DISCOURS DE ANDRY NIRINA RAJOELINA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 139

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 5 ปีที่แล้ว +6

    VOLA SY POUVOIR IO KOA MIOMANA NY VALIN- KITSAKA RY MPIVARO- TENA ISANY OOO HO ETIN' VOLA HO AIZA ANEFA E ETO AN- TANY IHANY , TSY HO LASA LAVITRA ANIE E!

    • @favydozy3268
      @favydozy3268 5 ปีที่แล้ว +1

      ka ilay vola sy pouvoir anié tsy an zareo nifidy azy é, zay no tsy takatrizareo ???

  • @miarofitahiana9204
    @miarofitahiana9204 5 ปีที่แล้ว +6

    Misy fetrany ny Zavatra rehetra e.Dia misy androny.(*izay ihany no hafatra e)

  • @pierreetiennepaulette3608
    @pierreetiennepaulette3608 5 ปีที่แล้ว +4

    Le cni s'y hcc reto no fosotry retra n'a zany aza tena tsy menatra mintsy ,de tsy nisy requête n'a ray aza noraisina tena mamenatra ,le résultat avy any cni navokany hcc

  • @pounietah4030
    @pounietah4030 5 ปีที่แล้ว +1

    miandry ny karamanao zany zahay an! hozaraina isa-paritany ,haleloia! Amen!

  • @rakotonirainylalamampionon6874
    @rakotonirainylalamampionon6874 5 ปีที่แล้ว +4

    Malahelo an Gasikara aho vao mahit anao! Hotsarain tantara eo hianao! mbola tanora ianao k tandremo sao hosimba kariera dien zao!

  • @patrickralisonrakotoarinia2345
    @patrickralisonrakotoarinia2345 5 ปีที่แล้ว +20

    Tsy maro an'i sa fa 2500000/20.000000,azafady donc tsy légitime. Fa aleo tsy asiana fanampiny fa samy miandry n'y vokany eto izany !!!

    • @molkejabaly1394
      @molkejabaly1394 5 ปีที่แล้ว +2

      Firy kosa ny vato azon i dadevo lapont legitime ?
      Efa nanaiky dia niteny hoe tena falibe mintsy aho
      Veloma lava é
      Zandrikely zao no rôle

    • @patrickralisonrakotoarinia2345
      @patrickralisonrakotoarinia2345 5 ปีที่แล้ว

      Zany ve aminao no atao hoe légitime ????? Mba grave zany légitimité nareo zany !!!!

    • @brunorakotoarisoa6073
      @brunorakotoarisoa6073 5 ปีที่แล้ว

      Mahagaga aho ny fisainanao, Betsaka ny vato azon'ny filoha vaovao ary na andriamatoa Marc Ravalomanana ary niarahaba azy ary tsy nampiditra fitarainana akory izy fa nisy alatra iny fifidianana iny kanefa enao indray no milaza fa tsy légitime iny fifidianana iny. Ahoana no tokony hitsarako anao, misaina ara dalana ve enao? sa fitiavana ny tia hiteny?

    • @patrickralisonrakotoarinia2345
      @patrickralisonrakotoarinia2345 5 ปีที่แล้ว

      @@brunorakotoarisoa6073 mbola tsy niteny anao za hoe misaina ianao sa tsy misaina heritrereto ny havoaka ny vava vao miteny ,averiko eto indray fa na nanaiky aza ny roa tonta dia tsy légitime io satria tsy ny maro anisa no nifidy ary surtout halatra no nametrahanareo azy teo ./.ny marina tsy maintsy hivoaka eny foana fa aza gaga./.

    • @brunorakotoarisoa6073
      @brunorakotoarisoa6073 5 ปีที่แล้ว

      @@patrickralisonrakotoarinia2345Rahefa miteny izany enao hoe : misy haletra ai dia izay no tena izy eh. Miala tsiny aho fa BORNÉ no
      filazako an izany.

  • @ckimfanahramiaranarivo2049
    @ckimfanahramiaranarivo2049 5 ปีที่แล้ว +6

    Mbola maro no minono tolakena omeny la frantsa hatram izao. Dia samia responsable tenany ny tsirairay.

  • @rossanalytaheraly5893
    @rossanalytaheraly5893 4 ปีที่แล้ว +1

    Mes respects à mon président de mon pays de naissance Madagascar.Vous avez fait un bon Discours à mes frères et soeurs Malgache. Je souhaite que les paroles suivraient l'acte car notre peuples Malgache souffrent beaucoup. Je prie à Dieu que le nouveau président jeune et beau apaisera la souffrance de tous la population de Madagascar. Et, à vôtre charmante, magnifique épouse qui la première Dame de Madagascar Salamatoko.Vive au Président de la république démocratique de Madagascar...Taheraly Rossanaly de France.

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 15 วันที่ผ่านมา

      Et t'inquiète pas mais ils vont souffrir ++++ les peuples malgache tant qu'il est encore président🤑🤣😂

  • @decroixabeline6887
    @decroixabeline6887 5 ปีที่แล้ว

    Un grand Bravo à notre nouveau Président Malgache!! Bon Courage pour la suite! Il y a du boulot !

