Vao naheno ny feonkiran'ti tantara ti aho d "i Velo" no tonga tato antsaiko voalohany. Tsara ian ku ti tantara ti ka. Misaotra s mankasitraka indrindra nizara o.❤🥰
Misaotra nizara o!Ny mpanakarena matetika d tsy te hampanambady ny zanany olona sahirana.Lesona foana moa matetika no tsohaha amin’itony tantara itony ankoatry ny maha fialamboly azy
Mbola vao hihaino.. coucou daoly mpankafy rehetra ❤🙋
K'aiza k'aiza aa
Misaotra nizara e.tena tiko loatra ny mihaino ny feon ireo mpanao tantara indrindra fa mioty❤
Wow tsara be le tantara
Vao naheno ny feonkiran'ti tantara ti aho d "i Velo" no tonga tato antsaiko voalohany. Tsara ian ku ti tantara ti ka. Misaotra s mankasitraka indrindra nizara o.❤🥰
Tsara be zn tantara zn ka mankasitraka ny mpilalao sy mpanoratra ee ❤❤❤❤
Efa nandalo teto ity tantara ity, mbola ho lavalava hiany, izy ty raha tsara ny tadidiko,
Salama aby, mankasitraka tompoko ô miaotra nizara ❤️❤️
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋♀️
Tsara be 😊
Mankasitraka ❤
Vao hihaino 🎧🇲🇬😍🇱🇧❤️
Mankasitraka fona nizara afapobe❤❤❤❤
Mankasitrak tompoko merci nizara 😢❤
Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤❤
Tena tsara ilay tantara !!!! Misaotra indrindra ê !
Tsara bé,tsy Andry tsony n'y tohiny🙏🙏
Tsara be e?
tsara lay tantara ho anzay mbola tsy nihaino, misy tohiny
Mankasitraka nizara oo!!
Sao Mila atao tantara ko ny fiainana izay nodiaviko 😢❤
Misaotr eee ❤️❤️
Misaotra betsaka nizar de miandry Tohiny oooh ❤❤❤🥰🥰🙏🙏
Misaotra tompo ko de sady mankasitrak , nareo mpanoratra & mpilalao rehetra merc ! beuacoup
aleo oe henona an!🇲🇬🎧📻
Misaotra nizara o!Ny mpanakarena matetika d tsy te hampanambady ny zanany olona sahirana.Lesona foana moa matetika no tsohaha amin’itony tantara itony ankoatry ny maha fialamboly azy
Mankasitraka ô
Misaotra nizara!!
Coucou Gasy Rakoto toa fa tsy misy tantara be intsony
Misaotra ô
Miandry tohiny ndray e 😊
Makasitraka indrindra tompoko❤😊
Tsara be fa miandry ny tohiny ô
Ry Mioty ko zany dia mapme 😅 ahoana ary no itantarainy sy ahaizany an’izany tantara izany raha tsy izy ilay zaza 🙃🤣
Cc mis miandry n tohiny
Mankasitraka
Maika hiheno ny tohiny
Za sur fa ilay rafatrondoza io ny namono ny Ray aman-dren'i Fetra
Merci beaucoup nizara ❤
❤❤❤
❤❤❤❤🎉
Miandry tohany tompkou
@ herinandro ny tohiny @ radio RDB isakiny @ 1 ora atoandro
❤❤❤❤❤🎉🎉