Pst Tahina Rahandrifenosoa mivady, 5 taona tao @ FJKM Ebenezera Manaratsandry

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 17 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 99

  • @hantasoaminoarivelonandria6229
    @hantasoaminoarivelonandria6229 3 หลายเดือนก่อน +1

    Misaotra betsaka nizara tompoko.
    Ndry ! Mahafinaritra ny mahita an'i pasitera sy ramatoa vadiny.
    Andray e ilay hira nanaraka teny... hay ve toy izany no niantsoan'Andriamanitra an'i pasitera Tahina.
    Mankasitraka indrindra anareo tompoko. Maromaroa ny hanaraka ny dianareo 🙏🏾
    Mahafaly ery ireto tanora maro samy nilaza ny zavatra voarainy.
    🥰 Kristiana tanora nahazo fitaizana tsara, sarobidy, ho olom-banona 🙏🏾🇲🇬 Mahavelom-panantenana.
    Isaorana ny Tompo lehibe ny zavatra rehetra, tsapa fa maneho ny voninahitr'Andriamanitra.
    Mirary ny fahasoavan'i Jesoa ho @ pasitera sy ny ankohonany mandrakariva.

  • @juliettenalys5992
    @juliettenalys5992 22 วันที่ผ่านมา

    Deraina ny Tompo
    Mankasitraka indrindra Pasteur
    Ny Tompo anie homba anao sy ny ankohonanao 🙏🙏🙏

  • @ravakaratsikiniony4765
    @ravakaratsikiniony4765 2 ปีที่แล้ว +1

    Maniry ny mba hamintinana ilay fomba fitorin-teny nampianarin'i Pr Emilien Razafiarison. Misaotra Pr Tahina.

  • @Rado-2q2
    @Rado-2q2 3 หลายเดือนก่อน

    Mirary soa Pasteur ah, ho tahin'i JESOA Dia mafinaritra indrindra raha tonga amin'ny toerana filohan'ny FJKM ihany koa ianao !😊

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 2 ปีที่แล้ว +1

    Jesosy Tompo hitantana anareo mivady sy ny taranakareo. Hita fa tena faly ny mponina ao Benezera tanananareo ! 👍👍👍💜💜

  • @rahelisoamampiononadanie1338
    @rahelisoamampiononadanie1338 2 ปีที่แล้ว

    DERAINA NY TOMPO! Mankasitra Pasteur!homban' Andriamanitra hatrany!

  • @nicolasrazafimandimby8301
    @nicolasrazafimandimby8301 ปีที่แล้ว +1

    Tena otran oe tonga de zah no marary fo💔 sy mitomany vo miala ianareo mivady, 😭 rah zah no tao@ toerana,

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 2 ปีที่แล้ว

    Miarahaba anao pastera! Ary jesosy tompo anie anome hery sy tanjaka hoanao atrany !ary tena misotra indrindra fa tena nanokatra ny foko sy ilay fanahiko izay osaosa tato anatiko fa ankehitriny kosa de efa volona niaraka t@jesosy Christy izany🙏🙏❤mankasitraka pastera

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 3 ปีที่แล้ว

    Jesosy anie no homba sy hiaro anareo hatrany Pasteur Tahina mivady hahatonga anareo ho tonga tena lehibe sy mahery ary hahataona ondry maro hifampitantana ho any an danitra !hotahiana hatrany anie ianareo !Amen!

  • @litchianahfaravavy3987
    @litchianahfaravavy3987 4 ปีที่แล้ว +3

    Tena mahfinaritra be lay fitondranao Fiangonana Pst Tahina tahiny Jesosy anao sy ny ankohonananaw 🙏❤

  • @andrianoaninja5567
    @andrianoaninja5567 3 ปีที่แล้ว

    Deraina Jesosy! mampahery anao zahay rahalahy a! amin'ny asan' ANDRIAMANITRA

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahereza hatrany Pasteur mivady. Ho tahiani Tompo mandrakariva. Zah manokana dia tena resy lahatra amin ny toriteny rehetra omenao.