  • @ionyevans7873
    @ionyevans7873 5 ปีที่แล้ว +4

    Ny vahoakanao ihany no mihaino izany fa TSY ny vahoaka Malagasy manontolo araly ny fiheverinao

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE 5 ปีที่แล้ว

    Avy ao amin’ny eritreritra no hiantombohan’izay rehetra hianan’i olona tsirairay iasan’andro aman’alina mandritra ny tontolo hianany, ary koa avy amin’ny toetsaina .
    Ny olona tsirairay izay velona eto ambony tany dia tokony haka saina tsara isamaraina izy misokatra maso vao mifoha amin’ny torimasony manapetraka fanontaniana hoe :
    Inona no heritreretiko amin’izao fotoana , inona no fikasako sy tanjoko androany , fa n’inoninona ny heritreretin’i sain’i olona tsirairay dia amin’izay heritreretiny no hifandraisan’i sainy .
    Ary ny heritretra dia endrika tahaka ny endrika rehetra izay namboarin’i fototra , foiben’izay rehetra endrika misy sy hita maso na ny tsy hita maso manerana an’izao tontolo izao , ary ny heritreritra dia endrika velona ihany koa tahaka ny zavamanan’aina rehetra eran’izao tontolo izao .
    Ka halaivo antsaina andro aman’alina izay heritreretina raha vao mifoha isamaraina fa ny saina mamorona, nanamboatra endrika mandritra ny tontolo hiainany , ka ireo heritreritra izay noforoniny , izay namboariny ireo dia lasa endrika , voamboatra endrika , ary ireo endrika voaforona na voamboatra ireo ( heritreritra madio na maloto ) izany dia ho tsy maintsy ho tanteraka eo amin’ny fiainan’ilay saina / olona endrika , dia izy ihany no hiaina ireo eritreriny ireo , ireo endrika izay noforony na hoe namboariny izay miandroka manodidina ny tenany andro aman’alina.
    Fotoana sy ny rafitry n’ny fiainan’ilay olona namorona, nanamboatra ireo endrika ireo no maha ela ny tsy hi tanterahan’ireo endrika izay noforoniny ireo eo amin’ny fiainany .
    Miandry ampilaminana sy amin’ny fotoana maharitra ireo heritreritra ireo dia tsy maintsy mipoitra foana eo amin’ny fiainan’izay namorona azy ireo , na tian’olombelona na tsy tia n’olombelona , na hekeny na tsy hekeny ihany koa izany .
    Ny heritreritra dia manondrotra ny fiainan’i piarabelona ary ny heritreritra ihany koa no mampidina ny piarabelona.
    Ny lafin’i fiainan’olombelona tsirairay dia ny MITOMBINA ,
    ary ny FIRINDRAN’I FIAINAN’OLOMBELONA tsirairay dia :
    ny RAFITRY ny ENDRIKA izay noforony na namboariny avy amin’ny alalan’ny heritreritra .
    Ny rafitry ny endrikin’i heritreritra no :
    ny * NAFAFY * fa ny fahantanterahan’izay niheritreretina no * JINJA * .
    Ary tsy ny olonkafa no mijinja an’izay nafafin’i tena irery fa ilay saina / olona endrika tokana ihany .
    Fa tsarovy andro aman’alina sy alaivo antsaina andro aman’alina ihany koa izay heritreretina , fa avy ao no hiantombohan’ny rafitra tsara mahafinaritra ny olona tsiarairay sy mampilamina ary maha tsara koa ny fiainan’i olona tsirairay amin’ny piarabelona rehetra n’aiza n’aiza izany .
    Heritreritra madio dia mamoaka endrika fandalinampiainana tsara , mahafalifaly sy maha tsara ny fiainan’i olona tsirairay , n’aiza n’aiza izany , erantany tsy ankanavaka .
    Ny heritreritra maloto dia mamoaka endrika fandalinampiainana maloto , mampidina ny sarangampianan’i olona tsirairay izay antsointsika rehetra hoe :
    VAHOAKA.
    Ary na madio na maloto izay rehetra endrika noforonin’i saina izay atao hoe: heritreritra dia tsy maintsy miverina amin’ilay namorona azy ihany ary , rehefa miverina amin’ilay olona namorona azy ireo endrika voaforona na namboariny ireo dia INDROA na INTELO ny herin’izy ireo miverina amin’izay namorona azy ireo ihany .
    Ary ny fiverenan’izy ireo amin’ilay olona namorona sy nanamboatra azy ireo dia mitondra FIANTRAIKANY amin’ny piarabelona aminy , miantonboka ao aminy, ao amin’ny sainy sy ny vatany ary miantraika amin’ny fianakaviany ary mivoaka amin’ny mpinamana sy ny olona rehetra manodidina ary mihitatra erantany rehetra koa , amin’ny vahoaka rehetra .
    Misy fiantombohany ny fisehoan’izay rehetra miseho erantany rehetra ary zavatra rehetra eto ambony tany dia mifandray daholo ihany koa .
    Tsy misy saina endrika tsy mifandray amin’ny saina endrika hafa rehetra manerantany rehetra .
    Halaivo antsaina segondra isantsegondra sy minitra isaminitra ary koa ora isan’ora ny heritreritra isamaraina vao mifoha ary alaivo antsaina ihany koa inona ny fikasana sy ny tanjona ao antsaina androany mandraka hariva mba tsy hitondra fijaliantsaina na amin’iza na amin’iza ary mba tsy hanimba ihany koa izay saina endrika rehetra tsy mihetsika tahaka ny saina endrika mihetsika izay namboarin’i fototrin’ny fiainana sy ny endrika rehetra izay namboariny avy amin’ny akingabtsaina sy vatana ary ny tanan’olombelona izay akingantsainy sy endriny ary ny tanany ihany koa.
    Mba tsy hijaliantsaina sy hitomaniana rehefa kelikely tsy ho ela eo .
    Ny adidy nanirahana sy ny nahaterahana eto ambony tany dia ataovy ampitiavana , amin’i fo madio , hankafaliana lalandava andro aman’alina , ary manaova zavatra sy rafitra fiainana madio izay mampiakatra ny sarangampiainan’i olona tsirairay manodidina ny tena .
    Mba tsy ho hisy fiantraikany ao amin’ny saina sy vatana ary amin’i olona tsirairay manodidina ny tena izay ny maloto atao.
    Tsy misy olona na iza na iza no manana alalana manao didy jadona amin’iza na amin’iza , manery n’iza n’iza hanao sy hanatanteraka ny safidiny manokana araka ny fandinihany sy ny fikasany ary ny tanjony manokana .
    Lalana mifehy sy mitondra ny fiainan’izay rehetra namboarina ( saina - endrika ) eran’izao tontolo izao dia :
    IZAY MAMAFY DIA TSY MAINTSY MIJINJA IZAY NAFAFINY , amin’izao fotoana na afaka fotoana kelikely na any aoriana ary izay atao dia lovainjanaka amanjafy sy ny taranaka rehetra mitohy mitohy hatrany .
    Tsy handeha hanao izay tiantsika atao araka ny sitrapo sy izay mahafalifaly ny saina sy ny fo ary ny vatana fotsiny no nanamboaran’i fototra izay namboariny rehetra fa hanatanteraka miaraka aminy ny fivoarantsarangampiainan’izay rehetra namboariny .
    Mba hiaina fiainana madio , mahafinaritra , mahafalifaly sy tsara rafitra sy endrika eto ambony tany , ho an’i tena sy ny mpiarabelona rehetra erantany .
    Ary tsy izay rehetra heritreretina no maha tsara sy mitondra fahasoavana ho an’i tena sy ny piarabelona rehetra manodidina ny tena , ary tsy izay rehetra atao amin’ny fiainana andavan’ny andro aman’alina no maha tsara ny tena sy ny piarabelona manodidina ny tena koa .

