JOHAN BLOUTS - FITIA NAMPIRAY (Clip officiel)
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 19 ก.ย. 2024
- 🎶❤️JOHAN BLOUTS - FITIA NAMPIRAY (CLIP OFFICIEL 2k24).🎶❤️
« Raha misy manome fifaliana isan’andro…❤️🎶
Betsaka ianareo no niandry fa atolotro am-pitiavana be tompoko!🫶🏻❤️
Réal: Sergio Mickael
Chœur : Sandhy
Lien TH-cam :
Prod by: Prodige Records
Lien Tiktok : vm.tiktok.com/...
Guitariste : Fitiavana Bagasy
Figurants : Francky et Erica
Mankasitraka indrindra dia zarazarao raha tianao!🫶🏻
#Hiramalagasy #love #2024
Lyrics : Johan Blouts - Fitia nampiray.❤️🎶
Raha misy manome , fifaliana isan’andro
Tsy haiko ny tsy hatsiaro f’enao mira masoandro
Masoandro manazava , mahataratra ny anaty
Reveko enao anilako ho eo foana mandramaty
Raiso ny tanako dia ‘ndao handeha (x2)
Ho mirana lava na ho rehefa miaraka am’isé e ! (x2)
Raha sendra solafaka na ho hatsangano eh! (x2)
Tsiodrivom-pitiavana io ry malala e eh!
Refrain :
Fa fitiano nampiray , dia miaina fatratra!
Handresy ny andro maloka sy ny orambaratra
Avenir milay , no efa hita taratra
Hanasitrana anao aho , raha toa maratra
Fa ny Tompo no nanome
Dia hifaliko anie , raozy ny tanana lay nikolo nanabe
Tontolon’ny hamamiana , ka misaotra anao aho eh!
Hanidina sy handroso isika , hanakadavitra eh!
Raiso ny tanako dia ‘ndao handeha…
Refrain…(x2)
Fa ny Tompo no nanome , dia hifaliako anie…❤️🙏🎶
Zarazarao ary!❤️🫶🏻
toujours aussi fière de toi Johan😍🥰 style tairo foana 🤩
Tiko lotra❤❤❤❤❤❤
Tout simplement bravo, 👏👏👏. Merci 🇫🇷🇫🇷🇫🇷🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬, on attendait avec impatience. Ça sera le son lors des repas en famille.
Merci infiniment , ça fait plaisir❤️
Tsara foana 🥰🥰🥰🥰
❤️❤️❤️
Tiko be ❤❤
GG lesy🎉
❤️❤️
Tairo fôna😻
❤️❤️
Marina zany e! TAIRO FÔNA RY RETO AH.
Tairo fôna😋
❤️❤️
tsara 🥰🥰🥰😍
🔥🔥🔥
Milay e❤❤❤
Mlay lesy, asio lyrics raha poinss ato amn comm
Milay eee
Merci ❤❤❤❤❤
❤️ ♥️❣️🥺
✨✨
Mlay e
Mickaya ty zanaky Liantsoa
Lyrics: th-cam.com/video/-fa7tuvxFik/w-d-xo.htmlsi=FV5esEe9Ky_VAjyD
❤️❤️
Mamy foana❤❤❤
❤❤
super si non miandry feat miaraka @tanjona andrianarivelo
milay lesy😍
mankasitraka rangaah ❤️🎧😍
Tsara loatra🥰😍
❤️