Jonathan sy Mirana VODIONDRY 28 Septambra 2017

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ต.ค. 2024
  • vidéo nalaina ny alakamisy 28 septambra 2017, teny Andohan'i Mandroseza. Nanaraka tsara ny maha-malagasy ny malagasy ao anatin'ny hoe fanambadiana izay misy dingana telo mazava: 1. Fanateram-bodiondry any amin'ny ray amandrenin'ilay zazavay; 2. Soratra eo anatrehan'ny tany, fiaraha-monina sy fanjakana; 3. Fanamasinana any am-piangonana.
    Ny dingana voalohany ity voarakitra ato anatin'ity vidéo ity, izay nataon'i Jonathan Ando sy ny ray aman-dreniny

ความคิดเห็น •