  • @pierreetiennepaulette3608
    @pierreetiennepaulette3608 5 ปีที่แล้ว +4

    Zay zany le fifidianana mangarahara noetina nanhalana vola be tany @ communautés internationales nozarainy cni s'y hcc la honte pour Madagascar

  • @lailalaila97
    @lailalaila97 5 ปีที่แล้ว

    Félicitation pdt de mirary soa ho anao sy n fianakvinao ,ar mirar anao koa aleo hahalas hitondra n tany sn fanjakana ,A/tra hanampi anao @ adidy lebe sy mavesatra zay hatrehanao eto @ firenena

  • @jhfhjjj4585
    @jhfhjjj4585 5 ปีที่แล้ว +2

    President ny vitsy anisa fa izahay tsy Manana filoha anao ry foza a

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 5 ปีที่แล้ว +7

    Hanovana ny tantaran'i Madagasikara ! Tandremo fa misy fampanantenana natao teto ka aoka tsy hanao kopak'ambava intsony.

    • @rasoanirina1267
      @rasoanirina1267 5 ปีที่แล้ว

      Kkkkkkkkk
      Manantena tai- tsokona kkkkkk

    • @meltineniaina1048
      @meltineniaina1048 5 ปีที่แล้ว

      Izay mitsy. Aoka tsy hamita-bahoaka fa izay no nifidianany anao an.

    • @alexandreramon9139
      @alexandreramon9139 5 ปีที่แล้ว

      Ka i Gasikara oa efa tsy ho tafavoaka tsony fa tsisy ohatrany mameno poche sisa no mety. Izaho aloha dia tena anararaotra be @ risoriso e.

  • @kristakristiaoe2354
    @kristakristiaoe2354 5 ปีที่แล้ว

    Tsara ny fampanantenana ny IEM kanefa aoka tsy hanao kopikole befahatany ny any ampita, fa tazony ny kolotsaina mahaMalagasy. Tandremo ny ZES na mampiditra ny vazaha ho tompontany fa hanimba ny souverainete nationale izany. Ny vazaha dia tokony hijanona ho partenaire miaramiasa fotsiny fa tsy omena fahefana amin’ ny tanindrazana. Antsoy ny gasy izay mahay sy manantalenta hanampy amin’ ny fampandrosoana, na avy amin’ ny isamparitra na ny diaspora izany. Ny ilain’ ny Malagasy dia tsy ny hiova ho Paris na Miami akory fa hanana tany mamokatra, trano tsara ary sakafo mahavoky.