  • @アンドリアシトラカ
    @アンドリアシトラカ 9 หลายเดือนก่อน +1

    🛐🛐🛐🛐🙏❤

  • @faniekely
    @faniekely ปีที่แล้ว

    Ny fitiavanao mizara! tena hoe pao-tsatroka Pst! sans retenue! Mitomboa @fahasoavana foana Pst!

  • @razakarijaonahantanirina4652
    @razakarijaonahantanirina4652 4 ปีที่แล้ว +2

    Ho tehirizin'i Jesosy hatrany anie ny hafanam-ponareo mivady. Izaho Pasitera tena resy lahatra ary mitondra am-bavaka ny zanak'Andriamanitra rehetra nasiany tombo-kase tamin'ny Fanahy Masina mba ho samy voatahiry ao amin'i Jesosy isika, fa indrindra MBA TENA MIFANKATIA, HO EKIPA IRAY MPIARA MAMORY NY FANAHY VERY HIBEBAKA ARY TSY HIFANINANA NA HIFAMPIALONA FA TENA HO TENA IRAY MIFAMENO SATRIA MANDRAFITRA NY MOMBAN'NY TENAN'I KRISTY ISIKA.

  • @SitrakaRandriamanamiarizo-z1z
    @SitrakaRandriamanamiarizo-z1z 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy misy kisendrasendra Marina ao @ Tompo. Mahafinaritra ny tantaranareo Pasteur

  • @BCRANDRIANIMANANA
    @BCRANDRIANIMANANA 8 หลายเดือนก่อน

    Mahafinaritra Pasitera. Misaotra indrindra, ny Tompo homba anao hatrany. Mirary soa ho anao sy ny ankohonanao.🙏🙏🙏🙏🙏

  • @olidaharisoafelaniainaraza9952
    @olidaharisoafelaniainaraza9952 4 ปีที่แล้ว

    DERAINA NY TOMPO. Mankasitra ry Pasteur Tahina. Mitomboa hatrany ka Mahereza ao amin'ny TOMPO. AMEN☺

  • @razafindrakotoaina
    @razafindrakotoaina 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka,mahefà be @ asan Tompo pasteur

  • @georginaratolonjanahary4052
    @georginaratolonjanahary4052 3 ปีที่แล้ว

    Tena mahafinaritra reportage pasteur Tahiana, ambarao jesosy soa Alléluia

  • @aimerandriamalazamanana420
    @aimerandriamalazamanana420 2 ปีที่แล้ว

    fafy miarahaba anao Pästeur , misaotra amin'ity video ity mba halain'ny rehatra tahaka indriondra ho an'ireo Pasteur eto @FJKM dia miorary soa ho anao mahefa be amin'ny asan'ni Tompo

  • @veroravololona3999
    @veroravololona3999 2 ปีที่แล้ว

    Tsara fa tohizo Pasteur

  • @appskwt829
    @appskwt829 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka @ vitanao rehetra pasitera fa tena mahafaly ny soa vitanao Andriamanitra manakarem- pahasoavana anie hamaly fitia ho anao sy ny ankohonanao . Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra amen

  • @olivabodoharisoa4016
    @olivabodoharisoa4016 3 ปีที่แล้ว

    voninahitra ho an'Andriamanitra. tena nandona be ny foko ity fijoroana vavolombelona ity. Homba anareo mivady hatrany anie Andriamanitra amin'ny asa mbola hitarihany anareo.

  • @theresinesylvia9503
    @theresinesylvia9503 3 ปีที่แล้ว

    Ndryyyy,hita taratra b le fahatsorana na d ts d fantatro loatra aza iz fa juste nitady fanazavana momba n fifadikanina ah d sendra Azy ary Tonga d nisy kasika tsapako.Mahavitab@asan Tompo Pasitera.

