Tena mampalahelo tanteraka. Nanomboka teo mihitsy ny fahapotehina nahazo ity tany ity, maro anefa no mihevitra fa ny nahazoana ny finoana kristiana no fandresena ho an'ny malagasy, ny antony tsy mahalàla tantara ny maro anisa ka mihinan-kena tsy fantatra anarana.
Teo no nanomboka ny fanapotehana ny Hasina, ny fomba, ny fady sy ny tanindrazana. Io Mpanjaka io no mpamadika voalohany ary nanota fady. Io fivavahana kristianina io no nanimba an'i Madagasikara ary mbola foana isika izao.
Two aminy no nanomboka ny fahapotehina any Madagascar izay mbola lovaintsika atramzao. Otran oe une Belle histoire le tantara nefany d io panjaka io no nanomboka nanapotika antsika
50% an commentaire mankasitra toa ahy . 50% an commentaire manakiana. Isika malagasy tsy miady amam paty. Ka na tsara na ratsy ny vitany , dia zay no tantara vita. Anjarantsika izao sy ianao no manatsara an iti firenan tsika iti.
Misaotra nisy Mpanjaka Ranavalona 2 🥰
Tena mampalahelo tanteraka. Nanomboka teo mihitsy ny fahapotehina nahazo ity tany ity, maro anefa no mihevitra fa ny nahazoana ny finoana kristiana no fandresena ho an'ny malagasy, ny antony tsy mahalàla tantara ny maro anisa ka mihinan-kena tsy fantatra anarana.
Teo no nanomboka ny fanapotehana ny Hasina, ny fomba, ny fady sy ny tanindrazana.
Io Mpanjaka io no mpamadika voalohany ary nanota fady.
Io fivavahana kristianina io no nanimba an'i Madagasikara ary mbola foana isika izao.
Misaotra n'y Mpanjaka Ranavalona 2 noho n'y nitarihany n'y vahoaka hivavaka ❤💐
Tena potika firenena tsika zao atraminy nampidirana fivavana kristiana😢😢😢
Tena tsy azoko marina...😢
Nanomboka teo dia rodana ny maha malagasy ny malagasy, simba tanteraka ny taranaka gasy.
Neniko♥️
Two aminy no nanomboka ny fahapotehina any Madagascar izay mbola lovaintsika atramzao. Otran oe une Belle histoire le tantara nefany d io panjaka io no nanomboka nanapotika antsika
Indrisy
otran mpajaka tsy dia lalintsaina
Marina izany
Indrisy ry gasy fahiny fa simba ianao ity ankehitriny
Tena marina 😢
Voninahitra ho an' Androamanitra irery ihany.
Fa Eza zareo o Maty?
Iza kay mihira sy ny lohateny Ilay hira feo lafika azafady ?
Ny zava dehibe Dia n'y mivavaka ami *ANDRIAMANITRA" (*DIEU ÉTERNEL*) AMEN' 🙏
Fa aiza no tohiny no toa tapaka be amin farany ilay izy ? :D
Victoire’s Rasoamanarivo
50% an commentaire mankasitra toa ahy . 50% an commentaire manakiana. Isika malagasy tsy miady amam paty. Ka na tsara na ratsy ny vitany , dia zay no tantara vita. Anjarantsika izao sy ianao no manatsara an iti firenan tsika iti.
Et la chute vertigineuse du Pays, la religion continue a gangrené Madagascar.