  • @RAVELONRIAN
    @RAVELONRIAN 5 ปีที่แล้ว +6

    Ny marina tsy mba maty. Andriamanitra mahalala ny marina rehetra. Mangidy aminay mpanohana ny filoha Ravalomanana izao fa akory atao. Aleo ny ho avy no hilaza azy. Misaotra ny filoha ravalo ny tolona vitany teto @ ity Gasikara ity nandritry ny taona 2002-2019. Tsy manary Andriamanitra ary mbola hanao fahagagana eto @ ity tanindrazana malala ity @ alàlan'i dada na @ alàlan'ny relève.

    • @jolijojo6697
      @jolijojo6697 5 ปีที่แล้ว

      Mampahery azy atsika rehetra nanohana any Dada fa Tompo no hamaly ny vitany

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 5 ปีที่แล้ว +3

    Fecitasition😘 Présidente miandry fampandrosonao firenena izahahy vaohaka Malagasy !!

  • @cybravaka1144
    @cybravaka1144 5 ปีที่แล้ว +1

    malala misaotra an'Andriamanitra enao teto dia maninona ny am investiture no tsy asiana an'Andriamanitra atramin'ny baiboly avy aza tsy azo ho etina .Atra no tompo ny Aina omeo laka IZY

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 5 ปีที่แล้ว +10

    NY MPANGALATRA TSY TONGA RAHA TSY HANDROBA SY HANGALATRA TOPOKO OOO

  • @olinm3634
    @olinm3634 5 ปีที่แล้ว +5

    be anenina refa ao ariana kely eo ataovy tsitanteraka eo ange velirano e

    • @harenaravelojaona1572
      @harenaravelojaona1572 5 ปีที่แล้ว

      Tanteraka foana io fa ny Marc Ravalo nareo no tsy manantanteraka ny zavatra nampanantenainy Marc Valomanana be😈😈😈😈😈

    • @olinm3634
      @olinm3634 5 ปีที่แล้ว

      @@harenaravelojaona1572 zay efa leo fampanatenana pokanty ko😂😂😂😂😂

  • @RVOVOH
    @RVOVOH 5 ปีที่แล้ว +8

    Fandresena amin'ny halatra sy ny vola 000 bale ny CENI sy ny HCC mbola hotsarain'ny tantara eo fa corrompus tsisy hilavana azy hoentina makaiza ty firenena ity e???

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 5 ปีที่แล้ว

    REHEFA TSY MAHAZAKA NY MARINA DIA AZA MANAO RATSY FA NY MARINA TSY MAINTSY TENENINA NA FALY NAREO NA TSY FALY.MPAMONO OLONA ! MPANAO SORONA HIBODOANA ILAY TOERANA TSY SAHAZA NY TENA.

  • @dinajeanpatrickrafidison8149
    @dinajeanpatrickrafidison8149 5 ปีที่แล้ว +6

    Miarahaba anao izahay Atoa FILOHA Andry RAJOELINA Ary matoky anao izahay

  • @ionyevans7873
    @ionyevans7873 5 ปีที่แล้ว +5

    Fandresena avy amin ny fangalarambato izany tsy fandresena marina

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 4 ปีที่แล้ว

    Lalana N 44 ô, mbola manainga zipo fona zay e 😩😩😩

  • @veroniqueraharimalala1686
    @veroniqueraharimalala1686 5 ปีที่แล้ว

    Manantena anao zahay President, ary mino fa ho tanterakao ny velirano, eto izahay vonona hanampy anao ary Andriamanitra anie ho eo anilanao mandrakariva hahafahanao manantotosa ny adidinao @ty firenena malaln-tsika ity! Misaotra Presindent @fanetren-tena hanompo ny firenena!!! Fitiavana no lehibe indrindra

  • @pelasoabibiky1356
    @pelasoabibiky1356 5 ปีที่แล้ว +7

    Très bon discours merci notre président 😍😍😍

    • @molkejabaly1394
      @molkejabaly1394 5 ปีที่แล้ว

      C'est ce qu'on appelle LA CLASSE
      Soit on l'a ou non comme l'autre

    • @tsantaandriamanohisoa9693
      @tsantaandriamanohisoa9693 5 ปีที่แล้ว

      @@molkejabaly1394 kely saina be enao nataoko iany n tsy iteny "fitiavana n lehibe indrindra" le ray ary efa manaiky resy mbola reraka manaratsy ihany enao de gaga enao! kkkkkkk asa vita eto no ifampitsarana!

  • @fredericlucienrakotozafy6965
    @fredericlucienrakotozafy6965 5 ปีที่แล้ว +4

    Mitsodrano anao izahay Président mba ahavita soa amin'ny adidy rehetra miandry anao. Mahereza e!