  • @reinholdoberhettinger306
    @reinholdoberhettinger306 4 ปีที่แล้ว +2

    Vao naheno NY torotenini Pasteur tahina Dia natsiaro Ani Pasteur emmilien razafiarison. Tena tsara mpandimby izy fa misaotra an Andriamanitra lehibe

    • @micheloudoul9444
      @micheloudoul9444 3 ปีที่แล้ว

      Tena marina, nandimby an'i pasteur emilien mihitsy izy

  • @ikalalonjo
    @ikalalonjo ปีที่แล้ว

    ndriiiii, tavela nihaino/nijery ity horonantsary ity hatramin'ny farany aho fa ohatran'ny tiako ho fantatra bebe kokoa ilay "Pst Tahina" satria olona milamindamina, mipetrapetraka fiteny (posé hoy ny frantsay), tsotra anatin'ny fahatanorany, izay no tandriko tanatin'ny adiny 3 kely nahitako azy tamin'ny alahady 12 febroary 2003 lasa teo iny, tamin'ny fandalovany teto Roma.
    Mahafinaritra.

  • @heryandriamadiozafy1084
    @heryandriamadiozafy1084 4 ปีที่แล้ว

    MIRARISOA ho Anao Pasteur fa dia nomen'Atra fanomezam-pahasoavana Ianao.Mahefà .be @ asan'ny Tompo e!

  • @HiraKatolikaMalagasy
    @HiraKatolikaMalagasy 3 ปีที่แล้ว +3

    Tena voajeriko hatramin'ny farany ity video ity na dia efa alina aza ny andro, mankasitraka indrindra Pasteur, Mirary soa ho anao sy ho an'ny fianakavianao

    • @dominiqueratefy4317
      @dominiqueratefy4317 3 ปีที่แล้ว +2

      Izaho koa , mahagaga fa tena mahafinaritra , mampianatra !!!

    • @rianar5191
      @rianar5191 3 ปีที่แล้ว +1

      Izaho koa dia tena ohatranareo. Efa alimbe tokoa vao vita kanefa feno ny fo nijery azy !

  • @dinarakotomalala9047
    @dinarakotomalala9047 ปีที่แล้ว

    Tena variana aho Pasitera mahita ny asanao tanaty fotoana fohy tany Manaratsandry. Tanterakao tokoa ny finoana arahana asa, fitoriana miampy asa sosialy maro, sahaninao ny mahaolona iray manontolo ny ondrin'Andriamanitra, saina - vatana - fanahy. Mirary soa hatrany ho anao sy ny ankohonanao.

  • @rindraramasondrano1637
    @rindraramasondrano1637 3 ปีที่แล้ว

    Mirary ny soa rehetra ho anao sy ny vady amanjanakao Pasitera!Mahereza fona am asan Tompo

  • @Lilikeky
    @Lilikeky 4 ปีที่แล้ว +1

    Mahereza Pasteur ! Ho tahian'iJesoa anie ny tokantranonao ary iroborobo ani ny asa rehetra!

  • @todisoazoerahariharitranja8263
    @todisoazoerahariharitranja8263 3 ปีที่แล้ว

    Voninahitra ho an Jesosy. Mahereza ary mahefa be am asan'ny Tompo. Ny Tompo homba anareo hahatanteraka ny fitoriana sy ny fihazakazahana. ThJ

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 3 ปีที่แล้ว

    Homba anao anie ny Tompo pasteur 🙏🙏🙏🙏

  • @faralalainalai4566
    @faralalainalai4566 2 ปีที่แล้ว

    Fiadanana Pasteur mianakavy

  • @samueljerome7927
    @samueljerome7927 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ny fijoroana s'y ny fampianarana tsara pasteur jesosy kristy tompo anie no homba sy hitantana anareo mianakavy. Ary misaotra koa amini' fizaranao ilay fampianarana izay atolotrao isanandro fa tena mampahery ahy ilay fampianarana izay atolotrao .que dieu vous bénis.

