavesatra collier en or ka tsy mahagaga fiovan kevitra mivarotra tanindrazana

  • @rajaokoto3033
    @rajaokoto3033 6 ปีที่แล้ว +1

    Ampy izay ! Sambo 330 no hampidirina eto amin'ny firenena hitrandraka sy handripaka ny hazandrano Malagasy ny volamena ataon'ny sinoa ampihimamba satry. Rajao sy ny zanany mpiray tsibomba ao!!!!! 😠😠😠😠😠

  • @mbilohanitra8392
    @mbilohanitra8392 6 ปีที่แล้ว

    Tsisy saina mahay miresaka tsssss

  • @williamjohnes6159
    @williamjohnes6159 6 ปีที่แล้ว +1

    Rajao mila olo mahay miresaka tahaka anao io. Nivoatra toko ny vehivavy entre 2013-2014. Na ho diovina aza Rajao de tsy ho vita

  • @joshtianarakotonasandratra9519
    @joshtianarakotonasandratra9519 6 ปีที่แล้ว

    ENJANA ENAO RY MADAMA RAHA VAVA A. MANAOVA ASA SOSIALY BE DE BE....RAHA OLOMARINA

  • @hassanlastucieux2785
    @hassanlastucieux2785 6 ปีที่แล้ว +3

    lasa mopera i abram razafy :)

  • @remisylver5634
    @remisylver5634 6 ปีที่แล้ว

    Tena efa very fanahy ilay madame mampalahelo ary hitodra ny any hakady an'i HVM io io madame io .

  • @lollylolly4
    @lollylolly4 6 ปีที่แล้ว +2

    bla bla bla👎👎

    • @tianajosephralahitiana2211
      @tianajosephralahitiana2211 6 ปีที่แล้ว

      Tena mavo_vava tokoa i anao ity ry be tata_bava sady feo tsy _tehiaino anao ny Malagasy. Anareo tsy lany koa ry HVM !

  • @nirina3646
    @nirina3646 6 ปีที่แล้ว +1

    Bala rora mihitsy ty madama ty manantena mbola ho minisitra koa ve hahahahaha efa fantatra ny toetranao

  • @soablumen1664
    @soablumen1664 6 ปีที่แล้ว

    Ohatry ny hoe défendre l'indéfendable ilay izy madame Onitiana!

  • @benoholavanyfasiribenohola9512
    @benoholavanyfasiribenohola9512 6 ปีที่แล้ว +1

    Na 25 na 13 na 12 Efa ampy izay, Tsia ,Tsia,tsia,Efa samy nampitondrafaisana ny vahoaka malagasy rehetra fa ampy zay aza misisika intsony ,ny olona efa tofoka sy leo,tsy mahazaka ny fahoriana nentinareo mpitondra niaraka t@ 12,13,25........Degage,Degage,Degage ......Na dia izany aza aza manaiky Onintiana Real ATAOVO MIREFOTRA? jerevo fa efa mitsontsorika ny cote de popularité ny MAPAR sy TGV mitsontsorika,leo ny olona na le loko mavo ADALA/ TSISY MANAO INTSONY:miala daholo ny mpanankanto niala Odoiee? dESACTIVER NA DAHOLO NY COMMENTAIRE AO @ RESEAU SOCIAUX manamporofo fa tsy mahazaka Retour de flame ry zareo......hein

  • @rajaokoto3033
    @rajaokoto3033 6 ปีที่แล้ว

    Rehefa mitia andrajao ianao dia omeo azy ny vodinao, fa tsy ny lohan'ny vahoaka no ezahana sasana eto !!!!! Tsy sanana araka izay niheveranareo azy ny vahoaka ka hamarotanareo saka beloha !!!!
    Aiza Vé ka sambo sinoa misa 330 be izao no kasainareo hampidirina eto amin'ny firenena !!!handripaka ny hazandrano !! Aiza zany ny mba hoan'ireo mpanjono Malagasy mba miezaka mamelom-badi-amanjanaka ??? Tsy vitan'izany ny fandefasanareo ireo sinoa mitrandraka illégalement ireo volamena indridra fa ao amin'ny faritra Diana .
    Tena olona tsy mifaditrovana raha izay ianareo ireto.
    Hita mazava tsara mahintsy fa miala bala foana ianao amin'ny ilay fanontanina misesy izay apetrak'i Abraham 😊