  • @alexandreramon9139
    @alexandreramon9139 5 ปีที่แล้ว +1

    Félicitation Mr le Président. Dia misaotra an'ireo tsisy saina rehetra nihady mafy mba ho lany 13. Enga anie mba hisy bizina be ity mandat ity. Miala tsiny aho ry mafy ady isany izay nandany 13 fa mbola hiady @ fiainana mafy indray ianareo. 😂 😂 😂 😂

  • @iavotriniainanasolonomenja1761
    @iavotriniainanasolonomenja1761 5 ปีที่แล้ว

    Miarahaba anao Andriamatoa Filoha. Manantena izahay ny mba hahazo asa manomboka izao, ary matoky ny fahendrenao.

  • @nicolassanluis3867
    @nicolassanluis3867 5 ปีที่แล้ว

    Aza manao ory hava-manana fa izany no anisan'ny nanimba ny Firenena, adin'ombalahin'ny mpianakavy ity, ka ao ny tombon-tsoa iombonana @ izay no banjinina satria taraiky be isika ary tsy hitsitsy antsika ny Firenena hafa ka mila miray hina @ fampandrosona.

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 5 ปีที่แล้ว +1

    Félicitations monsieur le président andry . Tsy adinoko koa n'y fanajanao tena monsieur Ravalomanana resy hianao fa resy ampanajana kaolin misaotra tompoko fa tena mahafinaritra n'y tantara ampetrakao tsy mila ra latsaka isika fa hiaraka anasondritra ny tany ndrazana misaotra tompoko ary mivadika any président andry ho tsara fitondra s'y tsy hivadika aminy teniny izay voalazany misaotra tompoko

  • @fenoharintsoajoo2896
    @fenoharintsoajoo2896 5 ปีที่แล้ว +1

    Arabaina i Rajoelina
    Fa tandremo ny demakosie è! Samy ho tsarain taranaka eto isika

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala4642 5 ปีที่แล้ว +1

    Miarahaba ny Filoha vaovao Andry Rajoelina izay filoha voafidimbahoaka, nandresy ny Malagasy sy ny demokrasia

  • @felyrajerison424
    @felyrajerison424 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitrak anao izahay vahoaka ny brickavill sy vatomandry ,indrindra fa pek 227 rn2

  • @noromamisoanicoleandriambe9070
    @noromamisoanicoleandriambe9070 5 ปีที่แล้ว +4

    FELICITATION PRESIDENT.TSY MATY ARAKY NY FIVOIZAN SASANY AZY NY MRINA FA DIA INY NAVOAKY NY HCC INY TOKOA.NY MARO AN ISA NO NIFIDY SY MATOKY ANAO KA DIA MIRARY ANAO HAHATOTOSA NY ASA MAFY HIANTSOROHANAO.BRAVO

  • @haryrandriambola839
    @haryrandriambola839 5 ปีที่แล้ว

    Atoa Rajoelina misaora ianao manana vady amnjanaka HENDREY SY MANANTSAINA ARY TANDREMO IREO OLONA MPANARAKA ANAO FA BETSAKA NO TSY MAZAVA SAINA IZIREO KOA MBOLA HAVERIKO TANDREMO IREO MPANARAKA ANOA FA MISY MPAMINGANA IZIREO MISAOTRA

  • @flowers9464
    @flowers9464 5 ปีที่แล้ว

    Andriamanitra homba anao mba ahatanterahanao ny fikasanao ahasoa ny Firenena.

  • @sahazarandri6496
    @sahazarandri6496 5 ปีที่แล้ว +4

    HIROSO @ FANAOVANA SORONA @' IZAY IZANY FA EFA AZO IZAY NILAINA??? MATY INDRAY NY FOZA FA HO ANTSOINA HIZARANA VOLA KELY DIA HALATSAKA AINA EEE

  • @oliviergege3479
    @oliviergege3479 5 ปีที่แล้ว

    Izay tonga ihany no arabaina, arabaina ianao filoha Andry RAJOELINA

  • @ravoniainarakotomanga8715
    @ravoniainarakotomanga8715 5 ปีที่แล้ว +1

    OEEEE: HIPETRAKA @ BUILDING AMZAY ZANY TSIKA RY MALAGASY AN

    • @julienramiandrisoa4141
      @julienramiandrisoa4141 5 ปีที่แล้ว +1

      Hahaha. Building-na building, ho ita eo zan veliran veliran, s tramway.

  • @christinerazafindrafara6685
    @christinerazafindrafara6685 5 ปีที่แล้ว

    félicitations président andry

  • @okleram9340
    @okleram9340 5 ปีที่แล้ว +1

    Raha oe 17 % no azon'ny mpifaninana t@nao d ekena ilay teninao fa saingy mifanakaiky kely ilay isam-bato mba hampitony kokoa ny vahoaka. D miandry anao sy ny promesses Maro be nataonao ny vahoaka malagasy reetra eran-tany. Promesses dûs, actions???? Aoka ny tantara no hitsara azy.

