TONGA SOA - ANIES K. [CLIP OFFICIEL]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ธ.ค. 2024
  • Ny omaliko, ilay fantatrao loatra e!
    Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
    Ny androaniko, maniry hivoatra e!
    Raha toa ka Sitrakao mba anjakao...
    Iny tonga Ianao, nietry miotra ahy
    Moa ho aiko ho tahafina izay Nataonao
    Ilay foko ao, maniry aim-panahy
    Raha toa ka Sitrakao mba anjakao...
    Tonga soa Ianao e, ao anatiko ao
    Na mbola tranon'omby aza no misy ao
    Afoiko ho Anao e, izay rehetra ao
    Iriko ny ho tonga lapanao...
    Tonga soa soa Ianao Ray...
    Manjakà ao anatiko ao...
    Afoiko ho Anao izay rehetra ao...
    Mba ho lapanao...

ความคิดเห็น •