Andry Rajoelina JIRAMA Olana sy Vahaolana TVM 30 septambra 2024

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ต.ค. 2024
  • Antananarivo, TVM 30 Septambra 2024. JIRO SY RANO MALAGASY - JIRAMA. Ireto fanambarana ireo no voatahirin'ny Tantaram-pirenena malagasy.
    Ny resak'adalan'ireo baikon'ny fankahalana manozona ny taranany hatrany dia ho levona toa sira hanakenda azy mianakavy, satria tokana sy iray ihany ny Fahamarinana. Koa samia mihaino tsara raha mbola Malagasy mipetraka sy monina eto Madagasikara.
    Tsy misy fahagagana atao akory. Ireo ny olana nisy sy misy. Fa ao koa ny vahaolana atolotry ny Filoham-pirenena, Andry Rajoelina. Miankina amin'ireo tompon'andraikitra nomena andraikitra ny tafavoahana aingana amin'izao olana be mianjady amin''ny vahoaka malagasy izao. Ary tokony tsy misy hindra-fo mihitsy.
    Jeannot Ramambazafy

ความคิดเห็น •