  • @zydita
    @zydita 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena mahafinaritra fa izay ity video ity vao hitako. Mirary soa indrindra

  • @andrytianamanantsoa6596
    @andrytianamanantsoa6596 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra amin'ny fizarana ohatra izao Pastera Tahiana, mamporisika anay hatrany ny hanao ny asan'Andriamanitra mandritra ny fiainana, mba ho voninahiny hatrany.

  • @mamitianarandriamahazo5623
    @mamitianarandriamahazo5623 4 ปีที่แล้ว +1

    Mirary soa ho anao sy ny ankohonanao ! Miorena tsara mandrakariva , mahareta aminy.asan i Tompo ,mitomboa aminy fahasoavana .

  • @saholyandria3277
    @saholyandria3277 4 ปีที่แล้ว

    Mirary soa hatrany Pasteur. Tompo homba anareo mianakavy

  • @rasoa82
    @rasoa82 3 ปีที่แล้ว

    Zao vo hitako ity video ity tena mafinaritra mahefa be @ asa ny tompo e ary voninahitra d ho an'Andriamanitra irery ihany Amen

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 ปีที่แล้ว

    Tena mafinaritra ny fitondranw fiangonana .
    Mahareta hatramin'ny farany Pasteur d homba anao sy ny an'kohonanao Andriamnitra ary hanome hery anw hamitanao ny asany .

  • @anjomakely
    @anjomakely ปีที่แล้ว

    Dia ahoana zao ny tohin'ny tantara Pasitera, aiza nareo zao? Mbola hiverina any Mcar ve .Ndriii..raha lasa filohan fjkm tokoa ianao de ho lasa benezera ny fiangonana fjkm rehetra any Mcar.

  • @sahondraclairerandriamanan8438
    @sahondraclairerandriamanan8438 4 ปีที่แล้ว

    Mirary soa ho anareo mivady sy ny zanakareo ary mirary anareo tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy eny amin'ny rahon'ny lanitra. Misaotra anareo @ fanekena ny Antso na dia mbola tanora dia tanora aza ianareo

  • @rakotoarisonolgarachelloui5156
    @rakotoarisonolgarachelloui5156 ปีที่แล้ว

    Hombàn'Andriamanitra hatrany anie ianao & ankohonanao @Asa Fitoriana ny Filazantsara,izay efa Nifidianan'I Tompo anao. Raha misy Dera, raha misy Laza. Ary raha misy Voninahitra dia ho an'Andriamanitra Irery Ihany anie izany.

  • @sahondraravet2479
    @sahondraravet2479 4 ปีที่แล้ว +3

    Miarahaba Pasteur ! Jesosy Tompo ilay naniraka anao anie homba sy hiaro anao mandrakariva amn asa fitorina ataonao,
    donc avy aty Manarantsadry zany enao no mandefa ireo torin teny sy fampianarana ao amn TH-cam reo !? Misaotra an' Andriamanitra lehibe niantso anao, fa tena mananatra sy manova , fohy sady mazava,mora raisina, ny fampianarana sy ny tori teny omenao, mahereza dridra tompoko ! misaotra Jesosy !

  • @rasolofosonezekiela7483
    @rasolofosonezekiela7483 6 ปีที่แล้ว +2

    Mirary soa ho anao sy ny fianakavianao Pasitera, amin'ny asa fanompoana izay efa niantsoan'ny Tompo ho anao

  • @fpmmziona9081
    @fpmmziona9081 5 ปีที่แล้ว +3

    Tsara tokoa ny fanetrenan-tenanao Pasitera. Mahereza amin'ny Asan'ny Tompo.

