Salam o! Azafady re a, tsy aritro tsy hiteny ty: mpanaraka tantara aho f de miaky anao re a, tena tia tantara enao! Hitako foana oe manaraka tantara! Misaotra @ mpanoratr sy ny mpialalao ary ny mpampita tantara e! Mirary soa!
Mère porteuse zany tsy mbola zakan sain'ny gasy satria olon ' ny fo be sady tia tena sahy mivadika fanekena,Aleo miditra ilay karamaina sous contrat toy ny an vazaha
Misaotra indrindra nizara o vohalohany enona tsara bé merci beaucoup
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray e kkkkk ( 😍😍😍😍❤❤❤❤❤
Misaotra betsaka fa tena tsara, mankasitraka e 🙏
Tsara be ilay tantara
Misaotra betsaka ô🇲🇬❤❤
Salam o! Azafady re a, tsy aritro tsy hiteny ty: mpanaraka tantara aho f de miaky anao re a, tena tia tantara enao! Hitako foana oe manaraka tantara! Misaotra @ mpanoratr sy ny mpialalao ary ny mpampita tantara e! Mirary soa!
Makasitraka nizara o 🤩
Merci bcp @ Gasy Rakoto 🙏🙏😘😘😘❤❤❤
🎄🎄🎄🎄🎄
Ummm sarotr ai hitondra zanakolo hafa
Aiza koa moa ny zaza ankibony afa azo afindra? Tsiaro nisy zany..... fa rah natao fecondation en vitre izy aveo afindra ankibo hekeko.... fa na dia zany aza tsara lay tantara
🙏🙏🙏
Mankasitraka indrindra ô
Misaotra nizara tompoko
Merci 😊
Eny o
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Za loa aza misy vintana hintondrako zanakolona
Mère porteuse zany tsy mbola zakan sain'ny gasy satria olon ' ny fo be sady tia tena sahy mivadika fanekena,Aleo miditra ilay karamaina sous contrat toy ny an vazaha
Misaotra hatrany nizara re tompoko oh
Taraiky zany
Rdv mahazatra isan’andro io an!
Ok chef 😂😝
Mankasitraka tompoko
👍
Christin
Paris kosa tsisy ranomasina e🤣🤣
Aty ampita andafidranomasina hoy izy(izany hoe andafin-dranomasin'ny madagasikara). Fa tsy hoe Paris misy ranomasina
@@ntsoavina henoy tsara fa miteny le bandy ray hoe handao handende any amoron-dranomasina 😁
@@ntsoavina azoko ny atao hoe amoron-dranomasina ka 👍👍fa mila concentré tsara ianao dia maheno any le teneniny
🤣🤣🤣🤣🤣
Samy manana fihenony avy e ,
Disodiso kely tsy maha mort ki koa
Miarahb anao Gasy Rakoto ary miarahb an mpankafy rhtr d vao hanomboka hiaino k d mankasitraka anao lalandv@ fizarana d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa ndrindra mankasitraka an RDB ! Afapo tanterk zahay mpankafy rhtr@ tantara vokarinareo tsara b daolo ny tantara sady efa matihanina daolo nareo mpilalao rhtr sady manga feo daolo
Iza ary no tsara sy mila tiavina o!
1- olona tsara tarehy, fa ratsy fanahy sa ?
2- olona ratsy tarehy fa tsara fanahy.?
Valio mitantana avy hatrany.