    • @sahazarandri6496
      @sahazarandri6496 5 ปีที่แล้ว

      Vaton- dRavalo io natsombadika io ohatra ny t@ 2013 ihany, na teo aza nz fangalarana mioham- pampana fa mbola resy, 1% no azony raha ny tena marina fa amboletra fotsiny , fa ny vahoaka ihany no hifafa ny kiho rehefa vy eo.

  • @fetrarisonzaris4223
    @fetrarisonzaris4223 ปีที่แล้ว

    🤣🤣🤣😂 aiza ho aiza isika izao? hambom-pom-pirenena sy fitiavan-tanindrazana 😜🤪

  • @tsiaroandritiana4559
    @tsiaroandritiana4559 5 ปีที่แล้ว

    Izay isika hanenina voalohany na ianareo nifidy azy sy ireo nampandany azy.....Tokony izay nifidy azy ihany no...

  • @jacquesrollandrafanomezant9107
    @jacquesrollandrafanomezant9107 5 ปีที่แล้ว

    AVELAO IZY ALOHA HIASA E! IZY ZAO NO RAD MALAGASY DIA HAJAO E

  • @tsarafalyandrifanasinavirg5993
    @tsarafalyandrifanasinavirg5993 5 ปีที่แล้ว

    Na maro ny sakantsakana, ny zavatra haiko dia avy @ Andriamanitra ny Mpanjaka rehetra nitondra ny tany na dia hita fa nihodina aza ny sasany. Koa ity anakiray ity dia Nomen'Andriamanitra koa ary sitrany hitondra Madagasikara koa tsy hitsangamenatra izahay nanohana azy

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 5 ปีที่แล้ว +3

    Any Ambondrombe zany sisa ny Malagasy no hipetraka.

    • @jacadiantananarivo4966
      @jacadiantananarivo4966 5 ปีที่แล้ว +1

      Enao rery no ipetraka any réf tinao sy irinao fa aza manozona ny malagasy

    • @favydozy3268
      @favydozy3268 5 ปีที่แล้ว

      ra mbola misy toerana fa tsy noviidiny ireo vahiny

  • @radamaranjatsimatimanota9427
    @radamaranjatsimatimanota9427 5 ปีที่แล้ว +1

    nody venty ny rano natsakaina e, de mirary soa atrany amin'ny oavin ty Madagasikara antsika ty!

  • @nathalierasoanirina1364
    @nathalierasoanirina1364 5 ปีที่แล้ว

    😍😍😘😗

  • @pierreetiennepaulette3608
    @pierreetiennepaulette3608 5 ปีที่แล้ว

    Tsy aleo tsy asina fifidianana tsony fa tonga de ny cni s'y hcc mifidy président de vita ,tsy omeko tsiny reo zay tsy tonga nifidy

  • @livavoko7372
    @livavoko7372 5 ปีที่แล้ว

    IZAHAY KOA HAMELA ANAREO NA DE MAFY AZA NY FANAMBANIANAREO ANAY TETO SAMY GASY TSIKA FA MBOLA TSY TARA RAHA MIOVA

  • @salimafarah6035
    @salimafarah6035 5 ปีที่แล้ว +1

    mirary soa ho anao président a
    tahin TOMPO atrany de arao vavaka fona ny zavatra atao e

    • @richardsonraoliarivony8397
      @richardsonraoliarivony8397 5 ปีที่แล้ว

      Tohizo hatrany ny vavaka President RAJOELINA fa ny Tompo Jeso hiaro anao sy hitantana ny hitondrana ny Madagasikara sy ny Malagasy ao aminy

  • @molkejabaly1394
    @molkejabaly1394 5 ปีที่แล้ว

    Bravo ZANDRY KELY
    Tsy ampy anay ny 5 taona
    Tena hikandrabe ny tary eto antanana é !

  • @raissacastel8188
    @raissacastel8188 5 ปีที่แล้ว

    Félicitations président de la république malagasy et vive la république

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 5 ปีที่แล้ว

    Refa tsimahay mitodra de aongana adry Adry rajoelina navita reraka foana panejika de ao arinany ranjoelina foana akatony zay vava voka padesy nenay ✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌❤❤❤❤

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 5 ปีที่แล้ว +7

    MIOMANA RY FOZA MATIMBOLA ISANY FA HO ATAO SORONA DAHOLO @' IZAY OOOOO EFA TAFAKATRA NY MPANGALATRA SY MPANDROBA.

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว +1

      RASOA NIRINA À NA IZAHO AZA DIA TENA GAGA @IRETO HCC IRETO É ZAO NO VOKANY REHEFA TIA VOLA TENA MALAHELO ANY DADA AHO FA ATAO AHOANA É NADRESY ISIKA É SATRIA TSY NANGALATRA IZAY NO HERY TSIKA É

    • @ibourahimmohamad5414
      @ibourahimmohamad5414 5 ปีที่แล้ว +1

      Ianao mihisiny ro tena matimbola kanao tsy mijery lavitra ry foza

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว

      @@ibourahimmohamad5414 À NANDRESY ISIKA É SATRIA TSY NANGALAMBATO É

    • @favydozy3268
      @favydozy3268 5 ปีที่แล้ว

      @@niniratsimba7704 nomeny vary 5kg menaka 1l dia hataovy mahavitanareo 5 taona ireny mahonena ilay nifidy azy ??