    • @nalamenamasoandro5317
      @nalamenamasoandro5317 4 ปีที่แล้ว

      0ôôôôôôôôôôoôôôôôôôôôoôooôôôôôôôôôôôôôôoôôôôooôôôôô

  • @nomenaseheno2647
    @nomenaseheno2647 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra Pasitera fa tena olon'Andriamanitra tokoa ianao,izaho manokana dia anisany resilahatra amin'ny fampianarana rehetra ataonao ato amin'ity tambajotra ity,irariana ny mba hitohizan'izany hatrany fa tena ilaiko amin'ny maha Kristiana ahy,mahereza sy mahatanjaha Pasitera,homba anao sy ny ankohonanao anie Jesoa Kristy zanak'Andriamanitra mahery

  • @-_-marco-_-1131
    @-_-marco-_-1131 4 ปีที่แล้ว

    ni Tompo ane hiombanao si ni akohonanao Amen

  • @faratina5458
    @faratina5458 2 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra sady mahavelombolo

  • @YlanLouisette
    @YlanLouisette 9 หลายเดือนก่อน

    Ho an'Atra irery ihany ny voninahitra

  • @sabrinaraharison538
    @sabrinaraharison538 3 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo mankasitraka Pasteur

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy5133 2 ปีที่แล้ว

    Misaina amin'ny vody

  • @Joshn645
    @Joshn645 5 ปีที่แล้ว +5

    Incredible!

    • @rianalafelantsoaandonirind5198
      @rianalafelantsoaandonirind5198 4 ปีที่แล้ว

      Demandez à Dieu d'abord de vous guérir de votre intolérance au lait spirituel pour pouvoir manger le pain de vie et servir Dieu. Dieu lui même vous rendra crédible

    • @tsitsikyrenissoa6302
      @tsitsikyrenissoa6302 3 ปีที่แล้ว

      LE ANTRIAMANITRA ALOHA DIA MIANGATRA eh ! Be lohatra le MAHANTRA

    • @jesosykristyireryihany7849
      @jesosykristyireryihany7849 3 ปีที่แล้ว +1

      @@tsitsikyrenissoa6302 aza miteny anizany , fa tsika olombelo ihany no mampahantra antsika" n'y pitondra fanjakana" Tia tena. Tahiny Tompo lalandava🙏

  • @tsitsikyrenissoa6302
    @tsitsikyrenissoa6302 3 ปีที่แล้ว

    Ary RAHA TSY manome rakitra intsony NY VAHOAKA dia mbola Musy foana ve ANDRIAMANITRA?

  • @James-gq6of
    @James-gq6of 10 หลายเดือนก่อน

    Efa 5 taona lasa no namoahanao io vidéo io Pasitera ary tsy haiko no misy anareo izao. Ny tenako dia anisany mpanaraka ireo fampianarana izay ataonao : fohy nefa feno torohevitra sy fananarana. Tamin'ny taona 1978 no nandalovako roa andro tao amin'io tanàna Manaratsandry io. Niasa fa membre ny commission domaniale ny tenako ary telolahy izahay fa zaho kosa no zandriny indrindra satria 29 ans tamin'izay. Nisy zandaro izay sendra niaradia taminay tamin'ny sambo avy teny Marovoy no niresaka taminay fa ny tanora ao Manaratsandry dia maro maditra: tia milalao fanafody ratsy, mpamosavy ary mpifoka zava-mahadomelina koa. Ny alina voalohany natorianay telolahy tao dia efa voasedra sahady ny tenako fa tsy nahita tory mandraparain'ny andro. Misy manindrona ny vatako: amin'ny kibo, tratra, tanana, fe sy lamosina, nefa conscient tsara ny tenako amin'izany. Nivavaka mafy niantso an'i Jesosy Tompo ny tenako tamin'izay hiady amin'ilay fanahy ratsy dia nitsahatra ilay izy. Reko tao amin'ny efitra ilany bandy kely telolahy izay nikakaka nihomehy (mety zanaky ny tompontrano nampiantrano anay angamba ireo) sady niteny hoe: "mba mivavaka hono izy". Tonga saina aho fa hay izy ireo no milalao ahy. Notantaraiko tamin'ireo namako izay efa zokinjokiny ihany ny zava-niseho fa tsy nisy zavatra henon'izy roalahy izany. Tantara niseho tamiko izany ary dia faly aho mijery lay vidéo nao Pasitera fa nampiova fo ny tanora tokoa ny fiasànao nitandrina taoamin'io tanàna io. Mampahery anareo mivady hatrany ny tenako hamita izay iraka hampanaovin'ny Tompo anareo n'aiza n'aiza izany.

