NY ATY AMINAY 'AKADINONDRISAKAY' DU 04 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 ก.ย. 2021
  • NY ATY AMINAY 'AKADINONDRISAKAY' DU 04 SEPTEMBRE 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 7

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 3 หลายเดือนก่อน

    Midadasika i Madagasikara.Mankasitraka @ ny fanazavana ny tantara e!

  • @adamsraliarinosy7713
    @adamsraliarinosy7713 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitrakatra an TV Plus nampahafantatra ny any aminay

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 2 ปีที่แล้ว

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @AmaliH1
    @AmaliH1 2 ปีที่แล้ว

    Mba te-hahalala sao mba misy afaka mamintina ny tantara ,hoe tamin'ny taona firy no nahatongavan'ny créole teto, ary inona no nandefasana azy tao amin'ny faritra ? Dia oviana zareo no noroahin'ny fitondrana Malagasy ? Misaotra mialoha.

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 2 ปีที่แล้ว

    Tena mahalina sady mahafinaritra ilay tanana fa tokony mba jerevany tompon andraikitra haingana ny fanaovana ny tetezana io fa mijaly ny olona hitsoboka anaty rano be otranizao foana zany Tena enjana

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 ปีที่แล้ว

    Mba tiko hohita io tanana io henoko taminy taona 1968 nimpetraka taony zokiko misaotra betsaka tompoko nizara

  • @jean-clauderandriamiary6887
    @jean-clauderandriamiary6887 2 ปีที่แล้ว

    Tena tsara ny aminareo izany
    Tsara alaina tahaka