- 22
- 35 299
Falina Jarich Ranaivozandry
เข้าร่วมเมื่อ 26 ส.ค. 2012
FINOAGNA TANO -TSIARO [LYRICS OFFICIEL]
Vao mandraigny dia efa ady foagna no ataova ao an-tsaigny
Rehefa dify igny masôva miomana koa hiatriky ny amaraigny
Na tsy ho môra, anaô mandroso no ilaigny
Ka na ho mafy, tsy atao mafonja ny taraigny...
Iaraha-mahalala fa tsy maintsy latsa-dignitry anaô
Koa mbola misy fofon'aigny
Haiko fa, ny mitanondrika tsy fahotagna
Nefa koa, asiagna fetra io dia azo ialagna
Olombelogno anaô, ny tagny (tomany) indraindray tsy hay raragna
Fa ataovy ambony fogna lôha, ny lagnitry zahagna
Asondrôty hondrinao ny Fô ovagna...
Ny Finoagna tana, tano ay!
Dia ho tsapanaô ou hou!
Hifaharo foagna ny finoagna e!
Dia ho regninao Izy, magnarigny anaô
Ny manan'aigny tsy vôly misy raha mampitaraigny
Mandrosoa foagna, tano ny finoagna asaNy ankifaigny
Ny velon'aigny tsy maintsy misy raha mandrera-tsaigny
F'Izy tsy handao hainy raha ianao hiraNy hiraigny
TSIARO MAI 2023
A/C: Faliana Jarich R.
Rehefa dify igny masôva miomana koa hiatriky ny amaraigny
Na tsy ho môra, anaô mandroso no ilaigny
Ka na ho mafy, tsy atao mafonja ny taraigny...
Iaraha-mahalala fa tsy maintsy latsa-dignitry anaô
Koa mbola misy fofon'aigny
Haiko fa, ny mitanondrika tsy fahotagna
Nefa koa, asiagna fetra io dia azo ialagna
Olombelogno anaô, ny tagny (tomany) indraindray tsy hay raragna
Fa ataovy ambony fogna lôha, ny lagnitry zahagna
Asondrôty hondrinao ny Fô ovagna...
Ny Finoagna tana, tano ay!
Dia ho tsapanaô ou hou!
Hifaharo foagna ny finoagna e!
Dia ho regninao Izy, magnarigny anaô
Ny manan'aigny tsy vôly misy raha mampitaraigny
Mandrosoa foagna, tano ny finoagna asaNy ankifaigny
Ny velon'aigny tsy maintsy misy raha mandrera-tsaigny
F'Izy tsy handao hainy raha ianao hiraNy hiraigny
TSIARO MAI 2023
A/C: Faliana Jarich R.
มุมมอง: 447
วีดีโอ
5 MINITRA SEKOLY ALAHADY - MARCELIO feat. MANITRA - [LYRICS OFFICIEL]
มุมมอง 534ปีที่แล้ว
Indray andro hono rankizy naniraka Anjely ny Tompo Mba hanangona ‘izay vavaka asandrantsika mpanompo Ka ny iray nataony hiandraikitra ny vavaka fisaorana Fa ny iray kosa dia vavaka fangatahana o ou o o Indray andro hono rankizy naniraka Anjely ny Tompo Mba hanangona ireny vavaka asandrantsika mpanompo Ka ny iray niandraikitra ny vavaka fisaorana o ! Fa ny iray kosa, izay niavosa dia vavaka fang...
TONGA SOA - ANIES K. [CLIP OFFICIEL]
มุมมอง 207ปีที่แล้ว
Ny omaliko, ilay fantatrao loatra e! Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao Ny androaniko, maniry hivoatra e! Raha toa ka Sitrakao mba anjakao... Iny tonga Ianao, nietry miotra ahy Moa ho aiko ho tahafina izay Nataonao Ilay foko ao, maniry aim-panahy Raha toa ka Sitrakao mba anjakao... Tonga soa Ianao e, ao anatiko ao Na mbola tranon'omby aza no misy ao Afoiko ho Anao e, izay rehetra ao Iriko ny ...
EKEO FOANA - MARCELIO - [OFFICIAL CLIP]
มุมมอง 263ปีที่แล้ว
Manolo mazàna ‘lay hafaliana teo ny ranomaso Tianao mba hitoetra izy, ny handeha no mahamaika azy, tsy hay atao andraso Ny tsy irina sy mitondra fiafiana, no teraka toa vina Izay kinasa sy nokajina ny hoe to tsy hay rahoviana Rahoviana vao mba ho to izay iriana Moa ho hain’izaho sy ianao ny hamaly izany Manaiky no ahy sy anao izay ny tany Ekeo foana, ekeo foana aloha e ! Izay arindrany ho anao ...