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว

      @@favydozy3268 TENA MARINA NY TENINAO IREO MAHANTRA IREO ANIE IZAO NO TENA HIAJALY É ZA TENA KIVY FA ATAO AHOANA É NAHIZANY AZA NANDRESY ISIKA SATRIA TSY NANGALAMBATO É

  • @hantatrain4963
    @hantatrain4963 3 ปีที่แล้ว

    Felicitation PRESIDENT

  • @soanatacha3230
    @soanatacha3230 5 ปีที่แล้ว

    felicitation President 😍😍

  • @njatorazafimbahiny1081
    @njatorazafimbahiny1081 5 ปีที่แล้ว

    Mahereza mivavaka ho an'ny Nosy malalantsika
    njatochristien.wordpress.com/2019/01/08/ny-vavaky-ny-mpanao-salamo-ho-anny-mpitondra/

  • @lirenceratompoarivelo6041
    @lirenceratompoarivelo6041 5 ปีที่แล้ว

    Toujour TGV

  • @desirerakotondratsimba2491
    @desirerakotondratsimba2491 5 ปีที่แล้ว

    Mirary anao Atoa Filoha ahaleo ahalasana ka ho tanterakao ireo VINA vita VELIRANO tamin'ny Malagasy. Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany.

  • @ylangmessenguiral1406
    @ylangmessenguiral1406 5 ปีที่แล้ว

    Faly miharaba anao zay mianakavy andriamatoa filoha fa lasabao nifiloham pirenena Malagasy lavitra ni ezaka nataonao vao tonga eo ianao mirary soa sycourage anaozahay bon discoud ary tena madio fl anao merci

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 5 ปีที่แล้ว

    MISY VIDINY LAFO IO SEZA NANGALARINA IO KA IZAY HO HANAMAFISAKO ETOANA, HIVIDY FOZA @ 2000AR INDRAY HO ATAO SORONA. ARAKA NY EFA FANAONY HATR@ VOALOHANY T@ 2009.

  • @valandriatsitohaona4753
    @valandriatsitohaona4753 5 ปีที่แล้ว

    itanay eo zan anjara masoandronay zan ar aa, tandremo le vely rano sao ts tanterahana ary a, zay iany nenay

  • @noromamisoanicoleandriambe9070
    @noromamisoanicoleandriambe9070 5 ปีที่แล้ว

    MATOKY ANAO IZAHAY ZANDRY SY TANORA MARO MIANDRANDRA FIOVANA ETO @ ITY FIRENENA MALALANTSIKA ITY.

  • @markusvinguidassalom2146
    @markusvinguidassalom2146 5 ปีที่แล้ว +1

    Amboary @zay ny mamanay Rn13 io matoky anao zahay mino fa ts za rery no manatena anzany

  • @valisoaannole3944
    @valisoaannole3944 5 ปีที่แล้ว

    za TS mifidy 13 no TS mifidy 25 fa matoa izy zany no lany filom_pirenena d io no tondro avy amin ' andriamanitra. andriamanitra rery ihany mahay NY hoavy firenena.
    Faniritsika rht NY ampandroso any m/scar fa andriamanitra no manao zvt rht.
    NY filiom_pirenena d manana programme ampandrosona m/scar na iza lany na iza. fa andriamanitra kosa d manana programme hoany firenetsika . Tiko lazaina d eny oe fikasana an'olombelona fa didi an'andriamanitra

  • @lovaandrianasolo214
    @lovaandrianasolo214 5 ปีที่แล้ว

    Manantena izahay vahoaka fa dia hiady @ kolikoly sy ny fanondranana ireo harena sarobidy tokoa ianao Atoa filoha.

  • @herizorasoanantenaina2429
    @herizorasoanantenaina2429 5 ปีที่แล้ว

    Miarahaba anao! De anomboka @zay zany ny famerenana ny trosa t@ propagande .Ny malagasy zao no tohatra hiakaranao.

  • @sameraanina2666
    @sameraanina2666 5 ปีที่แล้ว

    Tonga de alefa ny fapanatenaina vahoka sy ny firenena e

  • @meltineniaina1048
    @meltineniaina1048 5 ปีที่แล้ว

    MANOMBOK ETO DIA MANDRAY ANAO HO PRÉSIDENT KA HIEZAKA HANADINO NY LASA ARY HIANDRANDRA HO AVY MAMIRATRA E. MIARAHABA ANAO FILOHA. NOHO IZANY MIANDRY ARY TENA MIANDRY FAMPANDROSOANA FA TSY HO MPIHAINO KABARY TSARA LAHATRA MAMPDITRA LALITRA ANY AM-BAVA. ITY KABARINAO ITY DIA TENA MAHARESY LAHATRA KA NY ATAONAO IZAO NO ANDRASANAY. AZA FITAHINA IZAHAY ARY AZA AMIDY NY TANINAY. AZA ATAO SORONA IZAHAY SY NY TANINAY AMERENANA AN'IRENY VOLA BE NOLANIANAO TAMIN'NY PROPAGANDY IRENY.