  • @floretteminosoa2297
    @floretteminosoa2297 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka anao Pasitera ary malehova mahalasana amizay atao rehetra .
    Homba anao Jesosy

  • @macdonaldeulalie187
    @macdonaldeulalie187 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra pasteur fa nahalina ne ny tantara mpiainanareo ny Tompo hanome Henry atrany ny tenako dia manaraka ny fandahara misaotra tompoko

  • @rianar5191
    @rianar5191 3 ปีที่แล้ว

    Hotahian'Andriamanitra lalandava anie ianao sy ny ankohonanao Pasitera. Homeny hery sy fahasalamana ary indrindra fankatoavana Azy hatrany anie ianareo mivady @ izao asa lehibe nankininy aminareo izao. Misaotra anareo mivady. Misaotra an'Andriamanitra lehibe.

  • @samsungsamsung5632
    @samsungsamsung5632 4 ปีที่แล้ว

    Amen merci pasteur 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @tsitsikyrenissoa6302
    @tsitsikyrenissoa6302 3 ปีที่แล้ว

    DIA AHOANA NY FOMBA ISAFIDIAN'NY ANDRIAMANITRA IREO OLONA, IREO VAHOAKA MAHANTRA BE ERAN -TANA ( Madagascar, .....)

    • @theresinesylvia9503
      @theresinesylvia9503 3 ปีที่แล้ว +1

      Ra zah enao ANDRIAMANITRA mihintsy anontanina fa sahirantsaina b enao nefa Izy afaka manome valiny mahafapo Anao Tsara

  • @rakotomalalafanomezantsoa3425
    @rakotomalalafanomezantsoa3425 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka, tens misy lesona maro azo tsoahina. Mahereza amin ny adan ny Tompo.

  • @soaandria3475
    @soaandria3475 11 หลายเดือนก่อน

    Mba omeo nmro téléphone azfdy tompoko

  • @soaandria3475
    @soaandria3475 11 หลายเดือนก่อน

    Nmero fone azfady tompoko

  • @soaandrianarimanana6884
    @soaandrianarimanana6884 3 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo, isaorana ny anarany. Mankahery anareo mianakavy kely!

  • @martinahharis1294
    @martinahharis1294 3 ปีที่แล้ว

    NY BAIBOLY MITENY HOE ANDANA TORIHO NY FILAZANTSARA HO RENY IZAO TONTOLO IZAO , SAMBATRA IZAY MANOME NY MANDRAY , MIVAVA IN 5 ISANDRO FA TENA MAMALY ANDRIAMANITRA ARY MINO ANY JESOSY HO TOMPO FA ZAY MINO NO FONJENA

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 4 ปีที่แล้ว

    mirary soa pastera an mahefa be aminy asan ny Tompo

  • @litchianahfaravavy3987
    @litchianahfaravavy3987 4 ปีที่แล้ว +2

    Itako fa tena mahay mitoriteny i Pstr fa tena mahery be ny arapanahiko rehefa manarak vidéo nw mirary soa Pst mavitao be @ asany tompo 🙏

  • @zaraminamahamodo5575
    @zaraminamahamodo5575 4 ปีที่แล้ว

    Tahin'y tompo ry pasteur za kosa manana fanotanina Kely mampagitigitikana pasteur Kristianina ve mefona ve deux novembre olona mamangy fasana ve tena mampijaly sainako zay zavatra zey