MISAOTRA ANAO - MIALY RAKOTOMAMONJY feat. TSIARO - LYRICS OFFICIEL
มุมมอง 8422 ปีที่แล้ว
MISAOTRA ANAO - MIALY RAKOTOMAMONJY feat. TSIARO - LYRICS OFFICIEL
MANATRIKA IANAO - TAMBY ONONY [LYRICS OFFICEL]
มุมมอง 1312 ปีที่แล้ว
1-Ireto ravina toa mando avokoa Ne tsy hita izay orana teo Sendra aizina ko aho teo anoloako Indro tampoka teo, nisy volana nitaratra ahy Moramora, nanazava ahy teny foana ihany Toy ilay ora, miodina eny toy ny tany Ref-Na tsy hitan’ny masoko aza Dia tsapako fa miasa Miambina ahy, miahy ahy Ianao Na dia tsy tazako ko Reko hatrany eo anilako eo Miaro ahy manatrika Ianao Na tsy hitako aza Dia tsa...
MAHARAVO - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
มุมมอง 2K2 ปีที่แล้ว
Raha hitady maharavo fo, dia ao Aminy ao ihany...
TSY ANIO IHANY - MARCELIO [CLIP OFISIALY]
มุมมอง 7343 ปีที่แล้ว
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany...
MISY IZY - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
มุมมอง 3.7K3 ปีที่แล้ว
Ho gaga ve ianao raha tsy mahazo nefa tsy mangataka e?
RY TSY MAHAFOY - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
มุมมอง 1.6K4 ปีที่แล้ว
RY TSY MAHAFOY - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
TSY HATREO - TSIARO feat. TSIANDRY (OFISIALY LYRICS)
มุมมอง 1.4K4 ปีที่แล้ว
TSY HATREO - TSIARO feat. TSIANDRY (OFISIALY LYRICS)
TSY VITAKO - JAW'S BAND / COVER BY IDEALISOA & NAMBININTSOA
มุมมอง 9K4 ปีที่แล้ว
TSY VITAKO - JAW'S BAND / COVER BY IDEALISOA & NAMBININTSOA
NY MAHA ANAO AHY - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
มุมมอง 3.8K4 ปีที่แล้ว
NY MAHA ANAO AHY - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
MANKASITRAKA ANAO - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
มุมมอง 3K4 ปีที่แล้ว
MANKASITRAKA ANAO - TSIARO [CLIP OFFICIEL]
Tsara be from Norway
Tohizo hatrany fa tena tsara
Good vibes 🎧🎶😇 mankasitraka
Tsara fa tohizy😍
Manenika ahy ny fahasoavanao🙏 mitomboa talenta
nomaa less e
Tena tiako noho ilay version original
Tena tsara kah aleotsika roa ihany Jesoa a
Iza ilay izy?
JESOSY kristy tompo
JESOSY KRISTY TOMPO
Mankasitraka, tena tsara ❤❤❤
Milay e, Tahian'Andriamanitra nareo tohizo hatrany fiderana
Tiko le nanaovanareo azy aaa mafinaritra eee
Bravo! Masaka ara-poto kevitra. Mahafehy ny fomba fihirana ary tsara feo ianareo roa. Ny mpitendry koa mahay. Vokany: tsara noho ny “originale” raha ny fihainoko azy. Tohizo
Mankasitraka Tsiaro Tsara be Mihintsy ny Hira a
Mankasitraka indrindra Tsiaro a
Tsara be! :) Tohizo hatrany.
Tsara be okay toerana sy ilay hira
Ts ita tsar le parole. Mafinaritra eee !
Tena tsara be mitsy
Tohizo, tohizo ny hira masina zandry e! Mendrika ho Azy ny fiderana
Merci zandry a! Tohizo ny fiderana fa tena tsara e!
Tena tsara be
Tsara be :)
Mankasitraka tsiaro 😍
Tena tsara be 🌷tohizo fa manantalenta be nareo 2 😍😍
Tsy vitako fa aleo tsika roa ihany jesoa 🙏❤️ mafinaritra e
Misaotra e
Makasitraka fa tsara be lc zandriii annn !!!
Ngaha se tsy Nihira fa Maninona
Io nanao commentaires voalohany dia i zandrinay farany
Mpiramianatra amin'ny zokinay any aminy LMA
Misaotra mahafinaritra be !!!! ;)
Enao no ankasitrahana