Tsanta - Dizina Anao (PAROLE) Asa inona Loatra no nahazo ahy (Tsy aiko) Lovelove sa Fitia taitaitra ihany Fa vao nandalo nahita ny Hatsaranao aho dia Babo Tsy nandray Aho na Iray Vera Fa vao naita ny tsikinao aho dia mamo Mamo ny hamaminao Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao Mety hakafoka foana oa mandava-taona Ena ilay masoandro mitondra hazavana Donan-kafo mamay mitondra hafanana Fa ra akaikinao za tsy mety mamanala Dia za hijanona hifikitra satria eo no mahatamana anah Ref:Fa Dizina anao oa ny foko Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko Ka na dia mamay , mamay Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e ! Love aminao , amin'ny hatsaranao , amin'ny hakantonao , amin'ny toetranao , Mambabo ahy (*2) Tsy ho raraiko izay any Za te ho tompo-toerana Aleo za no hiditra de kozio izy hoe miàlà any mbay Tany! Fa ilay fonao hoe misy Haka Tsy hoe everyday na hoe night , Yeah Fa Forevaka be foana mandramaty Ndao moa mba hiaraka dia tsy atao hitany T'inquiète ho fenoiko ny banga tsy vitany Zao tsika no anomboka mbola tsy tara Fa ra enao no ho anah dia ho sorotatsika milay be ny tantara , milay be ny tantara , milay be ny tantara Fa na mafy ny ady Dia za mbola hiady Tairo raiso ilay Love Fa aza avela andalo Fa te ho tompondaka ny fonao Dia aza idina fa aleo za no itoetra ao Ref:Fa Dizina anao oa ny foko Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko Ka na dia mamay , mamay Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e ! Love aminao , amin'ny hatsaranao , amin'ny hakantonao , amin'ny toetranao , Mambabo ahy (*2) Mamo ny hamaminao Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao Mety hakafoka foana oa mandava-taona .
Nataondriii nilay ny tantara 😍❤🔥🎵
Noble be le parole sy le son, miaraka tsara
🤘🤙
Super❤❤❤❤❤❤❤❤💕💕💕💕💕♥️♥️♥️♥️♥️mafinaritra
My favorite ❤
🇧🇮🇧🇮
J'adore Tsanta tu es très belle
Super son !! 😇😇
Oh yeah
Mlay akie an 💯 ❤❤❤
Malaélo anao ao ka tsy azoko. Atao
Je aime trop
Lundi 8 janvier 2024 8:37 pm
Tsara be❤
Tsanta - Dizina Anao (PAROLE)
Asa inona Loatra no nahazo ahy (Tsy aiko)
Lovelove sa Fitia taitaitra ihany
Fa vao nandalo nahita ny Hatsaranao aho dia Babo
Tsy nandray Aho na Iray Vera
Fa vao naita ny tsikinao aho dia mamo
Mamo ny hamaminao
Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao
Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao
Mety hakafoka foana oa mandava-taona
Ena ilay masoandro mitondra hazavana
Donan-kafo mamay mitondra hafanana
Fa ra akaikinao za tsy mety mamanala
Dia za hijanona hifikitra satria eo no mahatamana anah
Ref:Fa Dizina anao oa ny foko
Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko
Ka na dia mamay , mamay
Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e !
Love aminao , amin'ny hatsaranao , amin'ny hakantonao , amin'ny toetranao , Mambabo ahy (*2)
Tsy ho raraiko izay any
Za te ho tompo-toerana
Aleo za no hiditra de kozio izy hoe miàlà any mbay Tany!
Fa ilay fonao hoe misy Haka
Tsy hoe everyday na hoe night , Yeah
Fa Forevaka be foana mandramaty
Ndao moa mba hiaraka dia tsy atao hitany
T'inquiète ho fenoiko ny banga tsy vitany
Zao tsika no anomboka mbola tsy tara
Fa ra enao no ho anah dia ho sorotatsika milay be ny tantara , milay be ny tantara , milay be ny tantara
Fa na mafy ny ady
Dia za mbola hiady
Tairo raiso ilay Love
Fa aza avela andalo
Fa te ho tompondaka ny fonao
Dia aza idina fa aleo za no itoetra ao
Ref:Fa Dizina anao oa ny foko
Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko
Ka na dia mamay , mamay
Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e !
Love aminao , amin'ny hatsaranao , amin'ny hakantonao , amin'ny toetranao , Mambabo ahy (*2)
Mamo ny hamaminao
Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao
Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao
Mety hakafoka foana oa mandava-taona .
❤❤
Reveko ❤
Mampatsiaro ilay prime love tamin izany. Mafinaritra e
Ie. Mafinaritra
I have no idea what she is saying but she is my future wife
Thank you for appreciating new Malagasy Music. Come visit us my Austronesian Brother. Greetings from Antananarivo
♥️♥️🥰🥰
😊
Tsara b fa mba mangatak parol azfd.
Kanto
J aime trop
❤❤