  • @fitiavanamandrakizay6235
    @fitiavanamandrakizay6235 6 ปีที่แล้ว

    Hazavao ny momba ireo sambo sinoa 330, sy ilay affaire cariere anjozorobe ry onitiana realy
    Ravalomanana niala koa taminy 2009

  • @nathalieandriamialy2173
    @nathalieandriamialy2173 6 ปีที่แล้ว

    Misy marina ny voalazanao ramatoa vahinin'ny fandaharana manokana, saingy maro dia maro ihany koa ny namboarinao hifanaraka amin'ny toerana misy anao sy ny fotoana tianao hitenenana izay arosonao anay eto an!
    Harahiko maso ianao fa mahaliana sy mahatalanjona !😁😁😁😁

  • @atelierheri5741
    @atelierheri5741 6 ปีที่แล้ว

    Voalohany: Tsy hoe ratsy fanahy akory i Ony fa kosa "tapohany" nahazo seza. Mpanao gazety ianao androany. Mpanao gazety mandrebireby. Omena post ministre de mamadka klôty. Iny tokoa fa roboka. Fehiny: tsisy ethique. Faharoa: ny HVM ange tsy hoe tsy tian'ny olona e fa kosa "tsy nahavita ninoninona". deja ny HVM tsy n'existe, i Rajao quasiment inconu devant tout le monde fa hoe raha tia andRajoelina ianao de io fidiana. Tsisy adala akory eo ka olona nahavita zavatra nefa ankahalaina. Tonga any antranony ianao misakafo de gaga hoe atody no loaka. Nga moa ratsy ny atody sa tokony hoe vorona sôsy satria "tapohany" nefa sakafo hariva no hoanina ? sa inona no tian i Ony lazaina ? Tsy midika koa fa miloaka atody ianao de mitovy aminy vahoaka satria ny mampikaikaika ny vahoaka tsy ny loaka atody fa ny isan'ny atody atao loaka. Atody 1 zaraina olona 5. mianaka. Bref , ianao nahazo seza dia nanary lamba iny eo ihany, fa ny tena manafitohina ny maro dia ianao lasa miaro tena sy miaro fanjakana satria nahazo seza. Maninona raha mangina fotsiny ny vava , ze seza fandalovana io. Ny olona ange kôpy e, tsy voatery mi se justifie be ohatran'io.

  • @leroyvalery376
    @leroyvalery376 6 ปีที่แล้ว +6

    Tsy olon dratsy Rajao fa tsy olona afaka hitondra firenena

    • @itokisanasolofo3610
      @itokisanasolofo3610 6 ปีที่แล้ว +1

      Olona kanosa resim-bady i Rajaonarimampianina, tahaka an-dRajoelina ihany. Basin'ariary fito.

    • @wallakadj4036
      @wallakadj4036 6 ปีที่แล้ว +1

      hahaha! latsaka mits ah fa misaotra anao, tena gaga amn vintan`ny Malagasy aho fa d mahita fatipatin`ol fanary am zoridira toa an`dry Rjao reny no mba hatao filoha. Zao ndray le fozalahy kely io no hobihobiana etsy sy eroa sy atahorana mafy ho lany!! Tena vitandratsy!!

    • @rasoanirina1267
      @rasoanirina1267 6 ปีที่แล้ว

      Tsy voafehiny ireo vehivaviny ka manjary mamono azy,
      Dia mbola nampiany an' ity vondraka be ity indray ve?
      VONJEO!!!

  • @Mahalahatsy1
    @Mahalahatsy1 6 ปีที่แล้ว

    tena very lalana e

  • @davidajaona
    @davidajaona 6 ปีที่แล้ว

    OR = mangalà honon-draha anao, firy olo manao "j'aime" de firy ny "je n'aime pas" ?

  • @ranjatohery2731
    @ranjatohery2731 6 ปีที่แล้ว

    adino ny fandriampahalemana ra mila firy taona no andaminana farafaharatsiny mba otran ny Ta lohan ny 2009

  • @anicetrakotozafy7090
    @anicetrakotozafy7090 6 ปีที่แล้ว

    intéligente be le ramato io.. Ary marina mihintsy hoe try maharaka ny democratie ny fianaran sy ny fahalalana misy any madagasikara

  • @nambsran8884
    @nambsran8884 6 ปีที่แล้ว

    cette dame c'est la plus grande deception!voavidy vola tanteraka!je zappe fa makaleo be ny mihaino azy