Any Amparany any - Kerobima Ankatso

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
  • Maro ny milaza azy ho Kristy na solon'i Kristy ankehitriny.
    Hoy indrindra ny Tompo:
    "Fa maro no ho avy amin’ ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany." (Mat.24:5)
    Dia hoy ny Antokompihira Kerobima aminao ao amin'ny hirany hoe:
    "Mitandrema nareo, tsy ho voafitake, tsy no ho voafandrike
    Mitandrema soa nareo eh, Jesosy magnafatse!!!"
    Fa, "ANY AMPARANY AGNY"
    Agny amparany agny, agny amparany agny, hoy Jesosy Tompo hoy Jesosy Tompo
    Ho maro ireo ho avy ka handay gnagnarako, hoy Jesosy Tompo
    Hamitaky anareo hoy Jesosy Tompo, hamandrika anareo hoy Jesosy Tompo
    Mitandrema nareo, tsy ho voafitake, tsy no ho voafandrike
    Mitandrema soa nareo eh, Jesosy magnafatse
    Tanjaho gny finoa , ka miovaova nareo
    Fantaronareo ty soa, ka miovaova longo
    Jesosy Tompo mivola, tany toy ho rava tsy ela
    Tsy tavandray sasy gneto, fahavalo reo romotse
    Album Vol.3
    Sary Concert Fianarantsoa 2008/ Concert Mahamasina Tanà 2015

ความคิดเห็น • 6