  • @patriciabezandry1904
    @patriciabezandry1904 4 ปีที่แล้ว

    Aiza moa no misy FJKM Ebenezera Manaratsandry ? Faritra

  • @exinianastasieexini5289
    @exinianastasieexini5289 4 ปีที่แล้ว

    Mafinaritra be mirary soa hatrany

  • @faratina5458
    @faratina5458 2 ปีที่แล้ว

    Tena latsaka ny ranomasoko marina

  • @blanceric1095
    @blanceric1095 4 ปีที่แล้ว

    misaotra indrindra nareo mivady pasitera; ary misaotra @sakafo panahy atolotrao misaotra tompoko mahefa be@ asany tompo

  • @alexrodilson4448
    @alexrodilson4448 5 ปีที่แล้ว +2

    mankasitra eeeee

  • @harimalalasoderdahl7253
    @harimalalasoderdahl7253 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena marina mihitsy ireo tenenin’ireo olona tarihinao ireo Pasitera, fa na Izaho aza vao nahita anao nitory tao @ FB dia tena resy lahatra ary tsy nijanona mihitsy aho ny nihaino ireo video nataonao raha tsy henoko daholo.
    T@ity confinement ity no nahafantarako ny fandaharana Marka16:15. Hoan’Andriamanitra irery anie ny voninahitra.

  • @harimalalasoderdahl7253
    @harimalalasoderdahl7253 4 ปีที่แล้ว

    Mba azonao lazaina ve Inona no lohatenin’ilay boky nosoratanao Pastera?

  • @priscilllarakoto9117
    @priscilllarakoto9117 4 ปีที่แล้ว

    Manaratsandry Marovoay ve Tompoko

    • @priscilllarakoto9117
      @priscilllarakoto9117 4 ปีที่แล้ว

      hay Manaratsandry Marovoay tokoa, toerana efa fandehananay, nivarotra no nataonay tany. Manahoana ny fianaran'ny ankizy pasitera. Mirary soa pasitera

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 4 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ilay reportage sady mampitombo ny finoana.

  • @tianaratsimbason6188
    @tianaratsimbason6188 4 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra raha y fitondranao n'y fiangonana s'y n'y fiasanao. Enga Anie MBA ho maro n'y pasteur fjkm toa anao Ka tsy n'y fiangonana fjkm iany no handroso fa i Madagascar

  • @jeanineranivomamonjy3088
    @jeanineranivomamonjy3088 4 ปีที่แล้ว

    Izaho dia sady tsy mahafantatra na mbola nanatrika ny fotoana zay notarihiny saingy ny fahitako sy ny fanarahako ity tantarany t@ ty TH-cam ty dia mirary soa ho azy mivady hahefany be hatrany satria ny tsapako raha nanaraka ity dia tena olona voahosotra tokoa pasteur Tahiana.
    Mahereza sy mahatanjaha fa homba anareo ny Tompo. Tsara ny Tompo ary mahalala sy mahafantatra zay mahasoa ny tsirairay.
    Mahereza tompoko .

  • @tsitsikyrenissoa6302
    @tsitsikyrenissoa6302 3 ปีที่แล้ว

    MIANGATRA VE ANDRAIMANITRA?

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux6614 4 ปีที่แล้ว +1

    Amen jesus 🙏

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina692 4 ปีที่แล้ว

    Nga mo tsy mipetraka aty Europe pasteur?

    • @moniquelabelle5348
      @moniquelabelle5348 3 ปีที่แล้ว

      Tsy hay hoe any Madagascar ve sa Europe no mipetraka Pasteur, tsy mba lazainy ny taonany sy ny momba azy.

  • @misarandria1103
    @misarandria1103 4 ปีที่แล้ว

    Mirary soa ho an’i pasitera mivady sy ny zanany

  • @moniquelabelle5348
    @moniquelabelle5348 4 ปีที่แล้ว

    Maninona raha lazaina ny taonanareo mivady sa mahamenatra ve

  • @SitrakaRandriamanamiarizo-z1z
    @SitrakaRandriamanamiarizo-z1z 3 หลายเดือนก่อน

    Tsy misy kisendrasendra Marina ao @ Tompo. Mahafinaritra ny tantaranareo Pasteur