Le clip vidéo de "Kyokushin kai" Madagascar.

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 ส.ค. 2024
  • Malagasy
    Fanazaran-tena amin'ny hay ady karaté Kyokushin.
    Nanao Karaté Kyokushin nandritra ny herintaona sy tapany aho nanomboka tamin'ny faha-16 hatramin'ny faha-18 taonako. Ny tanjoko tamin'izany dia ny hiditra ao anatin'ny Légion étrangère frantsay rehefa vita ny fianarako teny amin'ny lysea ary tia hatanjaka kokoa aho hahavitako izany.
    Mafy tokoa ny fanazaran-tena ary nahatsapa naharary mihintsy aza. Nefa rehefa tafiditra tao amin'ny Légion aho dia nahavita nihatrika ny dimy taona voalohany izay mafy indrindra na ara-tsaina io na ara-batana. Izany dia noho ny fahazakana maharary sy ny fifehezan-tena voaraiko tamin'ny fanaovana Karaté Kyokushin.
    Raha atao ny kajy dia 17 taona sy tapany izany no vitako tao amin'ny Légion étrangère. Ary anisan'ny tsy nahazahoako ratra mafy nandritra io fotoana io ny fananako vintana, anefa mino kosa aho fa ny hakingana azoko tao anatin'ny taranja Kyokushin dia nanampy betsaka ahy.
    Ankehitriny, rehefa nanatrika fanazaran-tena amin'ny hay ady Karaté Kyokushin aho dia tia hiverina indray. Hanomboka hikotrana indray 28 aty aoriana, aleo atao tsikelikely mba tsy haratra.
    Français
    Entraînement de karaté Kyokushin.
    J'ai pratiqué le karaté Kyokushin pendant environ un an et demi, de mes 16 à 18 ans. Mon objectif était d'entrer dans la Légion étrangère française après le lycée et je voulais me renforcer avant d'y arriver.
    L'entraînement était parfois rigoureux et douloureux. Cependant ,après mon engagement à la Légion, j'ai pu surmonter les cinq premières années les plus éprouvantes physiquement et mentalement. Ceci grâce à la résistance à la douleur et à la discipline que j'avais développée en pratiquant le karaté Kyokushin.
    Au total, j'ai servi 17 ans et demi dans la Légion étrangère. Le fait que je n'aie pas subi de blessures graves pendant mon service est, en partie, dû à la chance mais je pense que la flexibilité corporelle acquise grâce à l'entraînement de Kyokushin y a également beaucoup contribué.
    Maintenant, en regardant un entraînement de karaté Kyokushin, j'ai ressenti l'envie de m'y remettre. Recommencer l'entraînement après 28 ans, je vais y aller doucement pour éviter les blessures.
    English
    Kyokushin Karate Training
    I practiced Kyokushin Karate for about a year and a half, from the ages of 16 to 18. My goal was to join the French Foreign Legion after high school, and I wanted to strengthen myself before getting there.
    The training was sometimes rigorous and painful. However, after joining the Legion, I was able to overcome the first five years, which were the most physically and mentally challenging. This was thanks to the pain resistance and discipline I had developed by practicing Kyokushin Karate.
    In total, I served 17 and a half years in the Foreign Legion. The fact that I did not suffer any serious injuries during my service was partly due to luck, but I believe that the body flexibility acquired through Kyokushin training also contributed greatly.
    Now, watching a Kyokushin Karate training session, I felt the urge to get back into it. Restarting training after 28 years, I will take it slowly to avoid injuries.

ความคิดเห็น •