  • @menjanandrasana866
    @menjanandrasana866 5 ปีที่แล้ว

    Félicitation President

  • @akonlook-alike4572
    @akonlook-alike4572 ปีที่แล้ว

    :)

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 5 ปีที่แล้ว

    Ranjoelina tsinanongana malangasy efa leo dada be ravalomanana 😭😭😭😭😭👎

  • @danielradany965
    @danielradany965 5 ปีที่แล้ว

    Voky kabary loatra ny vahoaka fa ampy izay fa lasa kobaka

  • @michelandrianoelisoa5779
    @michelandrianoelisoa5779 5 ปีที่แล้ว

    Enga anie ka hitondra soa ho an'ny firenetsika tokoa Ny President vaovaontsik

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 5 ปีที่แล้ว

    Enao manaratsy any Adry rajoelina io tena miheritrereta fa ovonoiny sy atao sorona ahoana malagasy ga Adry rajoelina pamono olona mapalaelo toetsaina aboary kely

    • @favydozy3268
      @favydozy3268 5 ปีที่แล้ว +1

      ary iza no panongam-pajakana ???pauvre tarée

  • @lydsrama2974
    @lydsrama2974 5 ปีที่แล้ว

    fiers ny zahay mpiray tanana taminao taloha eee Ampandrana Besarety Mahavoky eeee

    • @ibourahimmohamad5414
      @ibourahimmohamad5414 5 ปีที่แล้ว

      Asiny bilidiny ao aminao

    • @favydozy3268
      @favydozy3268 5 ปีที่แล้ว

      @@ibourahimmohamad5414 asiny tramway sy autoroute iany ko ao besarety !!!!

  • @priscanana9336
    @priscanana9336 5 ปีที่แล้ว

    Aza manambany kely

  • @narijarakotoarisoa4073
    @narijarakotoarisoa4073 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko

  • @narijarakotoarisoa4073
    @narijarakotoarisoa4073 5 ปีที่แล้ว

    Kkkkkkk

  • @vololoniainaanitha6123
    @vololoniainaanitha6123 5 ปีที่แล้ว

    Kkkkkkkkk aty aiza les Dada mbola natory ary @ 13mai 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @marieravelo1182
    @marieravelo1182 5 ปีที่แล้ว

    Miarahaba anao Présidant Mahaleova Mahalasana Andriamanitra homba anatanterahanao programme rehetra zay tanterahinao @ hampandrosoanao Madagascar Nosy malalantsika masina ny Tanindrazana

  • @joussajoussa6844
    @joussajoussa6844 5 ปีที่แล้ว

    miarahaba anao Mr président mirary anao hahatotosa ny adidy lehibe miandry anao andriamanitra anie hitantana anao

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 5 ปีที่แล้ว +17

    MIOMANA RY FOZA MATIMBOLA ISANY FA HO ATAO SORONA DAHOLO @' IZAY OOOOO EFA TAFAKATRA NY MPANGALATRA SY MPANDROBA.

    • @RVOVOH
      @RVOVOH 5 ปีที่แล้ว +2

      Marina mihitsy zany ka

    • @j7prime351
      @j7prime351 5 ปีที่แล้ว

      Zahay cotier nininona lazainao tsy mila r8 satria mafy taminay nanaovany tananay tamatave zany t@izy lany t@2002 tsy nomeny vola tamatave hanaovana zavatra fa satria tsy Roland tatasika no mer tao maro ny zavatra nalaina namidy efa eloka be vava namarotany tany tany tamatave nanaovana any ambato vy manginy fotsiny betsaka ny olona very tany tambazana @ vola kely tsy mavita nininona akory zany daholo fitiavana tena neny dadanareo fa tsy fitiavana vahoko ka noho izany d ampy ho anazy zao mba hisy hisainany @ manaraka fa tsy mety ny manavakavaka s'y manao didijadona ka zay tiana hatao no hatao

    • @RVOVOH
      @RVOVOH 5 ปีที่แล้ว +3

      @@j7prime351 ho hita eo ty MIAMI ANAREO latsanay mihitsy raha vao tsisy zavatra vita eo zalahy aloha tsy manana president olona mangalatra zany fa ny anay dada ihany e !!!halatra sy hosoka no bdb

    • @kevinlaz5678
      @kevinlaz5678 5 ปีที่แล้ว

      Aokzay le toetsaina tia mifandrafy fa zay no tsy mapandroso any madagasikara. Izy 2 lahy mpifanandrina ary efa nifandray tanana dia ny vahoaka madinika mbola oie oie

    • @jolijojo6697
      @jolijojo6697 5 ปีที่แล้ว +2

      marina ny lazainao ;mbola tsy haneno intelo aza ny akoho efa hiantso any Dadanay ny vohoaka nandatsabato @ foza sy mpangalatra ty !